dinika manokana

1. ninice ( 05/03/2009 10:43)
Za de mba te hiditra ao amin'ny dinika manokana: ary tsy hoe hiditra fontsiny fa handray anjara mintsy.Nefa de ts mety tafiditra mitsy za sady tsy fantatro hoe pourquoi??? kA ASA MBA MISY AFAKA MILAZA AMIKO NY ANTONY!! za alou ampy tôna tsara e!! sur ah fa mety maro kou reo namana mba te hiditra sy handray anjara ao fa ts mety tafiditra ôtranà kony kou de ts afa-manôtra.
Misy fepetra hafa ve akoatry ny iraisan'ny maro mahalala, ilaina ho feno vô afaka hiditra ao ? sa aôna???
misôtra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4224