Malagasy aho fa contre ny didim poitra

1. alexandra32 ( 11/09/2017 11:28)
Manahoana daholo,

Mitady correspondant sy namana Malagasy, manana zanaka lahy ary manana intention TSY hampanao famorana an'io zazalahy io.
Ny tenako moa Malagasy ihany, fa mihevitra ahy hoe? meme si hoe fomba malagasy io fomba io, dia amiko, zohan'ny tsirairay no mi jouir entierement de leur corps, et c'est pas aux parents ou beau-parents de decider hoe hampanao na tsia. De plus, il y a pas mal d'etudes scientifiques qui avancent que la circoncision diminue pas mal le plaisir sexuel, donc à mon avis, il n'est point utile. de plus, je pense qu'ici a madagascar, on pratique cette coutume pas parce qu'on le veut, mais parce qu'on veut se conformer ou parce qu'on est sous pression sociale...chose que je n'admets pas du tout et franchement, rien ni personne, n'a réussi à me faire changer d'avis.
Si vous etes dans ce cas, et si vous etes CONTRE la circoncision uniquement, que vous soyez de province, d'ailleurs, ou de Tana, j'aimerais rentrer en contact avec vous. Dans le cas inverse, je ne suis point intéressé.

Voici quelques liens utiles qui m’ont poussé à ne plus accepter cette pratique. Pour moi, ça n’a rien à voir avec le Christianisme (les Américains sont bien Chrétiens, non, mais eux, ont decide d’adopter des attitudes contre la circoncision), comme certaines personnes me l’ont déjà fait mention, mais plus, avec le droit à l’intégrité physique de l’enafnt, car c’est son corps, et nous parents devons lui donner ce choix, c’est notre devoir, et qu’importe ce que pense la femille de ma femme ou ma mere, ou encore les amis.

Ici, une revue scientifique
http://www.circumcision.org/studies.htm

The hidden trauma of circumcision (USA)
https://www.psychologytoday.com/blog/moral-landscapes/201501/circumcision-s-psychological-damage

Un autre journal medical (USA)
http://www.circumcision.org/psych.htm

Ici, des articles de journaux, don’t celui du The Guardian (Anlgleterre)
http://www.theguardian.com/world/2012/aug/28/circumcision-the-cruellest-cut

Telegraph (UK)
http://www.telegraph.co.uk/men/active/mens-health/10995925/Its-time-for-a-proper-debate-on-circumcision.html

Journal du Quebec (Canada francophone)
http://www.journaldequebec.com/2014/01/08/drainville-prie-dinterdire-la-circoncision

une video, en français (pour ceux qui vont encore dire “on ne parle pas anglais”)
http://www.droitaucorps.com/circoncision-psychologie-impact

Enfin, il y a aussi ce site, quis 'appelle FOREGEN
http://www.foregen.org

Cette entreprise italo-americaine, effectue des recherches sur le rétablissement des membres amputés et s'intéresse plus particulièrement au rétablissement du prépuce (qui est enlevée contre tout gré à l'enafnt lors de la circoncision). Si les recherches aboutissent, il sera possible un jour, et espérons dans un futur proche, de faire rétablir un prépuce ainsi que TOUTES ses fonctions sensorielles. L'opération est chère mais pour ceux qui y pensent, c'est peut-être une solution sur laquelle pencher.

Dans la vie, il est important d’avoir une indépendence de jugement et ne pas toujours écouter ce que pensent les autres, sinon, on ne vit plus sa proper vie et on n’assume plus ses propres choix si on suit toujours les autres!, et cette mentalité à nous Malgaches de vouloir toujours tout imposer …ça, je ne l’accepterai jamais quoi qu’il advienne!! Ma mere est pour, ma soeur aussi, et mes 2 beau-frères sont à 100 pourcent pour, mais moi, non, je suis à 100 pourcent contre, et c’est mon fils , donc sauf si je suis à 3 mètres sous terre, c’est encore moi qui decide suivant mon proper jugement et base sur des raisons que j’estime être entièrement justifiees.

La izao..., il y'a une famille que je connais, mais la relation entre la mère et son fils a été littéralement anéantie, juste a cause du fait qu'il a été circoncis contre son gré; un autre que je connais ne va pas non plus faire le famadihana de ses parents car, me dit-il, j'ai été circoncis sans que je ne le veule. Tous deux sont Malgaches. maintenant, l'idee selon laquelle on a peur du regard des autres, etc ...ca faut laisser tomber car oui, vous allez surement avoir des commentaires, mais plus tard, votre fils risque de vous en vouloir. Moi aussi, la relation avec ma propre mère a changé depuis...tout ça no io resaka hoe forcer-na sy contre ny consentement io...tsy allo ve tsy nieno havana taloha e.

