Libertinage

1. Fittiavana ( 07/08/2023 13:04)
Miarahaba antsika rehetra ! Efa misy an ity ve eto Madagasikara ? Ary efa matanjaka ve izy eto ?
novalian'i Azrael666 ny 13/08/2023 18:38
2. hery ( 10/08/2023 10:33)
Tsy officiel angamba. Mbola tsy mety amin'ny sain'ny malagasy io
3. Azrael666 ( 13/08/2023 18:38)
tena mbola sarotra be io! Mbola manan-kery be ny kolontsaina sy ny influence-n'ny Kristianisma eto Madagasikara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0931