Momba ny serasera.org

MIANTSA08 ( 17/04/2024 09:19)
Mividy mercur blanc na couleur izahay  Raha blanc dia tsimaintsy sur groutte Mila preuve sy test mazava mmemoriamode@gmail.com ... tohiny
hery ( 04/03/2024 22:08)
Nanomboka ny faramparan'ny taona 2023 dia mandalo fanavaozana daholo indray ny takelaky ny [b]serasera.org[/b]. Efa nanomboka hatramin'ny [url=https://login.serasera.org]Vavahady fidirana[/url] izany,... tohiny
novalian'i hery ny 20/03/2024 05:23
hery ( 03/03/2024 22:27)
Araka ny efa nampanantenaiko herinandro vitsivitsy izay dia hanomboka hanao fifaninanana tononkalo isika eto amin'ny Serasera.org  Fifaninanana voalohany ity fa ny manetsa be mbola ho avy. Koa toa i... tohiny
novalian'i hery ny 03/05/2024 16:40
hezadome ( 04/08/2023 13:57)
Salama daholo isika ato! Saika hanontany ny tompon'andraikitra @ ity serasera gasy aho hoe maninona no tsy mety mivoha mihitsy ny "bizna" @ ilay petites annonces. Misaotra mialoha @valinteny. C... tohiny
novalian'i hezadome ny 05/08/2023 10:45
hery ( 19/05/2023 18:05)
Raha ny tena satriko dia amin'ny teny malagasy daholo ny takelaka serasera rehetra, izay no efa tanjona hatramin'izay. Mila vola nefa ny takelaka (fampiantranoana sns) kanefa tsy mbola manana fahafaha... tohiny
novalian'i Azrael666 ny 31/05/2023 15:47
hery ( 02/05/2023 21:54)
Azo atao hoe vita izany izao ny fanavaozana ny takelaky ny tononkalo vetso.serasera.org. Miezaka manamaivana ny lohamilina sisa satria hitako mbola miadana vokatry ny fivangongon'ny angona (database)... tohiny
novalian'i Djess ny 02/01/2024 15:14
hery ( 01/05/2023 13:16)
Hitako mbola miadana ny forum eto amin'ny serasera.org, ny antony mety eritreretiko dia ny structure-n'ny base de données taloha izay nisy hadisoana koa. Resaka teknika. Hitako hoe miadana kokoa ny ... tohiny
Azrael666 ( 23/04/2023 18:23)
salama daholo ry namako isany, araka an'io lohateny io dia te hanana blaogy mba hanoratako ny aingam-panahiko aho dia tsy mahay. Miezaka ihany manaraka an'ilay etape ao fa tsy tafavoaka. Ka ny mba an... tohiny
novalian'i Aminata ny 31/05/2023 10:57
Azrael666 ( 23/04/2023 18:22)
salama daholo ry namako isany, araka an'io lohateny io dia te hanana blaogy mba hanoratako ny aingam-panahiko aho dia tsy mahay. Miezaka ihany manaraka an'ilay etape ao fa tsy tafavoaka. Ka ny mba an... tohiny
novalian'i kernuo ny 2 andro lasa
hery ( 18/04/2023 21:36)
Mandalo fanavaozana ihany koa ny [url=https://forum.serasera.org]forum.serasera.org[/url] amin'izao fotoana izao ka hasehoko tsikelikely eto amin'ity lohahevitra iray ity ny zava-baovao. Marihina fa ... tohiny
novalian'i eugene ny 18/04/2023 22:08
Dreamlover14 ( 07/03/2022 20:27)
Tsapa ho mi=planter foana ny application Tononkira serasera @ finday, efa nandramako no-désinstaller-na dia no-réinstaller-na fa tsy miova fa vao kitihana dia mikatona avy hatrany foana. Inona ny ol... tohiny
novalian'i hery ny 08/03/2022 22:21
Aandrianina1 ( 21/07/2019 21:38)
Bonsoir daolo, Aona famafana ny lahatsoratra vita d ts tiana tson kay?? ... tohiny
hery ( 02/03/2019 18:40)
Noho isika atambatry ny fihavanana na dia hoe betsaka aza ny tsy mifankahalala dia tsy hoe miara-mifaly amin'izay mifaly ihany fa miara-ory amin'izay ory ihany koa. Izany indrindra no anehoana ny ten... tohiny
novalian'i ikalamako ny 05/03/2019 11:12
elien8 ( 01/03/2019 15:11)
ok mercier... tohiny
jejemy ( 26/07/2017 19:37)
Salama tompoko! Saika mb angataka torohevitra fa te handefa vola any ivelany ?Ny W.U eto amtsika ve afaka mandefa vola any ivelany azafady ... tohiny
novalian'i hery ny 29/07/2017 06:10
jahyan ( 19/06/2017 20:38)
Akory aby!Misaotra indrindra anao izay namorona izao sehatra ambohipihaonana izao(serasera.org)_ny tenako JAHYAN dia mitady fiaraha-miasa na o@samy Malagasy na ireo vahiny monina k tamana eto @ity nos... tohiny
novalian'i sahia ny 27/07/2017 08:56
hery ( 20/12/2016 15:45)
Misy migafigafy indray izao ny serasera. Dia efa miezaka manadio eo aloha. Tena tsy mbola fotoana fanamboarana goavana izao fa tsy ampy ny fotoana (mila mamelom-bady aman-janaka koa mantsy)...... tohiny
hery ( 30/11/2016 23:37)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/b338eddc6e04c177f2686fdd3952d292.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/b338eddc6e04c177f2686fdd3952d292.jpg[/img][/url] Mamalia eto ambany fo... tohiny
novalian'i elien8 ny 22/11/2018 12:10
manoa131 ( 21/10/2016 15:10)
Miarahaba antsika rehetra! Azo ovaina ve ny solon'anarana serasera.org ? Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i hery ny 20/11/2016 22:47
livaniaina79 ( 25/09/2016 09:36)
Manana olana kely ts met misokatra NY menu WiFi NY findaiko inona no tokony atao Samsung galaxy cores duos Le finday ... tohiny
novalian'i hery ny 10/10/2016 04:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0912