Aza mba miavonavona sy manalikalika olona ihany ry reto a

1. rabaradaka ( 31/08/2014 10:00)
Mba eritreritra mandalo ry reto a, aza mba miavonavona sy manambany olona ihany fa hay samy ho faty daholo ary tandremo fa mety ilay mpiavonavona sy mpanambany ary mpanalikalika olona iny no ho faty aloha. Fony dokotera tao amin'ny HJRA i Itompokalhy Nônô dia fiavonavonana re izao, fanambaniana olona re izao, asa noho izy mpihira ve sa noho izy dokotera. Matezà ny aina ry kaky ô, isika mbola eto ihany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3595