filána ve ?
1. fitiavana62
(
04/11/2015 10:13)
hon wa, p1 RS v ny vehivav no maniry azy sa ts fidin wazy ?
répondu par booboo le 04/12/2015 12:46
2. Fiffi
(
04/11/2015 10:21)
fitiavana62:
hon wa, p1 RS v ny vehivav no maniry azy sa ts fidin wazy ?
hein ? tsy misy azo ny tiana lazaina.....
3. fitiavana62
(
04/11/2015 14:04)
ny vehivavy ve rehefa manao firaisana aranofo voalohany dia faniriany sa ny lehilahy no manao ankeriny ?
6. booboo
(
04/12/2015 12:46)
vehivavy tsy manana hazon-damosina zany manaiky tsy fidiny izany raha crac crac miaraka @ olon-tiany a. Zany an-keriny zany, viol no fiantso an'izany, afaka toriana sy mampigadra an. Na anatin'ny fanambadiana aza, rehefa manao an-keriny ny 1 dia efa viol zay !COUIC !!!