Momba ny serasera.org

todiso ( 28/04/2009 11:10)
[Andefaso imailaka aho rehefa misy hafatra tonga ho ahy]... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 21:13
xxx ( 26/04/2009 07:33)
Manahirana be ve ry hery raha ampiana kely ny fampiasàna ny hafatra voaray? ohatra ny ao amin'ny Mail yahoo... Raha ohatra izao mahafazo hafatra be dia be avy amin'ny fakitera dia ilay mamafa ny haf... tohiny
novalian'i xxx ny 01/05/2009 10:22
ralek ( 23/04/2009 18:27)
Fa hono aho, izaho mino fa betsaka ny membre ato ao @ facebook.Ka tsy aleo ve manokatra groupe namana serasera ao @ facebook eh!! raha mba mamaky an'ity ingahy admin dia, raha azo atao, manisy "lien"... tohiny
novalian'i ni81 ny 06/05/2009 06:51
bazylou ( 17/04/2009 17:41)
xxx ity notiako lazaina satria toe misy olona sy maka sandoka olona 4 mahery ilay io!! TOkony jerena akaiky io ry Hery sai Hery ihany io ?? FENO PIRATY KOA NY SITE AMIN'IZAO ary hita fa lasa terra... tohiny
novalian'i KALACK ny 13/05/2009 16:02
sitlo ( 17/04/2009 03:51)
Ohatra ny mikatso ilay izy sa ny ahy no tsy mety. Ny ahy mantsy ie8.... tohiny
simplex ( 01/04/2009 10:11)
tatanta be ny rvg :} sady reveko be ilay fika fandaharana vaovao :P merci sefo ^:^... tohiny
novalian'i rova30 ny 03/04/2009 10:13
vaotonga ( 30/03/2009 04:09)
Mba andefaso ilay RDB @ Net zareo fa ny ahy voafafa t@ fihainoana ny lahatenin'i Filoha Ra-8 anikeheo a! mba efa niezaka aho nampiditra io"site"nomenareo io(Lohanteny) fa tsy haiko ny mi"manipuler"azy... tohiny
novalian'i vaotonga ny 01/04/2009 01:07
rtcflora ( 27/03/2009 20:34)
javascript:emoticon('8O')manaoana jiaby inona kay no dikany hoe (lol) javascript:emoticon(':?:')fa tara be za misaotra mamalyjavascript:emoticon('8O')... tohiny
novalian'i Lejoba ny 30/03/2009 14:17
Bazily ( 26/03/2009 08:46)
Efa mahita atao mihitsy kah! :-D :-D :-D :-D http://namana.serasera.org/?rub=namana/namana&user=sohitika2008 ... tohiny
novalian'i xxx ny 29/03/2009 12:56
aivetinakely ( 24/03/2009 07:24)
Mirary soa Te-hanontany aho fa tsy tafiditra ao amin'ny takelaka ohabolana hatry ny omaly. mahagaga ahy fa tafiditra amin'ny takelaka hafa iaho fa ny ohabolana ihany no tsy mety azoko , marihina fa ... tohiny
novalian'i hery ny 25/03/2009 09:55
xxx ( 23/03/2009 13:12)
rehefa tsy voafehy ny mpisera dia akatony e ny forum rehetra misy fiblokena ny ip ka ny anareo toa tsy misy donc tokony hakatona fa mbola be ny zaza tsy ampy taona mijery eto ... tohiny
novalian'i ni81 ny 26/03/2009 06:34
xxx ( 22/03/2009 17:31)
tena i wiwi no mpanao copie coller,nanandrana nanao koa aho dia toy izao double clic de hoe selection tout dia avy eo copie coller dia na dia ataoxxx aza dia mipoitra ery premier ny anara'ilay mpand... tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2009 11:42
sohitika2008 ( 18/03/2009 20:36)
http://namana.serasera.org/?rub=namana/namana&user=rajoelina... tohiny
novalian'i xxx ny 19/03/2009 07:33
xxx ( 17/03/2009 14:14)
otran mba tiko tenenina fontsiny ity satria zava-misy ato am serasera e !!! ny lelah sy vevav no mpi-fandefa mail fa ôtran mahalana be ny hoe samy vevav na samy lelah no mi-fandefa mail !! na de hoe... tohiny
novalian'i xxx ny 19/03/2009 07:31
younous ( 17/03/2009 09:29)
fantatra amin'ny anarana hoe radio DonBosco ity radio ity donc radio evangelique satria misy ny anaran'i Olomasina, noho izany malahelo aho isaky izay mihaino azy satria tena lainga sy tsaho daholo ny... tohiny
Noue ( 13/03/2009 19:54)
[b]Dia tena tsisy dinika azo valiana intsony ao @ dinika politika fa tsentsin'i XXX manao copier-coller !!! inona no azo atao ??[/b]... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 11:41
benasy ( 13/03/2009 14:25)
Ho an'i Hery Mpiandraikitra ny serasera Miarahaba anao ampanajana ny tenako. Hitako ato amin’ny namana.serasera avokoa ny lafin-kevitra maro mahasoa. Fa mba tiako havoitra etoana kosa, ny h... tohiny
mmmhh ( 13/03/2009 12:08)
Mbola matory ve Rahery o? Mba mifohaza @ zay re ry Hery de mba jereo kely ny forum ato fa tena misy olona migaffe be mintsy e, mandreraka be, Jereo kely ne ry Hery fa mandreraka, marina mafy !!!!!... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 12:15
RATOVOARY ( 12/03/2009 13:45)
Ohatry ny tsy mandeha, fa misy olana angah. Isaky ny manokatra aho de eo @ Toko telo ( tiako izy ) foana no itre en cours maraina.... tohiny
novalian'i rova30 ny 13/03/2009 14:45
ninice ( 05/03/2009 10:43)
Za de mba te hiditra ao amin'ny dinika manokana: ary tsy hoe hiditra fontsiny fa handray anjara mintsy.Nefa de ts mety tafiditra mitsy za sady tsy fantatro hoe pourquoi??? kA ASA MBA MISY AFAKA MILAZA... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0834