Momba ny serasera.org

rherym ( 06/02/2012 17:12)
[b]AONA NY MANAO AN'IZANY[/b]... tohiny
hery ( 29/01/2012 18:52)
Araka ny nampanantenaiko ankizy vitsivitsy dia tiako haseho anareo amin'ity lahasoratra an-tsary ity ny fomba fampiasana ny Pidgin mba hahafahana mikarajia haingana sy mahafinaritra ao amin'ny karajia... tohiny
novalian'i hery ny 06/02/2012 18:33
jajajaly ( 24/01/2012 10:47)
ireto misy fanontaniana 4 tsara ho fantatra handraisanao soa momba ny tranonkala fiseraserana [img]http://www.web-images.org/images/13011_1.jpg[/img] [img]http://www.web-images.org/images/13011_2.j... tohiny
hery ( 19/01/2012 08:32)
Tamin'iny faran'ny herinandro teo iny dia nasiana fanovana kely ny milina anatiny momba ny fidirana eto amin'ny takelaky ny serasera.org rehetra. Amin'izao dia tsy mila mampiditra solonanarana isaky n... tohiny
Bozycaline ( 18/01/2012 20:58)
Misy fanontanina mipetraka ina no tena asa ilay OP ao Karajia ? ny fahalalako azy dia mampiatra ny reglement karajia [b][u]Ito atokao copier coller ny soratra nosaratako , (extrait archive 17 ... tohiny
nary923 ( 22/11/2011 14:44)
Ireo Frantsay ireo miseo strict ery eto fa mba ndao jerena anie ity ataon`ny service de presse ao @ presidence francaise. Pays developpe, mon cul !! firenena ratsy saina tay no sady firenena tsy maha... tohiny
akom-peo ( 18/11/2011 19:43)
bonsoir! azafady mba hanotany za, mety azo solohina zavatra hafa ve le pseudo rehefa miditra manao karajia ?hoatra hoe asiana mot de pass, ny prombleme mantsy de izao misy mahafatra ny pseudo nao de... tohiny
andrywui ( 27/10/2011 18:53)
tandremo ihany ry kala fa bebe iany zay efa nalevindry lerony zay refa ts mifanaraka amin babakondohandry zalah a ato anie efa tonga amle oe ze ataoko ro mety e ka ny tsara de ny mandefitra iany ry ka... tohiny
rijadolly ( 26/10/2011 16:44)
[quote=rijadolly - 12/06/2011 17:43] Ny taloha rehefa manokatra lohahevitra isika ary manokatra hevitra izay mandeha ao, ka raha eo vao mampiditra PS, dia io zavatra nojerenao io ihany no misokatra eo... tohiny
novalian'i hery ny 28/10/2011 08:47
BozyCaline ( 06/09/2011 19:51)
ny aty milaza ny zavamisy hatrany; averiko eto fa ny fanakanana atao OP ao karajia sera dia fanavakavahana , misy olona ao manompa manaratsy manala baraka hitambahoaka tsy voasakana. [... tohiny
novalian'i andrywui ny 17/11/2011 09:01
anselmino ( 02/09/2011 17:54)
Ny forum.serasera.org dia takelaka malagasy rano iray natao ho an'ny namana mahazo ny teny malagasy mba hahafahany miady hevitra. Tsara raha vakianao tsara aloha ireto fitsipika fohy ireto alohan'ny h... tohiny
novalian'i andrywui ny 17/11/2011 09:04
rijadolly ( 12/06/2011 15:43)
Ny taloha rehefa manokatra lohahevitra isika ary manokatra hevitra izay mandeha ao, ka raha eo vao mampiditra PS, dia io zavatra nojerenao io ihany no misokatra eo nefa ianao dia tafiditra tsara. Ny a... tohiny
novalian'i hery ny 02/09/2011 22:42
methode ( 07/06/2011 01:22)
Mametra-panontaniana ihany aho hoe sao dia tokony izy lohahevitra hoan'ny filazana manjo eto fa matetika tsy maharaka ny namana aho. Mino aho fa maro ny namana toy izany . Sa ahoana ny hevitrareo? Sa ... tohiny
rijadolly ( 16/05/2011 16:11)
HS kely: ohatry ny lasa kely loatra ilay takelaka dia somary kamokamo mamaky ny soratra kely ny maso, sa ny ahy ihany no manao izany??? inona ny vaholana raha ny ahy ihany???? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i rijadolly ny 17/05/2011 14:42
AndriambyII ( 19/03/2011 22:10)
Efa nandramako In 4 na dia ny nandefa links video via FB fa tsy mivoaka . Mitarazoka be ! Sa resaka parametrages sy pilotes fotsiny no blem ? ... tohiny
novalian'i hery ny 20/03/2011 07:24
cyril ( 07/03/2011 13:53)
indrindra ny atsy am politika atsy ! fa naninn tokoa ? niha hendry daholo ry zalah nalaza nisy fahavoazana tato ireny ,mangatsiaka koa le andro de nifitsaka daholo ny aretindratsindry zalah ,ny mit... tohiny
tslem ( 11/01/2011 08:47)
Manahaona daholo,misy olana ve any @ namana serasera sa ny ahy ihany fa itony bediabe no mivoaka ao? A PHP Error was encountered Severity: Warning Message: mkdir() [function.mkdir]: Too many links ... tohiny
novalian'i cyril ny 28/02/2011 16:14
bazilou ( 03/01/2011 14:16)
MIRARY TAOM-BAOVAO 2011 HO ANTSIKA REHETRA ,DIA HO AFAKA @ IZAO FANAMPENAM-BAVA ,HAINO AMAN-JERY , FISAMBORANA , FANAGADRANA , RISORISO , FANAMPOIZINANA NY MALAGASY TSY VAKY VOLO IZAO ANIE ITY TAONA V... tohiny
novalian'i amfhaja ny 05/01/2011 06:41
0uioui ( 03/01/2011 13:08)
Miarahaba antsika rehetra dia samy ho tratry ny taona maro mitsingerina indray e ! N.B: misy annonce kely nalefako ho an'ny andriambavilanitra zay ao amin'ny resa-dehilahy ao ,mba vangio e ! ouioui... tohiny
ouioui ( 31/12/2010 07:03)
Ahoana ndray rawix a, kay elah hoy ry zalahy no mangalatra Ouioui fopla ato , tohizana ve le gera sa ahoana e Efa io moa le nahatezitra an-drĂ  cousin Hery tato ,,hay ialahy no miteny irery @ izao kar... tohiny
novalian'i cyril ny 05/02/2011 17:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0747