momba ny namana serasera

1. tslem ( 11/01/2011 08:47)
Manahaona daholo,misy olana ve any @ namana serasera sa ny ahy ihany fa itony bediabe no mivoaka ao?


A PHP Error was encountered
Severity: Warning

Message: mkdir() [function.mkdir]: Too many links

Filename: libraries/Cache.php

novalian'i cyril ny 28/02/2011 16:14
2. kelly13 ( 12/01/2011 19:05)

tslem:

Manahaona daholo,misy olana ve any @ namana serasera sa ny ahy ihany fa itony bediabe no mivoaka ao?


A PHP Error was encountered
Severity: Warning

Message: mkdir() [function.mkdir]: Too many links

Filename: libraries/Cache.php




io kou ankia no mameno ny 3/4 ny page aty amiko a!asa ra normaly na tsia!!!
3. tslem ( 13/01/2011 08:19)

kelly13:


io kou ankia no mameno ny 3/4 ny page aty amiko a!asa ra normaly na tsia!!!



Tratry ny taona klou ndry e! normaly zany refa misy mitovy kah!
4. cyril ( 13/01/2011 09:32)

momba ny namana serasera

zavatra avy amin'ny PC nareo zany ry reto fa nenay tsa misy anireo a ,

tsetsatsetsa kely ity ry reto !... misy ramatoa namana tato zay tokoa petsa tato volana vitsy lasa zay de tsary niverimberina tato koa , asa nanakory fa de nampalaelo ny niafarany
5. hery ( 13/01/2011 12:57)
Salama,

Olana kely nisy io fa efa nilamina amin'izao ary mety tsy hiverina intsony :-)

Mbola manao vakansy aty Dago foana aho e :-p
6. cyril ( 13/01/2011 13:38)

Mbola manao vakansy aty Dago foana aho e :-p
tena tsy eo marina i sefo !!

itako lepika atsy miteny ratsy be sy manao zavatra mamoafady atsy nefa mbola velona ao foana i foudre sy i diloo !

kay i sefo zany taraiky any Dago any de mitady handihy ato ny totakely !..
7. kelly13 ( 13/01/2011 18:19)
tslem>iekany, tratry ny taona tkou ankia a, kisss b ndry d fihina b ao @ fianakaviana ao ankia a!!!!

hery>ie, io hitako fa nilamina le izy! ary mba modia @ zay fa eo d tamana any eo :p
8. andrywui ( 04/02/2011 22:01)
ireto koa namana serasera e !...


SALUT BAINN A MILAY NY PHOTO BAINN A OKAY E MANKALAZA E

MAMELY SAMPAINAA .....hon hon hon hon kobo b tonton D....

http://a2.sphotos.ak.fbcdn.net/hphotos-ak-ash2/hs160.ash2/41350_104111076317423_100001555936755_29127_6700467_n.jpg
9. andrywui ( 04/02/2011 22:02)
HON HON HON
10. cyril ( 05/02/2011 18:08)
izany hoe ireo GTT mpiandraikitra international ireo zany !

mazava !

raha misy zavatra atao na hetsika ho atao ka eto aminizao tontolo izao de ireto olona ireto no hatonina vao mahazo alalana fa tsy manaonao foana : gtt international !!!!


11. swann ( 07/02/2011 14:27)


i bainn koa io ... hin hon her hin hon her !...


faranana amin'ny her her her ...bainnn io aaaaaaaa
12. kelly13 ( 07/02/2011 15:13)
iza daholo ireo oul ireo ono? D nahazo alalana namôka zao sary zao v ono?
13. cyril ( 08/02/2011 13:47)
namana GTT international ireo e


oadray ! natao ho fantatry ny be sy ny maro ireo ka !..

amizay fantatra hoe ireo zany ireo olona isankarazany (fa tsy olona iray) ireo no mpiandraikitra manokana ny GTT eto amin'izao ttlo izao !
14. cyril ( 22/02/2011 11:22)



document n°2 ity , ...le tany toulouse ny n°1

mahafinaritra ny mahita ireo namana gtt marobe tonga manontrona !.. maromaroa ny fety toy izao ry namana a
15. bazylou ( 23/02/2011 18:47)

gtt beurrrk
16. cyril ( 28/02/2011 16:14)
GTT interanational milay !

lebazy bbeeeuurrkk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3431