Momba ny serasera.org
dadabe
(
02/07/2009 04:41)
hahah mandalo fotsiny aho dia mba nanortra e, te hankasitraka sy hankahery ny serasera fa milay be na ny site na ny radio, tsy mba tapatapaka sady midoboka(stereo be) ....aza dedaka hoaa hahhahaha :-D...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 10/07/2009 11:03
hery
(
26/06/2009 00:16)
Mahatratra 4570 ny ohabolana ao amin'ny ohabolana.org amin'izao fotoana izao. Misaotra antsika rehetra izay nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka izany.
Azon'ny rehetra ampiasaina ny ohabolana ko...
tohiny
MAMICHOU
(
22/06/2009 10:54)
Hery ah!
Ahoana ny fomba ahitako reo namana nandefa msg anà h@ zay fa l vofafa l izy d tsitako tsony nefa ilaiko fa nisy oul nandefa mail anà nefa tsy fantatro sur nefa zà fa l teto @ sera2 fa tsy...
tohiny
novalian'i hery ny 22/06/2009 11:42
hery
(
22/06/2009 07:51)
Ny takelaka [url=http://tononkira.serasera.org]tononkira.serasera.org[/url] no horesahiko aminareo androany.
Betsaka isika no efa nila tononkira ka nahita izany tononkira nilaintsika izany tao amin\'...
tohiny
simplex
(
18/06/2009 21:31)
hono wa,
tsy mety nga ra atao LIFO ihany ny fandehanan'ny hira nisy nandahatra??
lasa makamo be sady manirikiry be le ny hiranao efa mitady hande iny tonga dia misy mandahatra bedabe dia lasa a...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 21/06/2009 18:43
Ticks
(
12/06/2009 15:38)
fa manin za ref miditra karajia dia lazain fon fa Disconnected from IRC (type /reconnect to connect again)
dé averiko idirana foana fa e e e! :evil: ...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/06/2009 16:48
ndretsa2009
(
07/06/2009 13:21)
miheritreritra aho hoe : sao de mba mitady fika hafahafa hisintonana ny ankizy eto @ tanana fa to ny any ampihelezana ihany no tena mazoto miditra; eo tokoa le moyen fa tsy aiko na misy azo hifanampia...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 08/06/2009 07:04
hery
(
05/06/2009 04:53)
Dia nohavaozina ihany koa ny takelaka tononkira.serasera.org araka ny hitantsika.
Inona no niova?
- Ny endrika ivelany sy ny milina anatiny
- Nohatsaraina ny adiresy fijerena tononkira ohatra hoe n...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 07/06/2009 18:01
Rafahafahana
(
04/06/2009 13:10)
Mba oome ny adresy ahafahana mihaino ny radio RDB par internet zay mahafantatra.
Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 07/06/2009 17:58
Ravonjy
(
21/05/2009 14:28)
manao ahoana daholo aloa e! Misaotra eram-po aminareo izay nanampy ahy amin'ny nampidiranareo aho eto. Ny azo ambara aloha tsy dia mbola misy maro fa amin'ny manaraka manao misimisy.Fitiavana be ho an...
tohiny
novalian'i rova30 ny 23/05/2009 11:32
mmmhh
(
15/05/2009 14:17)
Mba hitanareo ve io fiovana kely io sa de laozana mifanasa vangy ao @ politika ao nareo??
Mivoaka eo ny sarintava n'izay nametraka dinika farany,
tsara ka, mihetsikatsika mintsy anie ty Hery ty e,
...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 17/05/2009 10:27
xxx
(
14/05/2009 16:47)
tsy mande ilay sary olona kely maitso maitso mampiseo nify mitsiky vendrana... sy ilay sary olona menamena manatranga lela anefa mba tiko ny mampiasa ireo
Misaotra mialoha hery......
tohiny
novalian'i Lejoba ny 18/05/2009 11:46
hery
(
08/05/2009 00:29)
Efa vita mitokana amin'izao ny takelaka fanamboarana sarin-tava.
Jereo ao amin'ny [url]http://avatar.serasera.org[/url]
Raha misy olana dia lazao eto....
tohiny
novalian'i halloween ny 13/05/2009 20:04
fijo
(
07/05/2009 19:42)
saly ,
maninona rahery n omisy namana efa ekena nef atsy mety tafiditra ao amin'ilay dinika????...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/05/2009 12:35
ari.malala
(
06/05/2009 05:40)
Miarahaba ny mpiandraikitra sy ny namana rehetra,
Fanontaniana kely hoan'i Hery na mpiandraikitra hafa ao @ karajia azafady, Refa misy olona manirikiry, d misy ilay commande hoe /ignore xxx, d ts m...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 12/05/2009 05:59
dragostea
(
05/05/2009 08:57)
novalian'i hery ny 05/05/2009 10:28
aivetinakely
(
04/05/2009 16:50)
Nahoana no mahazo mail hoe misy hafatra tonga kanefa rehefa sokafana ny rohy de tsy hita ao ilay hafatra lazaina ho voaray? Misaotra izay afaka mamaly....
tohiny
novalian'i Lejoba ny 05/05/2009 10:57
endrika01
(
04/05/2009 15:33)
Zaho io namana,mila fanampiana za, tena sahiran-tsaina mafy mahintsy,indrindra aminy fametrahana tsikera aminy sary ny namana serasera.Atao aona kay ny fametrahana tsikera maha alezy ny namana.Mba ome...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 10/05/2009 20:17
LanyLainga
(
02/05/2009 00:00)
Hono ho aho, fa maninona raha tsoahina any ireny xxx ireny ry Hery? Tsy azontsika gasy atao mihitsy v ny mitsotra fa ny solonarana avy no afenina? Maika izany fa rah hoe anarana?
Ho ahy manokana di...
tohiny
novalian'i LanyLainga ny 07/05/2009 21:36
gasyjean
(
30/04/2009 20:54)
Ahoana kay ny fomba hialana tsy ho namana intsony ato amin'ny serasera.org fa tena simba ilay site web.tsy atokisana intsony....
tohiny
novalian'i tess ny 01/05/2009 10:24