Miala tsiny tompoko raha somary mivantana fa dia ireo no hevitro ary izaho tsy hoe mi-forcer anareao hanaraka an’ahy fa reha pour ny famorana ianareo, dia tohizo io fomba io satria moa izany no hitanareo fa mety (et je peux comprendre à quell point c’est difficile d’aller à l’encontre d’une tradition qui est ancrée chez nous, nous en plus qui sommes religieux, mais bon…les Américains aussi le sont et leur nation a été batie d’ailleurs sur la religion, mais aujourd’hui, ils sont les premiers à abandoner peu à peu cette pratique qui nuit à la dignité et à l’intégrité de l’enfant) ary aza mi-critique olona izay contre an’io fomba io fa ianareo koa tsy tantinareo terierena…ka aleo tompoko samy hifanaja isika rehetra ary elao samy hanao an’izay mifanintsy amin’ny fomba fijery.

Alex.
2. vony501 ( 11/09/2017 12:27)
Inona moa izany no tanjonao fa tsy azoko? Hilaza fotsiny ny hevitrao, sa hanentana ny Malagasy tsy hanao didim-poitra intsony ny zanany lahy? Izaho manokana aloha dia tsy ho namanao, ary mbola manafatra ny taranako fa "tsy maintsy" atao didim-poitra ny zazalahy rehetra. Mariky ny maha-Malagasy, ara-pahasalamana, fa indrindra indrindra mariky ny maha zanak'Andriamanitra (Kristiana)
3. Andry Njila ( 11/09/2017 14:45)
Ny ahy zanako lahy 2/be izao ny iray 8 taona ny iray 4 tsy misy natao didipoitra ary tsy ho atao. Kristiana aho fa matoky fa tsy izay no tian'Andriamanitra atao ho an ny zanako fa manone safidy izy dia isika no misafidy. Tsy misy famille mijabaka amin'ny choix nataonay. Toy izay koa ny vavy tsy natao tevika rehefa lehibe izy misafidy.
Tsy mamadika koa izahay fa tsy manakana ny famille hanao izany. Malalaka ny safidy tsy misy bedy ary tsy miady ihany koa fa fiainana mando ity ve. Fa tsy misy marina na iray akory amintsika fa samy manao izay fantany fa mety sy maha resy lahatra tsy hijerena ny hafa. Ny mahasoa ny hafa tsy voatery hahasoa ny tena. Izay tsara amin'ny hafa mety ratsy ho antsika koa aleo mandinika irery aloha...
Mirary soa indrindra
4. odilontodisoa ( 12/09/2017 09:31)
samy manana ny fomba hoentiny hanatsarana sy handrindrana ny fianakaviany tokoa ny tsi1-1 fa raha ny amin'izany kosa aloha dia sarotra ny hiala aminy!!
5. tokym ( 06/10/2017 07:01)
t@ Ntaolo malagasy ny famorana dia fomba iray tsy maintsy natao mba hampidirana ny zazalahy ho ao anatin'ny firaha-monina ;natao ko izy io mba hanadivana ny zaza satria ny zaza tsy vita fora dia nohevrina fa maloto ;narahina fomba maro ny famorana t@n'izany fotoana izany ary @n'izao aza dia mbola maro ny manao izany.
teo @ fomb kristianina koa araka ny testamenta taloha dia namora zazalahy ny (mpivavaka)
aminareo inona no antony nahatonga ny fitoviana ???? kisendrasendra ve ?
safidy io ary malalaka ny tsirairay hifidy izay tiany fa amiko kosa ny famorana ilaina na @ maha-malagasy na @ maha-kristianina ary ny farany nefa tsy kely dia ara-pahasalamàna ;tsy hoe maty akory raha tsy manao na tonga dia marary fa mba manampy midy amin'ny aretina mifandraika @izany
6. Andry Njila ( 06/10/2017 07:33)
Raha ny maha kristianina aloha dia ny hebreo ihany no tena mifora fa ny vazaha frantsay,italien, anglisy, sns tsy hoe voatery hifora izay vao hoe kristiana. Noho izany dia tsy azo lazaina hoe lalana io raha tsy izay tsy kristiana.
Ny fomba Malagasy koa dia misy tena afaka manohy izany misy kosa efa tsy afaka intsony toy ny famadihana sy fandevenana ary famorana dia misy tsy manao azy noho ny halavirana, noho ny finoana, noho ny ara-bola, ankehitriny ara-pahasalamana.
Ny zavatra rehetra dia misy mahatsara sy maharatsy azy avokoa ka raha ny famorana amiko manokana dia noho fahasalamana ihany no tokony hanaovana azy fa tsy ara-pomba. Raha zaza marary lava dia tena tsara raha atao fa ao no mijanona ny otrikaina. Raha zaza tomady diovina tsara fotsiny dia tsy maninona mihitsy.
7. mirananirina ( 08/10/2017 19:21)
Nahoana no contre? Amiko aloha ohatra tsara ilay izy an!
8. tealala ( 09/10/2017 07:09)

Andry Njila :

