ry XXXX isany

1. fijo ( 01/04/2004 23:00)
hery a,hita izao fa efa miha maro no tsy dia mankasitraka loatra ity fampiasana XXX ity rehefa haneo hevitra.(jereo ohatra ny fiaraha monina)ka mandraisa re ianareo hevitra hisakanana azy io,fa sady manimba resaka ilay izy no tsy fanajana ny sasany,ary fitaizana ihany koa ireo izay manao azy mba hizatra hiseo sy hijoro amin'ny heviny.
2. hery ( 01/04/2004 23:15)
Salut fijo,

- Ny xxx aloha dia fanajana ny privacy-n'ny olona indraindray rehefa misy zavatra somary manahirana azy ny milaza azy. Mitovy amin'ilay hoe mandeha any amin'ny dokotera dia tsy tiany ho fantatry ny olona rehetra. Marina fa misy lafy ratsiny io kanefa fanajana ny namana ihany.

- Raha misy kosa anefa ny abus dia misy hatrany ny fitsipika mandeha eto. Mazava ho azy fa ny xxxx dia ho an'ny daholobe ihany fa ny admin izay manasivana ity hafatra ity dia afaka mahita hoe iza ilay xxxx. Izany dia mba hialana amin'ny fanararaotana ny tsy filazana anarana. Efa nisy izany teto ary efa nandraisana andraikitra araka ny nifanarahana.

- Raha misy zavatra sendra tsy mety any amin'ny hafatra tsirairay any dia azonareo atao hatrany ny mampilaza ny mpiandraikitra miaraka amin'ny rohy feno (lien complet) manondro ilay hafatra.

Misaotra betsaka.
Hery
3. fijo ( 01/04/2004 23:45)
ekeko mihintsy ilay hoe misy zavatra manokana tsy dia tokony anehoana anarana fa jereo ny sasany ao fa tena ohatry ny manelingelina fotsiny ary dia jereo io nolazaiko io fa maro ny manakiana ilay izy.
4. ikaretsaka ( 02/04/2004 02:02)
raha X ka manompa olona kosa no anaovana ilay X ka raha ao @ forum iandraiketako dia mampandre aho fa avoako hoe iza ian.. Tsy hajainao ny hafa dia tsy hajaina ny privacy anao.. tsy te hanao arbitre intsony aho fa fay ka aleo iianao sy ny nompainao sy/na ny naratsianao no mifanazava.. sa?
raha trop loatra ny hafatrao dia fafako
5. ravatorano ( 02/04/2004 08:09)
za koa dia mitovy hevitra amin i Ikaretsaka fa zao tena marina ilay lazain i fijo , misy xxxx mananihany fotsiny fa tsy hoe manahirana anazy ny milaza ny tiany ho tenenina , ka zao koa anie e ps dhl ihany no ampiasana eto ka mbola atao inn indray xxxxx
Za miala tsiny fa dia ho fafako koa ireny xxxx raha toa ka mbola mananihany ihany ny resaka ataony ao , raha manompa mihitsy moa dia aharihariko eo ny momba anazy.Misaotra antsika namana .
:wink:
6. ramoul ( 02/04/2004 09:42)
Marina daholo izay noteneninareo rehetra teo.Manohana kely ny hevitry fijo ny tenako
Tsy tokony hanao xxxxx zany isika izay mamaly ny resaka na mamorina ny resaka fa mba tokony hiteny ny ps-tsika tsirairay avy.Inona fotsiny ny dikan'ilay ps raha anao xxxx daholo ny namana izay miditra ato?
Mba asivo fifanajana re rehefa miresaka fa aza mba miafon-kafona izany à!
Misaotra tompoko.
7. nananie ( 02/04/2004 10:49)
Ataovy ireto zay mety a! Sady tsy vitan'izay migafy izy fa tena manompa mintsy!
8. hendry ( 02/04/2004 16:09)
Iza ny tsara kay: ny manao xxx sa ny manana pseudo telo aman´efatra?
Misy manko te hanome lohahevitra mikasika mivantana ohatra, tsy te haneho ny ps-ny izy satria misy olona miresaka privé aminy tsy tiany hahalala ny tantarany na ny olana misy eo aminy hany ka na manao xxx izy na mamorina pseudo hafa.
Ny ahy raha xxx te hilaza hevitra fa tsy sahy tsy mampaninona ahy fa ny xxx manompa olona no tsy tiako na koa ireo xxx manevateva sy manankorontana, reny kosa ngamba tsara aharihary ny momba azy mba ho hitan´ny besinimaro ary mba ho anatra ho azy.
9. kitjo ( 02/04/2004 16:13)
mety misy antony manokana aloha ny fanaovana xxxxx
fa ny marina zany dia anjaranareo admin no manivana ny hafatra fa efa h=ifanarahana fa ra toa ka manembatsembana ny fiarahamonina:manompa,manaratsy..... d teneno iarahamahita oe iza ilay izy sady fafana ny hafany,
na esorina tsy ho namana ny hiafarany ra mbola manohy
10. ikaretsaka ( 02/04/2004 20:38)
eny ary..
11. fijo ( 06/04/2004 00:19)
tsy maninona raha manova PS ianao rehefa te hilaza zavatra mikasika anao tsy tiana ho fanta trolona,dia miverina amin'ny ps mahazatra avy eo.fa ilay izy anie natao hiafenana amin'ny fanadalana fotsiny e.izay no mahakamo.
12. samoina ( 06/04/2004 07:36)
Rehefa mamaly ny xxx tokoa dia toy ny miresaka @ vatan-drindrina. Hafa ihany ny mitafa @ misy pseudo satria mba miavaka ilay maha "namana" azy:misy anaram-bostra azo vakiana.
Impiry ny tena no voan'ny hoe: i 3x kay io miresaka io fa tsy i 4x ! Manao kajy foana alohan'ny hiresadresahana ary feno x ny saina rehefa hatory !
Raha tena manaja ity tranonkala ity ireo x isany dia tokony efa mba nanazava ny antony fa tsy miandry an'i Hery sy Hendry hanao mpisolo vava. Tsapanareo @ izany fa matoa tsy ataony izany dia tsy misy antony aminy loatra ny "namana"
13. alz ( 06/04/2004 08:31)
Nasiako resak' X ao amin'ny takelaka hatsikana sy lalao.
14. ravatorano ( 06/04/2004 13:14)
tokony ataony yyyyy indray fa le xxxx mandreraka sady mataotsa anio za ry alz
15. ikaretsaka ( 06/04/2004 13:45)
efa avy nanao matematika ve zay nama de mbola ampitadiavinareo an'i X ihany
16. donemaskit ( 07/04/2004 13:58)
aza manaratsy na mandratra olona fotsiny rehefa mampiasa xxxxxx
17. kitjo ( 07/04/2004 16:50)
zay no marina
18. ikaretsaka ( 07/04/2004 19:57)
ze mandratsy dia kajiko i XXX dia avoako ny valiny hotsarain'ny namana.. omeko tsar amihitsy ny fomaine de definition fa ef anapetrako izay ny limites
19. xxx ( 09/04/2004 09:45)
karetsak>Zo ako no manao xxxxxx
fa ianao tsy manana zo ny hitonona ny anarako mihitsy
Fantatrao aho angaha ny antony anaovako an io xxxxxx? FCK Y
20. xxx ( 10/04/2004 09:19)
ary ny anarandrangahy ve aloha de tena hoe i fijo tokoa e .
mbola xxxx ray manokana koa io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1325