Momba ny serasera.org

Mirananirina ( 14/01/2010 13:40)
hafatra vaovao 198,ahoana indray io??????????? :-D :-D :-D :-D be tokoa an!hihihi... tohiny
hery ( 11/01/2010 00:39)
Mety hisy fahatapahana ny blaogy.org sy blaogy.com ao anatin'ny 24 ora noho ny fifindran'ny "registrar". ... tohiny
novalian'i hery ny 22/01/2010 09:29
sitlo ( 31/12/2009 14:08)
Saika handefa bizy faran'ny taona tato aho dia tsy hitako hoe aiza ny fanaovana azy. Sa tsy nasiana intsony ve? 8) ... tohiny
novalian'i hery ny 31/12/2009 14:16
hery ( 30/12/2009 21:53)
Misy ireo namana vao niditra no manontany hoe inona avy marina moa no zavatra tena azo atao eto amin'ity serasera ity koa ity ambany ity ny fanazavana momba izany. Dia ampitampitao [url]http://seras... tohiny
Veloo ( 29/12/2009 14:20)
Misy olana ato fa izy ity moa dia tsy aiko mihitsy: eto @ dinika aho ary misoratra hoe misy hafatra vaovao 6 ao kanefa rehefa mande any hafatra aho tsy misy na iray ary???? dia tsy aiko intsony ity ka... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/12/2009 19:39
xxx ( 17/12/2009 11:40)
Arahaba. Tsy izany fa rehefa mba mitady namana vaovao sy mitovy feeling amiko aho dia tena sahirana mihitsy. Ny antony voalohany angamba dia noho ny tsy filazantsika namana tsirairay ny tena marina... tohiny
novalian'i hery ny 19/12/2009 23:16
sitlo ( 08/12/2009 08:37)
Mety ve ry admin raha asiana ohatra an'izao eto amin'ny serasera? Ohatra hoe misy sary mahafinaritra, dia asiana bouton klikena, dia tonga dia mivoaka amin'ny imprimante ny saribakoly kely. please...... tohiny
novalian'i Papoose ny 08/12/2009 18:58
hery ( 03/12/2009 08:31)
Ao amin'ny karajia dia misy ankizy mampiasa fitaovana dia mahalala hoe i ranona ihany no i ranona. Io ilay antsoina hoe "clones". Ohatry ny mahafinaritra io raha ampidirina eto amin'ny serasera. T... tohiny
novalian'i ANARIM ny 19/01/2010 08:33
xxx ( 01/12/2009 07:50)
Inona koa ary ty spam mikasika ny krismasy tsy mety miala nalefan'i hery ity, sss.......hafatra vaovao 1 izany hony...sssssss... tohiny
bazylou ( 26/11/2009 18:28)
tsy nahazaka polifika le rahery?, :-D :-D :-D :-D vive tgv... tohiny
novalian'i nanjakely ny 08/12/2009 11:36
hery ( 26/11/2009 09:56)
Hay mbola ato daholo ihany isika ka. Milay. Tsisy vidim-pidirana zany eto @ serasera. Mbola vita soa amantsara ny mifandrimbona amin'ny fandoavana ny sarany rehetra ilaina aloa. Raha misy vonona ha... tohiny
novalian'i ANARIM ny 21/01/2010 11:50
kidoropamba ( 25/11/2009 11:59)
Saika tapaka ny lalandrà raha nahita fa foana boribory ny serasera politika. Taitra ihany ka nanontany tena hoe sao dia ilay "bongany" no nahatonga an'izao. Saingy nanonontena ingahy Hery fa izy no n... tohiny
novalian'i ANARIM ny 21/01/2010 11:43
nanjakely ( 25/11/2009 11:53)
sao dia mba politique avo lenta handemena ny sasany fotsiny izao e? misy namana iray tsy laitran'ny Antoko iray ao amin'ny politique ao rehefa miditra ao ka sao dia tsy dia izay fahadisoana lazaina fa... tohiny
novalian'i terrywui ny 25/11/2009 20:44
ifiona ( 25/11/2009 10:31)
very aho raha ts misy forum politika :-D :-D :-D :* :* :* ... tohiny
novalian'i pikatti ny 30/11/2009 13:42
hery ( 24/11/2009 16:02)
Efa ho avy ity ny Krismasy 2009 sy ny Taombaovao 2010. Toy ny isantaona dia misy sary firariantsoa avy amintsika namana aseho ao amin'ny pejy fandraisana. Koa amin'ity taona ity dia toa izao no hanaov... tohiny
xxx ( 03/11/2009 08:53)
Te hamaly ny zavatra nosoratan'i jentilisa ao amin'ny blaogy ny tenanay mikasika ilay hoe [i]aleo samy hahita...[/i] fa ohatran'ny tsy dia tena hainay loatra angamba ilay fika fanaovana azy, ka mba mi... tohiny
Mirananirina ( 26/10/2009 15:34)
Ary foana ve ny bizoroka sa mbola misy fa izaho no tsy mahita.Misaotra ... tohiny
novalian'i feticon ny 27/10/2009 21:06
xxx ( 26/10/2009 08:52)
Salama daholo ! Za ry reto te hisolo solon'anarana eto @ serasera a ! inona no tokony hatao ? Ny "surnom" ako mantsy no nataoko solon'anarana kay tonga za de be pahafantatra be, tiko ho soloina mint... tohiny
novalian'i ni81 ny 26/10/2009 09:32
tess ( 24/10/2009 08:32)
Hery! ilay fifidianana sary aseho sy tsy aseho koa mbola tsy niverina toy ny taloha, ohatra hoe ilay sary vaovao nampidiriko anio ihany no tiana aseho fa ny sary sisa taloha votokana ho an'ny namana m... tohiny
novalian'i tess ny 25/10/2009 08:14
xxx ( 23/10/2009 07:57)
Ahoana no tsy maharay messages mihitsy aho nefa mandefa foana?! de tsy hisy olona mamaly mihitsy ve na de iray monja aza!! possible ve oe misy mamafa ny messages tonga ao @ boîte-ko nefa zah mba ef... tohiny
novalian'i hery ny 23/10/2009 18:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0867