filána ve ?

1. fitiavana62 ( 04/11/2015 10:13)
hon wa, p1 RS v ny vehivav no maniry azy sa ts fidin wazy ?
novalian'i booboo ny 04/12/2015 12:46
2. Fiffi ( 04/11/2015 10:21)

fitiavana62:

hon wa, p1 RS v ny vehivav no maniry azy sa ts fidin wazy ?



hein ? tsy misy azo ny tiana lazaina.....
3. fitiavana62 ( 04/11/2015 14:04)
ny vehivavy ve rehefa manao firaisana aranofo voalohany dia faniriany sa ny lehilahy no manao ankeriny ?
4. Fiffi ( 04/11/2015 14:38)
anontanio an'i ravaomaria....

viol anié zany raha atao ankeriny eh.......
5. rocelrabearivelo ( 04/12/2015 10:40)
Fanirian iz roa mitambatr zan e!
6. booboo ( 04/12/2015 12:46)
vehivavy tsy manana hazon-damosina zany manaiky tsy fidiny izany raha crac crac miaraka @ olon-tiany a. Zany an-keriny zany, viol no fiantso an'izany, afaka toriana sy mampigadra an. Na anatin'ny fanambadiana aza, rehefa manao an-keriny ny 1 dia efa viol zay !COUIC !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3471