Momba ny serasera.org

hery ( 19/01/2005 12:57)
Mba fantatrao ve ny atao hoe Klip? Amin\'izao fotoana izao dia manana klip ny forum eto amin\'ny serasera. Ny hita ao aloha amin\'izao fotoana izao dia ny forum farany vaovao. http://www.klipfar... tohiny
novalian'i Rabossa ny 15/07/2005 13:03
booboo ( 18/01/2005 20:38)
Inona ny antony nahasarika anareo ho tamana na tsy nahatamana ka mitsidika matetika na lasa mitsidika mahalana ity site ity ? Ny anà ny forum no tena nahasarika anà satria sady tsy hendry beeeeee ... tohiny
novalian'i mihanta ny 19/01/2005 09:35
sechat ( 12/01/2005 15:11)
mba ampio kely le sarisary raha mety fa tsy ampy ô! asiana anle mitehatehaka kely reny, de...de.... de bedabe e! ôtran\'ny ao @ koolsaina. :°) ... tohiny
hery ( 01/01/2005 23:25)
Soroka miara-milanja :-) tetikasa vaovao hitantanana ny serasera amin\'ity taona vaovao 2005 ity. Iantsoana antsika rehetra indrindra ny namana programmeurs rehetra hiara-milanja. http://vetso.free.f... tohiny
notron ( 01/01/2005 05:44)
Fomba iray ahafhantsika miserasera eto ny resaka mivantana (chat). Maro ny namana mbola sahirana sy tsy mahazo loatra ny fombafomba sy ny zavatra miseho @ zany. Ho fanampiana azy ireny mihintsy no na... tohiny
novalian'i HeryLo ny 09/10/2005 04:15
tsilan ( 11/12/2004 06:31)
Raha nanoratra ny tenanay fa Jesosy no manja indrindra tao amin\'ny fifaneraserana, lohahevitra hafa. Dia nodiana nofafana io hevitray io. Midika izany fa misy mandrakariva eto amin\'ny serasera n... tohiny
novalian'i Ramaso ny 07/02/2005 05:56
hery ( 03/12/2004 18:49)
Misy site vaovao vao niforona indray ato amin\'ny serasera. Tahiry. Jereo etsy amin\'ny lisitry ny sites etsy. Mbola andrana ihany io hijerena raha misy tokoa ny hilàna azy. Inona moa ilay tahir... tohiny
novalian'i oully ny 07/12/2004 22:16
fijo ( 02/12/2004 22:49)
salut daholo, mety ve ry zareo ny mba hanasivana fahamantarana ny hira efa nisy nampiditra tablatures?amin\'izay mba izay mbola tsy misy no hiasana hitadiavan\'ny sasany.... tohiny
novalian'i hery ny 03/12/2004 07:38
rafilozofy ( 02/12/2004 15:44)
Finaritra tompoko, Tena mba natokako ho anareo mpiandraikitra mihintsy ity e: tsy izany fa nandefa hevitra tao @ resa-dehilahy aho t@ maraina ka rhf niverenako nojerena ilay izy izao dia tsy afaka nij... tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2004 21:42
booboo ( 26/11/2004 09:32)
eo @ ilay misy bla bla bla oe \" tsara ny roa noho ny iray etc \" ? mbô asio présentation kely oe vetivety ry :roll: ... zé nanisy an\'ireo teo moa zany ;-) ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2004 21:59
hery ( 17/11/2004 10:56)
Nohatsaraina ny lohahevitra manokana. Ho an\'izay tsy mbola mahalala dia afaka mamorona lohahevitra manokana ianao izay ahafahanao midinidinika miaraka amin\'ny mpikambana vitsivitsy. Jereo ilay hoe... tohiny
maditra ( 06/11/2004 01:33)
Niezaka namaky ny resaka ato amin\'ity forum ity aho tato ho ato ka mahita fa misy zavatra tena tsy misy ilana azy no voateny ato. Misy izay tokony handeha any amin\'ny hatsikana no lasa any amin\'ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2004 22:20
hery ( 03/11/2004 16:00)
Ho feno 5000 amin\'io herinandro io ny isan\'ny namana eto amin\'ny serasera.org Statistika kley ? 11.703 Ny isan\'ny namana efa nisoratra anarana sy nandalo tato amin\'ny namana 5.259 amin\'ir... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 00:46
ahgasy ( 02/11/2004 14:46)
ao am ilay chat azafady e? manko bloque..... tohiny
novalian'i fex ny 03/11/2004 23:27
fijo ( 25/10/2004 23:12)
ahoana ry zareo ity tsimaintsy manao code isaky ny mihetsika ity a.hamaky hafatra ny tena dia mila manao code intelo.hivadika forum dia efa code,miverina namana dia izy koa.... tohiny
bichette ( 22/10/2004 08:59)
.... tsy haiko fa tsy mety ny ahy, raha mba azonareo atoro anie e !Misaotra anareo... tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2004 22:23
fijo ( 19/10/2004 20:43)
inona no resaka tena nanaitra anareo tato. ny ahy dia ilay resaka nataon\'i \"zizou\" momba ny hetotsa iny izay mampihomehy ahy foana hatramin\'izao, ary ny tena nikapoka ny saiko dia ilay resaka \"... tohiny
novalian'i fijo ny 26/10/2004 21:53
kristian ( 19/10/2004 07:12)
inona marina moa no andraikitry ny OP eto amin\'ity serasera ity satria ny zava misy miseho eto isan\'andro dia mampiteny irery mihitsy. Tsy miteny ratsy tsy miresaka tsy maotina fa tonga dia \" VO... tohiny
novalian'i fijo ny 28/10/2004 22:22
fijo ( 13/10/2004 21:48)
salama aby e, efa mba misimisy ihany izay aho no tato,ary nahita ny fivoarana sy ny zavatra niova tato. ity ary no tena tsapako izao. _lasa tsy dia miresaka fitiavana firy intsony ny namana ato.\"j... tohiny
novalian'i fijo ny 21/10/2004 21:57
hery ( 01/10/2004 16:36)
Feno dimy taona amin\'ny alahady izao ny serasera.org. Raha 1800 ny isan\'ny namana tamin\'ny herintaona toa izao dia efa 4600 mahery izy amin\'izao fotoana izao. Fivoarana izany. Tsy mahita holazaina... tohiny
novalian'i fatsoraly ny 30/10/2004 06:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.355