Ampidiro aloha ny tenimiafina
INONA NO DIKAN'ITO HOE "VANGY " ITO?
1. MITIA7
(
06/08/2015 12:57)
Misy an'ilay soratra hoe "vangy" io etsy ambony ilay rehefa hisafidy ny lohahevitra ho jerena, inona no dikan'io azafady?
Misaotra betsaka
2. vahiny2004
(
06/08/2015 14:17)
MITIA7:
Misy an'ilay soratra hoe "vangy" io etsy ambony ilay rehefa hisafidy ny lohahevitra ho jerena, inona no dikan'io azafady?
Misaotra betsaka
:-)
Fototenin'ny hoe "mamangy" io . Fantatrao ve aloha izany hoe "fototeny" ?
3. booboo
(
06/08/2015 15:19)
Mitovitovy dika @ mitsidika
4. MITIA7
(
07/08/2015 05:32)
Huum, Izany hoe ny isan'ireo olona namangy na nitsidika ny lohahevitrao izany? Misaotra anareo e
5. hery
(
08/08/2015 16:19)
Fa raha ianao no miverimberina mamangy dia voaisa ho 1 ihany an :-)
6. bazylou
(
22/08/2015 17:14)
fa tsy hoe fanasana vangy ?? lool