Momba ny serasera.org

0uioui ( 23/12/2010 10:27)
tena resaka marina ity bain a vao naheno a fa ny groupe "vitantsika io" paris ony toa misy hetsika key ataon'ny mpikambana "vitantsika io" ,ka tsara mifanantona ihany isika efa mifankahalala d dinihi... tohiny
novalian'i andrywui ny 03/01/2011 12:09
cyril ( 20/12/2010 17:01)
izaho : [b]dilouioui Pikatti dit foudre[/b] dia manao fanambaràna lehibe ho atsika mpisera fa : TSY HIDITRA ATO AMIN'NY SERASERA INTSONY AHO RAHA TSY : miala tato sady tsy miserasera ato intsony ir... tohiny
cyril ( 20/12/2010 16:48)
Lasa mahazo vahana atsy amin'i politika atsy anie i bazylou rey oul raha mivenavena eo tsy mamaly azy eo isika e ao lery ao zao tena otran'ny pansavy mihome alina mihitsy fa mandihindihy erak'izao f... tohiny
novalian'i 0uioui ny 23/12/2010 15:52
YDIFAS ( 15/12/2010 11:33)
Bonjour, Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie... tohiny
cyril ( 10/12/2010 11:37)
Fivavahana sy Finoana atsy rehefa tsy nidiran-dry zalahy "mpanakorotana dinika" ireny !... iza mou fa tsy i Ika sy i ouioui sy i foudre iany ireo olona be loha manokorotana tao ireny e ... tohiny
novalian'i 0uioui ny 22/12/2010 10:15
totty ( 30/11/2010 07:16)
mitady ireo mpianatra tao amin ny college fitarikandro andravoahangy,taom pianarana 1997-1998. ... tohiny
hery ( 29/11/2010 10:14)
Tanteraka soa amantsara iny ny seraser'alina 2 izay natao tao amin'ny Restaurant Au Gout de Madagascar tany Paris tamin'ny Zoma 26 Novambra alina. Nahafinaritra ny fiarahana ka isaorana daholo izay n... tohiny
novalian'i cyril ny 07/12/2010 12:44
vonynive ( 24/11/2010 09:07)
fanontaniana ho an'ny mpandrindra, finaritra ! azonareo atao ve ny manome ny antontan'isan'ny mpikambana eto @ serasera.org avy @ lafy valon'ny tany fa mba liana ny tehahalala ny isan'ny mpikambana e... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/11/2010 16:27
m.i.s.a ( 22/11/2010 15:03)
miarahaba, misy fanontaniana kely mba tiana hapetraka vao niditra karajia aho teo ary nampiasa ny solon'anarana OoO dia niarahaba, dia niresaka, kanjo iny fa tonga ity olona WENDY ary milaza ahy hoe... tohiny
novalian'i cyril ny 29/11/2010 11:18
andrywui ( 17/11/2010 11:43)
Herinandro maromaro zay mba tsy ilàzako hoe volana vitsivitsy de tsy tazana nihaodihaody teto tsony ny namana anakiroa "tsy mifankafoy" dia i namana "ngaina" sy i namana"mirana" ... -- -efa madio n... tohiny
novalian'i 0uioui ny 30/12/2010 10:00
vonynive ( 29/10/2010 11:16)
salama hery, hery a, zava-baovao ve sa za no nikitika zavatra tsy haiko,na tsy maharaka fa lasa misy oe [b]fafao[/b] ny hafatro; zavatra sampona sa fanatsarana nataonao? msaotra... tohiny
novalian'i hery ny 29/10/2010 14:57
vonynive ( 28/10/2010 11:27)
bjr daolo mbola serasera erantany ihany izy ity : matetika aho no mahazo email izay milaza fa te-hi-confirmer ny adresy email-ko hono izy dia manontany ny momba ahy ary ny "mot de passe-ko" ahoana ny... tohiny
novalian'i vonynive ny 29/10/2010 11:54
RAR.DAGO ( 17/10/2010 16:45)
Eo @ post "Iza no namorona an'Atra" dia tsy mandeha intsony ny fonction "valio". Tsy hitako nefa ahoana no fampilazàna ny tompon'andraikitra ka mba ampitao ny hafatra raha misy hafaka manao izany. M... tohiny
novalian'i hery ny 26/10/2010 09:11
andrywui ( 16/10/2010 16:34)
Nasian'i hery cadre nilay be orange ny espace rehetra de nataony loko orange otran'ny lokon'ny TGV koa ny soratra quote ,hin hin hin mety efa pi-maso ndray zao io ataon'i tonton orange fona io aaa ...... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/11/2010 09:32
vonynive ( 13/10/2010 10:25)
serasera erantany no anontaniako afaka misy mijoro vavolombelona ve fa tena nahazo ilay loterie bill gates? de ahoana ny lalàna nahatongavan'ilay vola be?... tohiny
novalian'i vonynive ny 19/10/2010 12:49
hery ( 01/10/2010 09:11)
Manomboka mamolavola miaraka ny fitsipi-pifehezana ao amin'ny karajia izahay amin'izao fotoana izao. Izay manana soso-kevitra hantsaràna azy dia afaka miresaka amin'ireo op ireo. ... tohiny
novalian'i ninikel ny 21/10/2010 14:43
mirananirina ( 21/09/2010 08:37)
Hoy ilay fianakams olona 1: "[b][u]andrywui - 17/09/2010 11:02 -- hon hon hon !... inona ndray no mampanahy be an'i Mirananirina otran'io ? tsisy manapetsa anao eo Madame fa aza mataoatra a! ..enao... tohiny
novalian'i cyril ny 04/11/2010 16:13
andrywui ( 10/09/2010 13:48)
- Tena aok'izay le mifandrangitra sy mifanala eto rangah fa tsy tazana tsony le dinika a, nefa io no tena atao eto ! manjary tsisy voavaly le dinika tokony ho valiana , nef ireny anie no antondia et... tohiny
novalian'i swann ny 11/10/2010 13:52
ouioui ( 09/09/2010 00:12)
[quote] ssendra - 06/09/2010 19:46 otran'ny mba tiako ilay valikevitry hery sy ikaretsaka fa tsetsatsetsa tsy aritra kely!è tsy misy option hoe tiako na tsy tiako hoatran'ny ilay hoe j'aime angaha et... tohiny
novalian'i jojo-bebe ny 20/10/2010 11:22
hery ( 06/09/2010 08:02)
Koa satria efa mandeha tsara tsy misy olana intsony mihitsy ny siten'ny bizna http://bizna.serasera.org dia angamba tsy tokony hanaovana dokam-barotra intsony eto amin'ny dinika. Amin'izao rahateo dia... tohiny
novalian'i ouioui ny 04/10/2010 20:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2295