Momba ny serasera.org

hery ( 16/06/2003 16:24)
Misy hevitra vitsivitsy napetraka momba ny fitehirizana ny hafatra. Nalefa email tany aminareo. Raha toa ka tianareo dia eto no anaovy ny adihevitra. Apetrako etsy ambany ny hafatra nalefako email. ... tohiny
novalian'i isrine ny 13/11/2003 10:56
hery ( 04/06/2003 16:09)
Mandritra ny fotoana voafetra dia vonona izahay hi-scanner ny sarin'ny namana maimaim-poana. Ireto avy ny fepetra amin'izany. - Sary iray mazava tsara no ilaina (lava na tapaka... dia mba ataovy m... tohiny
novalian'i methode ny 05/06/2004 16:10
hery ( 24/05/2003 12:57)
Mahita aho fa manomboka misy vazaha eto amin'ny http://namana.serasera.org. Manahirana ahy izany satria teny gasy daholo no miasa. Kanefa manontany ny hevitrareo namana ihany aho hoe sao dia ekenareo ... tohiny
novalian'i taratra ny 16/02/2004 18:01
lalaina ( 21/05/2003 14:09)
fa naninona no najanona ireo hira mba azo nohenoina tato nefa izahay dia nanantena fa hihamaro no ho azo henoina.... tohiny
novalian'i taratra ny 16/02/2004 18:20
xxx ( 03/05/2003 12:04)
Hatao inona ity takelaka ity? Hitadiavana namana sa hitadiavana vady? Marina fa mety hisy ny fitiavana fa betsaka ny finamanana mety miforona eto. Na arak'asa izany, na ara-pivelomana, na ara-pinoana,... tohiny
novalian'i six ny 03/03/2004 19:14
xxx ( 24/04/2003 16:31)
Manaôna daholozay mamaky! Zao e:tsy hitanareo tsaratsara ve raha toa ka mba miezaka daholo ny namana ato mba hametaka ny sariny (na sary mbola kely aza)!tsapako fa efa maro ny namana nefa vitsy noma... tohiny
novalian'i fijo ny 13/05/2004 04:52
hery ( 16/04/2003 15:04)
Iza no mba afaka manome jeu de couleurs hafa fa mbola misy site serasera hitadiavana couleurs. Izany hoe lazaina ny loko afaka miaraka. Ohatry ny hoe amin'ity forum ity dia ireto no loko miaraka #99... tohiny
novalian'i six ny 03/03/2004 17:13
neo ( 12/04/2003 18:45)
tsy mba misy mandeha ao chat mihintsy ve? raha misy fotoana mba tongava ao ry zala sy zavavy a! Boo sy vahiny ihany no matetika itako ao.Asa mba iza izy ireo?hono oa Mr Eugène?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0945