Momba ny serasera.org
hery
(
29/04/2004 19:18)
Nisy olana kely ny fandefasana hafatra teo fa efa nahitsiko amin'izao fotoana izao.
Isaorana ianareo izay niteny manokana.
Misaotra.
Hery...
suite
répondu par ramoul le 30/04/2004 20:03
hery
(
29/04/2004 00:12)
Ho an'ireo izay tsy afaka mamaky hafatra ao amin'ny namana ity hafatra ity.
- Tato ho ato dia misy tsy misokatra ilay varavarankely (fenêtre) famakiana hafatra ho an'ny namana sasany. Ny antony dia ...
suite
répondu par voninkazokely le 30/04/2004 22:20
hery
(
27/04/2004 11:00)
Ny isa voarain'ny namana tsirairay tamin'ity volana avrily ity dia miova ho bizoroka amin'ny voalohan'ny volana may. Ka ny isa 500 dia miova ho biz'oroka iray fanampin'izay efa tokony ho azonao isambo...
suite
répondu par hery le 02/05/2004 22:47
hery
(
21/04/2004 10:36)
Nanontany i peluche hoe hono hoa nanahoana ny nanaovako ity site ity sns...
Dia izao indray aho manontany hoe Hono ho aho :
- Ahoana no fomba nihaonanareo voalohany tamin'ny namana serasera?
- Ah...
suite
répondu par dd le 23/05/2004 03:06
peluche
(
20/04/2004 09:04)
Ary inona nahatongan'i hery hamorona an'ity site ity?misy manohana ara-bola ve?ary ianao irery v no miandraikitra an'izy ty?...
suite
répondu par fijo le 22/04/2004 22:47
oully
(
19/04/2004 13:16)
Mba adin'ny firy isan'andro ry reto no laninareo rehefa tafiditra eto amin'ny serasera: na forum, na chat, na namana, sns ......
suite
répondu par fijo le 27/05/2004 23:45
ravatorano
(
16/04/2004 11:12)
tena zendana aho nahita anio , tsary nampoiziko mihitsy.Ny olana amin io mantsy dia izao : raha sendra misy mahalala ny IP nao dia asa fotsiny
Tsy tokony ho jerena v ny momba an izay e...
suite
répondu par six le 29/04/2004 09:21
hery
(
12/04/2004 06:13)
Aleo tsorina ohatran'izay ny resaka. Misy olona manoratra aminao, dia mba te hijery ianao hoe aiza izy no mipetraka, firy taona, lahy sa vavy, alohan'ny hamaly... Nony jerenao anefa ny mombamomba azy ...
suite
répondu par hendry le 03/05/2004 17:39
nina1
(
06/04/2004 10:13)
salut,
za zao mitady liste ny namana rehetra avy any fianar misy olona tadiaviko any nefa te hijery listena olona avy any fianar rehetra za ,de zay no sosokevitro ny mba haha- possible an'zay ,tsy vo...
suite
répondu par nina1 le 03/05/2004 10:52
hery
(
01/04/2004 23:29)
Tsy mbola tena manam-potoana hanamboarana tahirintsary manokana eto aho noho ny fanadinana fa azontsika jerena eto amin'ny rohy eto ambany ny sary vitsivitsy nalefan'ny namana sasany nandritra ny fiha...
suite
répondu par ramoul le 29/04/2004 17:23
fijo
(
01/04/2004 23:00)
hery a,hita izao fa efa miha maro no tsy dia mankasitraka loatra ity fampiasana XXX ity rehefa haneo hevitra.(jereo ohatra ny fiaraha monina)ka mandraisa re ianareo hevitra hisakanana azy io,fa sady m...
suite
répondu par ikaretsaka le 21/04/2004 18:26
dd
(
21/03/2004 17:15)
Tazako eo amin'ny pejy voalohan'ny namana http://namana.serasera.org fa misy lien yahoo messenger eo ..? ymsgr:sendim?serasera_help saingy toa deconnecté foana ilay satut?
Fa ahoana io? tsy azoko, s...
suite
répondu par ramoul le 31/05/2004 21:37
nananie
(
17/03/2004 15:40)
Salut
Tsy fantatro, fa efa in 3 aho zao no nandefa sujet ato @ forum, dia lasa soamatsara le izy, fa rehefa mba te hijery ny valiny ah, dia tsy misy hita na ny sujet napetraka aza.Tao @ resa-dehil...
suite
répondu par nananie le 26/03/2004 11:48
hery
(
16/03/2004 12:36)
Manahoana,
Misy nanao salan'isan'ny hevitra mandalo eto amin'ity forum ity ve ianareo? Ny atahorako dia ho lasa Forum Sexy ilay izy... izany hoe resaka sexe no be indrindra... Azo amaritana ny toet...
suite
répondu par six le 29/04/2004 09:27
admin
(
11/03/2004 11:25)
Nasiana lohahevitra vaovao momba ny vaovao mitranga tiana ho zaraina amin'ny namana [Vaovao tselatra]
Efa misy lohahevitra momba ny Radio vazo Gasy hitanareo ao amin'ny lisitry ny lohahevitra ao. ...
suite
répondu par fijo le 28/04/2004 04:44
fijo
(
11/03/2004 11:19)
raha jerena ato amin'ny forum dia misy andian'olona vitsivitsy izay tena mamelona sy miady hevitra matetikaato.
mampalahelo anefa fa misy namana sasany izay tsy miditra loatra nefa koa dia fatra pane...
suite
répondu par bichette le 29/06/2004 06:14
admin
(
10/03/2004 17:50)
Gaga mihitsy aho mahita fa manao izao fomba rehetra izao ny olona hahazoana biz'oroka sy hahazoana isa. Tsy voatery hanao an'izany fa mitombo ho azy eo io arakarak'izay fampiasanao ny site sy fitiavan...
suite
répondu par fijo le 29/06/2004 00:25
taratra
(
16/02/2004 18:29)
miarahaba asika.
tena mba maniry de maniry izahay ny fiverenan'ireny hira gasy reny.....ary maniry koa ny vovoarany.
mba mety ve raha mba asina 'clips' tena jereo evitra r'reto fa tena maniry de man...
suite
répondu par ramoul le 31/05/2004 21:43
aristar
(
06/02/2004 20:40)
Naharay mail hoe [Namana]HELLO aho ka voasakana faha Virus io ary adiny iray avy eo dia nandefa mail iray i Hery fa tsy avy any @ io.
Ho any ireo namana tsy manana anti-virus mise à jour isan-andro ...
suite
répondu par hery le 07/02/2004 20:31
kally
(
06/02/2004 16:10)
Misy zavatra mba halako mihitsy indraindray eto amin'ity sehatra ity.
Ny forum miteny frantsay be dia be any @ takelaka hafa any,eto misy gasy mipetraka any ivelany efa ela no tsy niresaka tamin'ny t...
suite
répondu par ille le 26/08/2004 07:22