Ny ahy zanako lahy 2/be izao ny iray 8 taona ny iray 4 tsy misy natao didipoitra ary tsy ho atao. Kristiana aho fa matoky fa tsy izay no tian'Andriamanitra atao ho an ny zanako fa manone safidy izy dia isika no misafidy. Tsy misy famille mijabaka amin'ny choix nataonay. Toy izay koa ny vavy tsy natao tevika rehefa lehibe izy misafidy.
Tsy mamadika koa izahay fa tsy manakana ny famille hanao izany. Malalaka ny safidy tsy misy bedy ary tsy miady ihany koa fa fiainana mando ity ve. Fa tsy misy marina na iray akory amintsika fa samy manao izay fantany fa mety sy maha resy lahatra tsy hijerena ny hafa. Ny mahasoa ny hafa tsy voatery hahasoa ny tena. Izay tsara amin'ny hafa mety ratsy ho antsika koa aleo mandinika irery aloha...
Mirary soa indrindra

Ny tsy hazoko mampiomehy ahy ihany aloha, ekeko hoe ny kristianina tsy mifora fa ny mahagaga ahy dia ny fanekena nataon' Andriamanitra izay heverin'ny Kristianina harahiny dia naniraka an'i Abrahama hifora. Dia ianao nisafidy ny tsy hanao famorana.
9. Andry Njila ( 10/10/2017 10:43)
manome safidy malalaka izy
fa raha katolika kristiana ianao dia ny papa sy ny italiana maro be eto italia dia tsy mifora mihitsy noho izany dia tsy kristiana izy ireo ???? satria tsy nanaraka ny nolazaina tamin'i Abrahama?

tealala:

10. alexandra32 ( 06/11/2017 12:09)

odilontodisoa:

samy manana ny fomba hoentiny hanatsarana sy handrindrana ny fianakaviany tokoa ny tsi1-1 fa raha ny amin'izany kosa aloha dia sarotra ny hiala aminy!!

nefa izao ny zanako tsy nataoka ary j'ai tenu tête jusqu'au bout. Somary tezitra ny rafozaka fa tena tsy vakiko loha aloha ny ahy e. Choix-ko io dia mijoro @ hevitro aho fa tsy miheno havana na namana izany.
11. alexandra32 ( 06/11/2017 12:11)

Andry Njila :

manome safidy malalaka izy
fa raha katolika kristiana ianao dia ny papa sy ny italiana maro be eto italia dia tsy mifora mihitsy noho izany dia tsy kristiana izy ireo ???? satria tsy nanaraka ny nolazaina tamin'i Abrahama?

tealala:

Andry Njila :

Ny ahy zanako lahy 2/be izao ny iray 8 taona ny iray 4 tsy misy natao didipoitra ary tsy ho atao. Kristiana aho fa matoky fa tsy izay no tian'Andriamanitra atao ho an ny zanako fa manone safidy izy dia isika no misafidy. Tsy misy famille mijabaka amin'ny choix nataonay. Toy izay koa ny vavy tsy natao tevika rehefa lehibe izy misafidy.
Tsy mamadika koa izahay fa tsy manakana ny famille hanao izany. Malalaka ny safidy tsy misy bedy ary tsy miady ihany koa fa fiainana mando ity ve. Fa tsy misy marina na iray akory amintsika fa samy manao izay fantany fa mety sy maha resy lahatra tsy hijerena ny hafa. Ny mahasoa ny hafa tsy voatery hahasoa ny tena. Izay tsara amin'ny hafa mety ratsy ho antsika koa aleo mandinika irery aloha...
Mirary soa indrindra

Ny tsy hazoko mampiomehy ahy ihany aloha, ekeko hoe ny kristianina tsy mifora fa ny mahagaga ahy dia ny fanekena nataon' Andriamanitra izay heverin'ny Kristianina harahiny dia naniraka an'i Abrahama hifora. Dia ianao nisafidy ny tsy hanao famorana.

miala tsiny fa safidiko ilay izy ka na fivavahana aza tsy ampiova hevitra ahy. misaotra nizara fa hanaraka ny hevitro foana ahy sy vadiko.
12. alexandra32 ( 06/11/2017 12:15)

vony501:

Inona moa izany no tanjonao fa tsy azoko? Hilaza fotsiny ny hevitrao, sa hanentana ny Malagasy tsy hanao didim-poitra intsony ny zanany lahy? Izaho manokana aloha dia tsy ho namanao, ary mbola manafatra ny taranako fa "tsy maintsy" atao didim-poitra ny zazalahy rehetra. Mariky ny maha-Malagasy, ara-pahasalamana, fa indrindra indrindra mariky ny maha zanak'Andriamanitra (Kristiana)

Misaotra nizara ny hevitrao. nefa kosa, tsy maninona na tsy mitovy hevitra aza isika ary aleo samy hanao izay hoe mety amin'ny tsirairay. Contre ahy, ary ny vadiko koa, izay malagasy, dia contre koa. Tsoriko aminao fa betsaka ny "pression" nitranga taminay, fa izany dia tsy namiova hevitranay, na iza no niteny, na iza. Ny vadiko aza, nifamaly be t@ reniny mihitsy (ny papany moa contre ny famorana koa ka tsy niteny) hoe tokony tsy natao ahy hoy izy ary tonga dia niraisiny ny decision hoe, ny ahy, ny zanako, tsy ho foraiko ary ilay manaraka ao koa, mbola izay ihany. Ny ravaviko koa izao, tsy hanamora ny zanany lahy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4