Momba ny serasera.org

hery ( 30/09/2004 16:19)
Miarahaba ny rehetra. Nasiana boatin-drakitra amin\'izao eo amin\'ny namana ho an\'izay te hanampy ny serasera.org Io dia toerana ahafahanareo mandrotsaka vola ho an\'izay TE HANAMPY ihany. Ny v... suite
hery ( 24/09/2004 13:44)
Miala any tsikelikely indray ary ny Forum. Mbola misy fanamboarana ihany eny antsiefatsiefany eny fa efa azo ampiasaina tsara izy ity. Dia mazotoa mitafa sy midinika daholo indray. Hery. ... suite
répondu par fijo le 30/09/2004 20:10
rafilozofy ( 08/09/2004 08:47)
:!: Efa nasosoko teto ihany ny hevitra momba ilay fitsidihana an'ity site ity. Misy tononkalo sy hira ao, forum sns.... Dia ny hevitro hoe: ilay hira na tononkalo nampidirin'ilay mpikambana ve rehe... suite
répondu par ikaretsaka le 21/10/2004 21:34
hery ( 08/09/2004 08:09)
Manahoana daholo, Naharay hafatra tamin'ny namana sasany (orinasa iray) aho nilaza fa tsy afaka mijery serasera intsony ry zareo fa bloquer-n'ny ao ampiasana. Tsy dia azoko loatra hoe inona no anto... suite
répondu par fijo le 04/10/2004 21:42
fatsoraly ( 06/09/2004 23:49)
noho ny antony manokana izay ho fantatrareo atsy ho atsy dia ity herinandro ity no farany ahitana an'i fatsoraly eto @ serasera. isaorana ny namana rehetra fa dia nahafinaritra ny nifanala azy sns...... suite
répondu par fijo le 07/09/2004 22:08
kitjo ( 06/09/2004 10:12)
Ary toa mbola tsy miova foana ilay Biz'oroka ry Hery? Ny anah mbola 0 hono ny tahiry d tsy manana,....tsy mba afaka manao an le oe raha mahay mamaly :wink: :wink: .... suite
répondu par hery le 08/09/2004 08:26
hoanao ( 02/09/2004 11:17)
Miala tsiny fa mbola vaovao eto @ity sehatra iray ity ny tenako. Ka asa na efa noresahina teto ny hevitro na ahoana. Izao mantsy : somary efa zatra ireo forum hafa @ internet aho ka very ihany t@ v... suite
répondu par hoanao le 07/09/2004 13:37
hery ( 02/09/2004 07:38)
Somary nandalo olana kely ny serasera.org nanomboka tamin'ny alina. Efa mihamilamina izany amin'izao fotoana izao miaraka amin'ireo teknisianina avy ao amin'ny mpampiantrano. Misaotra an'ireo izay ... suite
répondu par fijo le 02/09/2004 20:12
hoanao ( 31/08/2004 16:36)
Ho an'ny mpiandraikitra ity fiseraserana ity, misy tsy mety kely ny fizahana ny takelaka mankao @ takelaky ny tononkira raha ohatra ka Mozilla no navigateur ampiasaina. Ity ny zavatra hitako : http:/... suite
répondu par hoanao le 01/09/2004 07:39
dotmg ( 30/08/2004 13:12)
Amin' alahelo kely no ampandrenesana antsika fa tratry ny sivana voalohany aho teto @ serasera.org. Ny mahagaga ahy fotsiny dia tany amin' ilay resaka tena matotra be aho no voasivana. Ialana tsiny ih... suite
répondu par kitjo le 31/08/2004 17:26
ramoul ( 23/08/2004 14:28)
Faly miarahaba anareo tompoko. Betsaka amin' ireo vao miditra ato no tsy mameno ny bange rehetra moma azy. Betsaka mintsy reo tsy mameno ny banga rehetra, ka rehefa te hijery ny mbombamomba azy ny t... suite
répondu par fijo le 30/08/2004 22:49
hery ( 19/08/2004 08:20)
Hiditra amin'ny faha 5 taonany ny serasera.org atsy ho atsy. Hatramin'izao dia olona iray no niandraikitra ny zavatra maro (script, interface, contenu). Hita tsy dia mahomby loatra anefa izany. Izany ... suite
répondu par nalafe008 le 01/04/2005 12:29
bichette ( 12/08/2004 12:19)
rehefa manaraka ny fandehan'ny ato aho indraindray dia mahatsikaritra fa ohatran'ny misy "clan-clan" izany, misy olona sasany leferina rehefa manao zavatra tsy mety satria koa namana , ny sasany dia... suite
répondu par ramaso le 03/09/2004 18:26
hery ( 08/08/2004 19:38)
Hisedra fanamboarana madinidinika ny serasera.org rehetra mandritra ity herinandro ity. Nolazain'ny mpitantana ny lohamilina fa miha mavesatra loatra ny site ka mila havaozina kely. Mety hisy fiantrai... suite
répondu par hery le 22/08/2004 15:53
admin ( 05/08/2004 06:50)
Napetraka tato amin'ny forum androany ny lohahevitra iray vaovao "Zaridaina" izay hilazana mikasika ny fikolokoloana ny zaridaina, ny fizarana traikefa momba ny teknika fikarakarana vonikazo, sy ny si... suite
lema ( 30/07/2004 19:59)
rehefa miditra ato @ forum raha iova lohahevitra na mampiditra lohahevitra dé lasa mampiditra login sy pass foana fa maninn kay?... suite
répondu par ramoul le 01/08/2004 17:59
hery ( 26/07/2004 23:32)
Nandalo olana teknika tsy miankina aminay ny site serasera.org rehetra ny 26 jolay 2004. Voavaha izany amin'izao ka isaorana izay nanoratra sy niantso mivantana na dia teo aza ny fahasahiranana.... suite
répondu par fanaina le 12/11/2004 21:27
hery ( 17/07/2004 22:48)
Betsaka ihany no manontany momba ny fidirana sy fandraisana anjara amin'ireo lohahevitra manokana. Tsara homarihina aloha fa ny lohahevitra manokana dia mitovy fiasa amin'ireo lohahevitra hafa ihan... suite
répondu par ramaso le 24/07/2004 07:37
hery ( 17/07/2004 06:23)
Nisy zavatra maromaro izany novaina tao amin'ny forum - Forum manokana. Afaka manamboatra lohahevitra manokana ho azy ny tsirairay. Ilay mpamorona avy eo no manasa namana hijery sy handray anjara ami... suite
répondu par hery le 17/08/2004 00:12
hery ( 17/07/2004 00:37)
Dia ankafaliana no ilazana amintsika fa mihoatra ny 4000 ny namana amin'izao fotoana izao. Io 4000 mahery kely io izany izao no mpikambana mbola mampiasa ny namana farafahakeliny tao anatin'ny 4 vo... suite
répondu par ravatorano le 19/07/2004 09:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0648