Momba ny serasera.org
karinah
(
17/12/2008 17:41)
Miarahaba ô!!!
Gaga aho raha niditra Karajia chat fa nampiditra ny PS-ko ary nony afaka kelikely dia voa-kick zà fa hoe [b]EFA MISY TOMPONY NY PS FA SOLOY[/b] :o , ka inona ny tokony ataoko fa ...
suite
répondu par bandyhendry le 27/10/2012 12:21
vale
(
14/12/2008 12:34)
Miarahaba ny rehetra ô!
Saika mba hanontany zaho hoe normal ve raha tsy mety tafiditra serasera mihintsy zah hatramin'ny omaly ?? Ny dinika tsy misy olana fa ny manokatra pejy tsy tafavoaka, fa vao ...
suite
répondu par ainaheri le 22/12/2008 18:48
kelly13
(
13/12/2008 17:42)
http://namana.serasera.org/...
suite
répondu par heidi le 15/12/2008 06:35
hery
(
10/12/2008 09:40)
Mampiasa motera vaovao ny Vavahady fidirana eto amin'ny serasera http://login.serasera.org
Tsy dia betsaka ianareo no mandalo mivantana ao satria natokana ho an'ny mpisoratra anarana, mpanova tenimi...
suite
répondu par yonikafopl le 14/12/2008 10:05
xxx
(
07/12/2008 23:29)
==> nalaina tao @
lightning.prohosting.com/hery/cgi-bin/serasera.txt
mampanahy an!!!!!!!!!!!mampataotra b !!
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
suite
répondu par Papoose le 12/12/2008 22:06
kotobekibo
(
06/12/2008 00:42)
Miarahaba anareo mpiandraikitra !
Mba mila fanampiana na fanazavana tompoko raha azo atao indrindra , ahoana no fomba hidirana ho mpidinika manokana , satria ny soratra miseho d toy izao hatrany is...
suite
répondu par kotobekibo le 17/12/2008 21:44
dadasy
(
05/12/2008 00:43)
tena gaga aho fa saika hamaly lohahevitra anankiray teto ary nijery hoe iza no mpanoratra, de izao no valiny voalaza hoe, tsy mpikambana ato io olona io". Ka ahoana no nahafahany nampiditra io hevitra...
suite
répondu par Papoose le 29/01/2009 23:02
Noue
(
04/12/2008 19:41)
mahafinaritra be ny manokatra ny serasera fa na dia tsy manisy solon'anarana sy mdp aza dia mahita an'io sary sy soratra oe
[size=80][color=red][b]Firariantsoa hafa[/b][/color][/size]
sy Firari...
suite
répondu par ni81 le 07/12/2008 07:54
voarysombiniaina
(
04/12/2008 14:21)
Bonjour!
Mitady namana aho mba hifandray amiko...
suite
répondu par hery le 15/09/2025 10:24
klauma
(
04/12/2008 08:30)
salama daholo ny mpiserasera rehetra!
hono hoa rizareo! efa mba nisy ve hetsika nihaonan'ny mpiserasera eto an-tanindrazana sa tsia! ...
suite
répondu par ni81 le 04/12/2008 09:03
Noue
(
01/12/2008 19:15)
tsy aiko raha misy olana fa rehefa miditra serasera aho dia ity no soratra hita eo @ pejy voalohany aa.
Endrika vaovao
Niova endrika kely ny namana.serasera.org mba hiomanana amin'ilay tena serase...
suite
répondu par Noue le 04/12/2008 20:14
fitiatantely
(
29/11/2008 07:30)
Bjr!
Izaho te handefa filazana ao amin'ny bizna serasera nefa mahagaga fa tsy mety tafiditra mihitsy fa lazainy hoe diso foana hono ny solonanarana sy teny miafina nefa dia marina be izao no nataoko...
suite
répondu par fitiatantely le 04/12/2008 06:40
simplex
(
25/11/2008 17:44)
dingadingan'lery tsy anany hantra ny hira tokony hande... tsy systematique hoe 1 na 2 fa indraindray arahiny tsara indraindray tonga dia 2 na 3 be zao ndray voadingana :(
merci...
suite
répondu par karandoha le 30/11/2008 21:27
rodro
(
24/11/2008 15:12)
miarahaba anareony tenako mba misy afaka manoro ahy ve ianareo hoe atao akory no manala io saritava ao @ serasera io sariko mitsy mako no ao nefa zaho tsy afaka mapiditra sary ao @ besiny maro mitsy
...
suite
répondu par karandoha le 30/11/2008 21:31
tsifoina
(
19/11/2008 10:39)
slt ! azafady tompoko fa maninona rehefa mandefa hafatra ho an'ilay namako Don 109 zah dia tsy lasa foana ny hafatra fa misy olana...
suite
répondu par hery le 19/11/2008 11:57
klauma
(
10/11/2008 08:06)
Asa raha mba fantatriny olona marina ny tena dikan'izany hoe namana izany! tsy fifankantiavan'olondroa lahy sy vavy akory, fa namana tsotra nefa tena namana, sady mahatoky no azo iresahana ny zavadreh...
suite
répondu par mangamaso le 15/11/2008 20:14
sitlo
(
04/11/2008 22:27)
Afaka ampiana karazany iray ve ny tononkalo hoe "mpamadi-dela"? Mahafinaritra ahy mantsy ireny nefa tsy hitako izay safidy anasivana azy. Ohatra ilay "gros dodu de mon dindon", sy "manidina misidina t...
suite
répondu par sitlo le 08/11/2008 17:50
ni81
(
03/11/2008 11:42)
Mba azo azavaina ve fa tsy azoko (asa na zà mihitsy no dondrona :lol: ) ny momba ilay hoe: mi-clic eo @ pub dia misy ampahany ho an'ny serasera rehefa manao izany. Misaotra e :) ...
suite
répondu par hery le 10/11/2008 13:16
xxx
(
01/11/2008 20:56)
Hono ho aho???
Tsy mety ve raha mba afaka manokatra hafatra voaray koa ato amin'ny forum, izany hoe rehefa miditra forum mba afaka manokatra hafatra fa tsy voatery mandeha miditra any amin'ny namana...
suite
endrika01
(
01/11/2008 10:52)
Afaka andro vitsivitsy,zany hoe ny talata hoavy zao.Dia hankalaza ny faha -1 taona ny nidirana tato aminy namana serasera.org i endrika01.Aminy 4 Novembre 2008 izao:-P ,dia manantena i endrika01 fa ho...
suite
répondu par endrika01 le 08/11/2008 08:51
