Momba ny serasera.org

hery ( 15/07/2004 22:47)
Ho anareo manana email caramail ka mametraka izany ato amin'ny namana dia azonareo jerena kely fa be dia be ny adiresy caramail tsy mandeha intsony. Raha ohatra ka tokony hovaina ny adiresy email-nao ... suite
répondu par hery le 17/07/2004 05:57
hery ( 12/07/2004 06:33)
Nalefa any amin'ny Forum manokana ny resak'olon-dehibe. Mila mangataka manokana izay te hiditra any. Izany no natao dia ho valin'ireo fangatahana be dia be momba ny tokony hanafenana ho an'ny latsa... suite
répondu par mumu le 15/07/2004 18:40
hery ( 11/07/2004 09:30)
Manomboka miova tsikelikely ny forum eto amin'ny serasera.org amin'izao fotoana izao. Mety mbola tsy tena tonga lafatra fa maika aho :) Raha misy olana sendra hitanareo dia ilazao eto aho. Ireto av... suite
répondu par ramoul le 12/07/2004 13:09
mimich ( 07/07/2004 08:07)
Sendra namaky ny tantaran’ny serasera aho io dia nahatsikaritra fa hay efa 5 taona 2004 ity ny tranokala sa vohikala serasera.org . Dia miarahaba an’i hery sy ny namany tonga @ izao fahad... suite
répondu par kitjo le 10/07/2004 17:01
bichette ( 07/07/2004 07:18)
salut daholo, mba hono hoy aho, ahoana ry reto ny manao lien ????? Misaotra mialoha Bichette... suite
répondu par bichette le 08/07/2004 15:40
hery ( 06/07/2004 06:50)
Manahoana daholo, Nanao fanovana kely ry zareo ao amin'ny lohamilina mampiantrano ny serasera.org nandritra ny alina ka nisy olana kely ny takelaka androany maraina. Efa miverina amin'ny laoniny ts... suite
kitjo ( 02/07/2004 11:17)
Fa manin ny vhv ato toa manaratsy lhl aby ny ankamaroany d tamy koa ny ankilany aveo??? lasa zany foana no iafaran resaka ...nefa nge d mifampitady e...lolll Misy vhv tena oh alerzika lhl man... suite
répondu par mimich le 05/08/2004 14:48
fijo ( 23/06/2004 21:11)
nisy namana vao nilaza tamiko tato fa nisy fijo niditra tao amin'ny chat dia nila hady be.nisy namana efa nilaza tamiko koa fa nisy naka ny PSny.ka tiako ny milaza eto fa za tsy mbola nichat mihintsy ... suite
répondu par bichette le 29/06/2004 06:13
ille ( 21/06/2004 10:38)
Raha jerena ny hafatra apetraky ny namana ato dia milaza daholo hoe: za d olona tsotra, tia namana , tsy tia mandainga snsns,, de anjely daholo eh , fa maninona anefa raha ny tena marina no ambara eh!... suite
répondu par fijo le 25/06/2004 00:31
hery ( 11/06/2004 13:22)
Ho an'ireo webmaster mikirakira informatika. Hivoaka tsikelikely ny RSS eto amin'ny forum.serasera.org Ity eto ambany ity aloha ny an'ny lohahevitra informatika. http://forum.serasera.org/rss/rss_... suite
répondu par unik le 11/06/2004 20:08
ralay ( 09/06/2004 19:01)
Maninona moa raha mba asiana irony atao hoe selection miss namana ireny eto @ity antsika ity dia ho hita eo izay lanin'ny be sy ny maro. Ny modalité dia ho lazaina @ manaraka raha tapaka ny hevitra. ... suite
répondu par kitjo le 07/11/2004 06:22
hery ( 08/06/2004 23:08)
Efa afaka mametraka ny sariny ao amin'ny site namana.Serasera.org ny namana amin'izao fotoana izao. Tsindrio fotsiny ilay hoe Ny sariko ao anatin'ny fanoroam-pejy. Marihana fa ny fametrahanao sary ... suite
répondu par ramaso le 18/08/2004 18:02
fijo ( 07/06/2004 21:22)
maro isika no ato,sy efa nandalo tato.samy manana ny heviny koa,koa maninona raha hasiana boky volamena eto hiraiketana izay mba vetso sy hevitry ny namana momba ity serasera ity e.... suite
répondu par ramoul le 09/06/2004 16:56
hery ( 02/06/2004 07:06)
Salut daholo, Tsy disponible kely ny forum manokana ho an'ny admin hatramin'ny omaly fa tafiditra ao anatin'ilay projet fanamboarana forum ilay izy kanefa mbola tsy vita. Zah androany tsy miasa fa ... suite
répondu par admin le 22/06/2004 09:33
oully ( 24/05/2004 09:40)
Tsara ihany ny mampahafantatra antsika amin'ny fomba ofisialy fa nahazo ny sosie-ko aho. Zany hoe ara-pseudo fa sao mantsy hisy hanafangaro izahay roa. Tsikaritro any ho any mantsy fa misy te hanome ... suite
répondu par olly le 31/07/2004 04:53
ravatorano ( 21/05/2004 12:11)
Ny mahatonga an izany dia tsy haiko aloha na leo politika marina isika na ahoana nefa dia hevitra no hampiadina eto. Sa kosa v maivakitsaka loatra ilay adi hevitra ka mahatonga ny olona tsy handray a... suite
répondu par fijo le 27/05/2004 23:38
fatsoraly ( 14/05/2004 15:30)
Ny ankamaroan'ny Gasy dia "kristianina", saingy tsy nisy nifidy ny finoany fa nanaraka ho azy ny finoan'ny Ray aman-dReniny. Hita taratra anefa ankehitriny fa dia mikororosy fahana ny finoana kristian... suite
répondu par kitjo le 03/06/2004 10:49
hery ( 12/05/2004 20:01)
Nisy olana kely ny site serasera.org rehetra androany. Olana avy amin'ny lohamilina mpampiantrano. Nanomboka t@ 12/05/04 21:57:33 - 12/05/04 21:20:45 Dia mbola tsy tafaverina tsara. Vao avy nan... suite
répondu par fijo le 13/05/2004 20:38
nananie ( 03/05/2004 15:40)
Salut daholo. Masika be ry reto le règle vaovao a. Rehefa fohy lôtra ny zavatra resahana de tsy mahazo isa hono. De za zany tsy hahazo isa mihintsy de avy eo koa tsy hitombo intsony ny biz omena n... suite
répondu par fijo le 18/05/2004 23:19
hery ( 02/05/2004 22:39)
Manomboka androany dia misy fomba roa hampitomboana ny tahiry biz'oroka anananao. Ny iray maimaim-poana, ny iray kosa sadaina amin'ny antso antaroby ho an'ny namana mipetraka ivelan'i Madagasikara iha... suite
répondu par hery le 04/05/2004 12:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.046