Momba ny serasera.org

hery ( 04/02/2004 19:26)
Misy mitaraina hoe tsy misokatra ny hafatra rehefa cliquer-na. Hitako aty am-pianarana fa misy ordinatera tsy manokatra an'ilay hafatra. Désactivé ny target blank @ ordi sasany. Tsy mbola tena hita... tohiny
hery ( 02/02/2004 12:21)
Momba ny isa Narahana ara-dalàna ilay fampitomboana isa ao amin'ny namana. Amin'izao ary : Isaky ny mamangy ny takelaky ny namana.serasera.org dia mahazo isa 1 Isaky ny mandray hafatra alefan'ny... tohiny
hery ( 23/01/2004 10:54)
Betsaka ny manontany ahy momba ny fomba tsaratsara kokoa hampitana ity takelaka ity amin'izay namana mbola tsy ato. Efa misy ilay hoe ampitampitao fa voafetra ihany ny fampiasana azy. Koa ity misy hev... tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2004 11:47
isrine ( 22/01/2004 19:41)
salut! Rehefa tsy mametraka sary sy tsy mampiseho ny anarana 1 manontolo ve dia azo lazaina fa tsy matotra? Fa ny tsy tsikaritrareo dia azo foronina ny anarana apetraky ny sasany eto, tsikaritro iza... tohiny
novalian'i kitjo ny 26/05/2004 03:08
isrine ( 17/01/2004 18:46)
Salut! betsaka isika eto raha ny ps no jerena, fa vitsy raha ny vata-tena no tena lazaina. Izay no mahatonga antsika eto tsy serieux. ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2004 10:47
jhouhlambout ( 15/01/2004 09:54)
Sa mifampivazivazy fotsiny tsy misy suite?... tohiny
novalian'i kitjo ny 27/06/2004 05:48
hery ( 12/01/2004 10:35)
Mbola tsy tena appel officiel nifanarahako tamin'ny sasany ity kanefa na izany aza dia mitady mpiara-miasa izahay eto amin'ny serasera. - Olona manana internet matetika - Olona afaka mifandray tsar... tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2004 12:28
mouvoka ( 11/01/2004 20:14)
Androany aho isaky ny hanokatra ny http://namana.serasera.org dia misy fenetre de telechargement mitranga. Hono ho aho ry Webmaster, misy virus ve ny tanana ???... tohiny
novalian'i booboo ny 30/06/2004 13:20
donemaskit ( 10/01/2004 19:26)
Asa raha izaho irery no mahita an'io fa tsy milahatra chronologiquement intsony ilay resaka! Misy hafatra lasa any @ lohahevitra hafa mihitsy aza!... tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2004 11:53
jessicac ( 07/01/2004 12:37)
nga zay aty mada tsy mba afaka mampitombo biz'oroka? toa tsy misy saina gasy ao na iray aza nefa tsy mba afaka mampitombo akory zay.Tsy hafahafa ve zany hoe @ teny gasy lé izy d voahilika isika!!!!!!... tohiny
novalian'i hery ny 13/07/2004 15:54
2689 ( 05/01/2004 16:41)
Malaza indray izao ny screensaver sy ringtones aty @ sehatra rehetra! Ny malagasy dia tsy mbola misy manao an'io raharaha io afa-ts'i http://www.madacom.com, kanefa tsy mahafa-po loatra! (Tsy misy Si... tohiny
novalian'i 2689 ny 01/02/2004 12:30
ds ( 15/12/2003 11:15)
Tsara angamba raha afaka tahirizina indray mandeha ny hafatra voafantina rehetra. Tahaka ny fahafahana mamafa hafatra. Ohatra : - fidio daholo - tahirizo... tohiny
novalian'i dd ny 16/12/2003 17:51
hery ( 13/12/2003 19:50)
Raha mametraka fanontaniana ianao hoe nahoana no voasivana ny hafatra nalefako (censuré) dia ireto no antony. - Jereo sao dia tsy mifanaraka amin'ilay fitsipika napetraka ato amin'ity forum ity. Jer... tohiny
sifotra ( 29/11/2003 18:53)
Le soratra etsy @ ankavanana ambonin'ny le Linux kosa ngamba tokony we "windows" e? Zay iany.... tohiny
novalian'i fijo ny 04/12/2003 09:44
xxx ( 23/11/2003 20:14)
- Possibilité hametrahana alias amin'izay ny namana tsy voatery hanana boaty 2 na 3 na sns... - Hafatra tahiry. Anamboarana boaty anankiray hoe Hafatra tahiry. Diia amin'izay izay hafatra tena ilain... tohiny
novalian'i xxx ny 09/12/2003 14:53
fijo ( 12/11/2003 09:04)
manao ahoana daholo.misy zavatra tsy azoko mihintsy ato.toe-tsaina,efa ele izy io tany mada,nefa dia mbola hita eto ihany.rehefa mandefa sary ato ny namana sasany,dia tsy maintsy sary mampiseho fanana... tohiny
novalian'i tess ny 06/10/2010 15:42
hery ( 09/11/2003 11:12)
Samy nahatsikaritra isika fa misy dokambarotra vitsivitsy ny site tato ho ato. Amin'ny maha-maimaim-poana ny site dia miezaka mitady fomba hafa izahay hampidiram-bola. Ahoana ny fahitanareo ny dokam-... tohiny
novalian'i hery ny 30/12/2003 12:52
xxx ( 31/10/2003 18:59)
Manomboka ny volana Novambra dia nampidirina indray ny atao hoe Biz'oroka eto amin'ny namana. Azonao apetraka ato ny fanontaniana momba izany sy ny sosokevitra. Misaotra. Hery... tohiny
novalian'i dadabe ny 27/01/2005 03:04
hery ( 24/10/2003 10:07)
Tsy tsikaritra ny fifindran'ny base de données tamin'ity indray mitoraka ity. Efa tsy ao amin'ny ovh intsony ny ankamaroan'ny base. Ny hafatra sisa no mbola mihainohaino ao fa tsy mbola voafindra. I... tohiny
novalian'i dd ny 27/10/2003 09:17
dd ( 23/10/2003 16:17)
Nanomboka omaly maraina, ireo mpampiasa ny tondro [Resaka mivantana] eto amin'ny serasera dia tsy mety tafiditra, olana teknika ao amin'ny mpampiantrano http://www.epiknet.org/ no fahitako azy fa na a... tohiny
novalian'i six ny 03/03/2004 17:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1565