Momba ny serasera.org

heribary ( 03/03/2009 19:11)
slt mba atoroy ahy oe ahoana no fomba fidirana ao @ tchat fa tena ts aiko mihitsy ny mandefa mesazy mba valio ra azo atao :( ... suite
répondu par sitlo le 03/03/2009 20:39
hery ( 02/03/2009 10:11)
Miala tsiny fa voatery nosakanna tsy hiditra eto amin'ny forum serasera ireo namana izay tsy nanaraka ny fitsipika eto amin'ny serasera.org :-) Nisy ny nisandoka anarana, nisandoka solonanarana, na... suite
répondu par Mirananirina le 07/03/2009 15:36
ainaheri ( 01/03/2009 18:11)
Toa nasiana resaka teto io toerana nihaviana io fa tsy nisy tohiny intsony ilay izy,nanao ahoana ihany??... suite
répondu par Mirananirina le 07/03/2009 15:37
isalo ( 28/02/2009 09:57)
Faly miarahaba anareo rehetra Mba mila fanampiana ny tenako : rehefa hitchat zah d mapagaga ahy fa tsy mia mot d passe d ahoana no atao ko fa nisy namako hypocryte b lery d nampiasainy le izy ka ti... suite
répondu par ari.malala le 02/03/2009 07:26
Noue ( 27/02/2009 17:27)
naveriko eto ity satria tsy tazana intsony atsy @ politika eee ! [quote][b]mba mangataka ny mpiandraikitra mba hitazana kely ny fanimban'io XXX io ny dinika rehetra eto @ politika fa tena sahirana mah... suite
répondu par Lejoba le 27/02/2009 23:36
xxx ( 27/02/2009 08:46)
Efa nataoko ihany ny nikipy, tsy nitsikera fa tena an...... Marina hoe afaka mandefa izay sary tiana ho alefa eto isika mpisera, ary tsy ny hatsarany akory no kianiko, fa misy olona iray izay tena ... suite
répondu par xxx le 08/04/2009 19:15
Noue ( 23/02/2009 13:39)
saika mba hanontany aho oe azo atao ve ny fanaovana ps sahala @ zao azafady eee ?? ao @ dinika politika manko dia hita fa samy manana ny heviny ny tsirairay ary samy manohana ny tiany koa io ee !! sai... suite
répondu par xxx le 28/02/2009 07:40
ari.malala ( 23/02/2009 11:43)
Miarahaba Mba manao antso avo hoan'ireo tompon'andraikitra rehetra, ny webmaster, ny admins isankarazany fa dia misy manararaotra toy ny banga mihomehy alina manoratra teny ratsy @ dinika sasantsas... suite
répondu par xxx le 23/02/2009 19:39
xxx ( 02/02/2009 14:54)
AOANA NO ATAO RAHA RAHA TE HAMAFAHA NY HEVITRO EFA NAMPIDIRIKO NEFA TSY TIKO HO PUBLIE-NA INDRAY LE IZY?... suite
répondu par xxx le 07/02/2009 10:51
yuka ( 31/01/2009 12:53)
Miarahaba tompoko saika hanontany za hoe,ahoana kay nymanala ireo soratra key eo ambanin'ny sary reo azafady??? Miaotra mialoha!... suite
répondu par Lejoba le 03/02/2009 11:54
ari.malala ( 20/01/2009 12:50)
Raha tsy diso za de taloha afaka hoe coché na izay sary tiana fafana e? izao toa tsy maintsy klikena tsirairay le izy vao afaka fafana :? mandany fotoana beu! sode afaka averina le case à cocher aza... suite
répondu par ari.malala le 23/01/2009 13:45
gasyjean ( 17/01/2009 17:36)
Manahoana daholo hita izao fa mitombo isan'andro ny namana eto @ serasera.org, sao dia mba misy avy eny Ambohitrimanjaka ianareo ireto? mba te hahafantatra fostsiny.... suite
ainaheri ( 14/01/2009 05:31)
Misaotra an'ny mpikarakara fa lasa misy hftr tonga any aminao raha misy mametraka tsikera ny sarinao.....Izay lay oe tranon-dandy ka ao anatiny vao manatevina lol... suite
répondu par orona le 23/01/2009 17:29
tslem ( 13/01/2009 11:49)
Sao dia tokony baniavana kosa itony e sa ahoana ny fiteny azy fa dia nahazo hafatra vao² ndray zah vao nanokatra namana serasera androany, d mitovy tsy misy valaka am'lay christy,babychristy.......ny... suite
répondu par tslem le 15/01/2009 08:14
texius ( 13/01/2009 08:09)
tsy aleo ve mba asiana resaka blagy e :lol: :lol: :lol: :lol: ;-) ... suite
répondu par hery le 13/01/2009 08:16
irdna ( 12/01/2009 11:51)
salama, mitady namana miasa sy mipetraka na mandalo aty @ nosy Maurice e. mametra tel, na adiresy mail .Misaotra mialoha ... suite
répondu par Koditra le 14/01/2009 22:55
batotoa ( 08/01/2009 05:24)
Ahoana no atao ra hiala tsy ho namana intsony ; akoatran'ny tsy fanokafana compte?... suite
répondu par Lejoba le 08/01/2009 13:56
Lejoba ( 07/01/2009 11:58)
ho an'ny admin na izay efa nanandrana misy fomba ve eto @ serasera ahafahana mitady namana @ alalan'ny momba azy? Ohatra : tia mitendry zavamaneno, ireo tia baolina kitra sns Mba atoroy ahy hoe aza... suite
répondu par Lejoba le 08/01/2009 13:59
rinahasina ( 30/12/2008 08:24)
tsy mety tafiditra @ fijerena namana na ef nameno ny mombamomba aza. obilgatoire v ny fametrahana sary? :@ ... suite
répondu par fahamarinana le 30/12/2008 08:39
dadasy ( 24/12/2008 14:42)
Vao zao za no niditra teto androany, de somary nijery ny namana vaovao, ka nanaitra ny masoko ny namana vaovao "christy3", vavy avy any senegal ary tsy miteny gasy fa anglisy. Asa re raha misy ifandra... suite
répondu par hana le 30/12/2008 13:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0494