fanontaniana

1. aivetinakely ( 24/03/2009 07:24)
Mirary soa
Te-hanontany aho fa tsy tafiditra ao amin'ny takelaka ohabolana hatry ny omaly. mahagaga ahy fa tafiditra amin'ny takelaka hafa iaho fa ny ohabolana ihany no tsy mety azoko , marihina fa mpanoratra ohabolana aho
Misaotra ny fanampiana
novalian'i hery ny 25/03/2009 09:55
2. hery ( 25/03/2009 09:55)
Amin'izao ve mbola misy olana?
Tena tsy nahita hoe nisy olana mantsy aho dia tsy fantatro hoe ahoana.

andramo ny http://ohabolana.serasera.org raha sendra tsy tafiditra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2652