Momba ny serasera.org

tslem ( 29/10/2008 10:20)
Tsy haiko na izaho no diso fitadidy na tsia fa toa nisy rubrique oe "tetsy sy teroa" moa teto @ serasera sa...? toa tsy hitako intsony !... tohiny
novalian'i tslem ny 29/10/2008 18:48
xxx ( 20/10/2008 20:40)
Tsy mandeha intsony ve ? Saika mba nanova sarintava aho nefa tsy voaray foana anio, nataoko imbetsaka ? Inona no mety ho antony ? Toy izao no miseho isaky ny mangataka fiovana : [i]Vita soa am... tohiny
novalian'i endrika01 ny 29/10/2008 01:41
zakomaimanovapsedo ( 16/10/2008 21:08)
Izao no andininy iray hita ao @ fitsipi-pifehezana eto amin'ny Serasera: [u]Momba ny solonanarana sy ny mombamomba ny namana[/u] [i]Ny namana izay mampiasa ny takelaka namana.serasera.org dia mana... tohiny
novalian'i ni81 ny 17/10/2008 15:26
xxx ( 15/10/2008 09:43)
Faly miarahaba antsika mianakavy indray. Izaho dia mpanao xxx hatramin'izay ka hatramin'izao ary tsy hiova mihitsy raha toa ka tsy ho terena. Ny manahirana dia toa lasa atao [b]biby fampitahorana[/... tohiny
novalian'i xxx ny 22/10/2008 11:32
sitlo ( 14/10/2008 04:16)
Tena tsy mivoaka eo amin'ny fandraisanan'ny blaogy.com ny lahatsoratro vaovao. Tsy haiko na ny ahy ihany no manao izany satria ny an'ny sasany toa mivoaka ihany. Marihina fa misy an'ity erreur ity ra... tohiny
novalian'i sitlo ny 31/10/2008 09:32
xxx ( 09/10/2008 00:15)
Manao ahoana daholo, Saika mba hanontany aho hoe ohatrinona kay ny mandefa pub ao amin'ny RVG? Ilay pub miteny amin'ny radio mihitsy fa tsy ads amin'ny page. Efa namadibadika ihany aho fa tsy ... tohiny
myaina ( 07/10/2008 11:09)
salama daholo, mila fanampiana: nanandrana nampiditra sary aho, dia ok, d navadikako ho sary tava ilay 1 d asehony ny sary , dia tsindrina le hoe .... sary tava, dia hoe tsy "nanindry" sary akory ian... tohiny
novalian'i nathie86 ny 10/10/2008 06:54
Sahhy ( 04/10/2008 06:34)
Azafady, misy marika ahafantarana ny namana manokatra mailaka ve raha mijery ireo listra maro be eto amn serasera. ohatr: offline na en ligne?... tohiny
novalian'i hery ny 04/10/2008 07:08
sff ( 29/09/2008 04:42)
Tena mino aho fa tena tato amin'ny serasera no nametrahako izay dinika momba ny "remontant" izay. Hoe inona no sakafo remontant tsara rehefa reraka avy nanao. Tsy tadidiko hoe taiza moa no napetrako n... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/10/2008 11:34
ni81 ( 25/09/2008 11:01)
Misy namana any dago mihevitra fa ny aty andafy ihany no afaka mihaino io RVG io. Nilazako izy fa toa afaka mihaino daholo rehefa manana ordi. Ka mba azavazavao kely ry tompon'andraikitra azafady fa s... tohiny
novalian'i vale ny 25/09/2008 15:14
manuela ( 21/09/2008 16:16)
aona ny atao ra tsy te ho membre tsony?... tohiny
nnamerina ( 20/09/2008 14:47)
bjr hanotany anareo zay mba hafaka hamaly aho anareo satria misy zavatra maitikitika aho ity misy olona nadefa hafatra oaho nafa tsifatatro izy satria olona any atany lavitra nefa zaho manotany azy h... tohiny
novalian'i nnamerina ny 16/11/2008 08:05
ainaheri ( 19/09/2008 11:21)
Tsy haiko oe za rery ve no voany sa nareo koa mba anisany? refa mandefa hftr d ny émoticon tsy mipetraka eo @ ilay hftr soratanao fa lasa any ambany........Ito koa ny iray: ndraidray ny pejy fandrais... tohiny
hery ( 16/09/2008 11:13)
Hatramin'izao dia mbola mionona amin'izay apetraky ny namana tsirairay isika amin'ny toerana misy azy. Izay mameno ny mombamoba azy dia afaka mampiseho hoe aiza no toerana misy azy, dia izay ihany no ... tohiny
novalian'i ni81 ny 20/10/2008 19:50
sakaizakely ( 15/09/2008 07:54)
misy afaka manazava ve fa tena tsy aiko mits ny fandehany te hihaino rvg za zao maraina zao de le hira nohenoiko omaly daholo indray no milahatra ao zany oe isaky ny miklik ny play http://radiovaz... tohiny
orona ( 15/09/2008 07:05)
Possible ve hoe ny namana nosakanana tsy mahita ny sary iany koa fa tsy hoe tsy afaka mametraka tsikera fotsiny iany??? :) ... tohiny
novalian'i nomenjara ny 20/09/2008 22:05
ni81 ( 12/09/2008 17:50)
Nanoratra dinika aho, dia avy eo nisy olona namaly hitako teo ambany teo. Efa voasoratra daholo mihitsy ny tiany ho lazaina dia niala tao izy! Dia avy eo aho saika hamaly azy dia tonga dia nanjavona i... tohiny
novalian'i ni81 ny 12/09/2008 19:14
ni81 ( 08/09/2008 18:06)
Misaotra ny mpikarakara eto @ serasera @ fanatsarana isan-karazany. Misy fanontaniana mba manitikitika ny saiko: - oviana marina no niforona ity tranon-kala ity? - raha tsy miditra ato mandritry n... tohiny
novalian'i kelly13 ny 10/09/2008 18:03
itaramasoandro ( 08/09/2008 15:31)
Raha "telomiova" ny sary famantàrana ny "serasera", mankasitraka ny aty; fa mba aiza kosa ary ny daty famantàrana ny andro iseoany? Tsara raha ampiana io daty io eo @ takelaka fandraisana. Misaotra ... tohiny
novalian'i ssendra ny 08/09/2008 19:15
vegas ( 07/09/2008 23:45)
Tsy hita tsony lé bouton ijerevana sarin'ilay olona avy ao amin'ny profil-ny. Aona ny fika?... tohiny
novalian'i vegas ny 08/09/2008 10:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0742