Momba ny serasera.org

hery ( 16/06/2005 10:14)
Taorian'iny Tsunami serasera iny... dia hitako fa mbola misy zavatra vitsivitsy tsy mandeha. Ho vita tsy ho ela. - Fijerena ny mombamomba ny namana - Sary logo Raha mahita ianareo dia mba s... suite
répondu par hery le 28/06/2005 18:28
hery ( 20/05/2005 06:54)
Betsaka ny nanontany hoe ahoana no tsy mahita ny mombamomba ny namana hafa... na tsy mahita ny sarin'ny namana hafa. Ny antony dia satria mbola tsy nahafeno [b]tsara[/b] ny mombamomba anao ianao. R... suite
hery ( 19/05/2005 08:33)
Fampatsiahivana ho antsika namana rehetra fa misy dinika manokana antsoina hoe resak'olon-dehibe eto amin'ny forum. Ny resaka saro-pady rehetra (izay tsy tokony hovakian'ny ankizy sendra mandalo :-)) ... suite
répondu par tsylaitra le 05/10/2005 19:43
booboo ( 16/05/2005 18:12)
xxx
Ary ilay manao xxx isaka zay mihetsika ireny ve tsy voasazy? Hafa indray raha hoe hitan'ny tompon'andraikitra fa mitombona ny tsy ampisehoany ny ps-ny, fa ilay manara-po @ xxx no teneniko. Sôtra. ... suite
répondu par rpk le 17/05/2005 08:59
kitjo ( 14/05/2005 18:05)
Voatsikaritro fa h@ ilay "censure" resaka teny malagasy iny dia misy 2 farafahakeliny ny dinika hatsikana teny malagasy miseho @takelaka namana isaky ny miditra ato. Mahafinaritra fa tohizana e!... suite
répondu par sipagasy le 25/06/2005 08:32
hery ( 11/05/2005 06:04)
Araka ny fangatahan'i rhevinilsen dia nosokafana ho dinika tsotra ilay dinika manokana momba ny tontolo iainana. Dinika noforonin'i Cupido izy io fa nataony ho dinika manokana fa amin'izao dia natao h... suite
répondu par rpk le 17/05/2005 09:01
hery ( 10/05/2005 15:41)
[quote=aristar] Censuré !!! J'ai été censuré sur sera². C'est tout à fait leur droit et je ne conteste pas. Ce que je ne comprends pas c'est que quelque temps avant que Hery ait répondu à mon... suite
répondu par kitjo le 14/05/2005 17:34
hery ( 09/05/2005 14:14)
Rehefa manokatra ny takelaka namana ianao ka mampiditra solonanarana sy tenimiafina dia mahita fa misy sary iray ery ambony ankavanana ery. Sary notsongaina tao amin'ireo sarin'ny namana rehetra no mi... suite
répondu par booboo le 11/05/2005 12:46
hery ( 06/05/2005 15:49)
Manomboka misesisesy ireo teny frantsay eto amin'ny forum (dinika) dia gaga aho hoe very angaha ny teny gasy? Raha ohatra ka zavatra nalaina tamin'ny takelaka hafa dia azontsika atao tsara ny manao ro... suite
répondu par momona le 10/09/2005 09:21
aristar ( 05/05/2005 22:57)
Hery â ! Misy bug kely ao @ forum rehefa manao "Copier/Coller" référence saisie au kilomètre. Tsy férré ilay tableau nefa tsy misy [i][b]Preview[/b][/i] dia ilay texte tsy wrapper dia rehefa las... suite
répondu par hery le 06/05/2005 16:05
aristar ( 03/05/2005 01:45)
Misy bug kely eo @ [b]:: Ny namana be isa[/b] ré-initialiser isakin'ny minitra vitsivitsy... suite
répondu par Veloo le 09/05/2005 16:32
aristar ( 02/05/2005 17:09)
Ô ry Hery â ! ray toa sy tonga ny tahiry biz'oroka roa t@ volana may... suite
répondu par Veloo le 09/05/2005 16:33
hery ( 02/05/2005 17:09)
Aza gaga... manana toerana manokana lehibebe kokoa azonao anoratana lavalava kokoa ianao eto amin'ny namana. Wikianja no ampiasaina amin'izany. Hanandrana? Mandehana ao amin'ny Momba anao [url]http://... suite
répondu par ralos le 06/08/2005 17:12
hery ( 29/04/2005 23:22)
Mijery salanisa kely indray aho dia mahita fa feno 2030 ny isan'ny vehivavy namana... mazava ho azy, ankoatr'ireo tsy mameno ny momba azy, sy ireo izay tsy milaza ny marina. Na izany aza dia mbola vi... suite
répondu par fijo le 03/05/2005 20:55
aristar ( 28/04/2005 21:18)
Tsy mandeha intsony ny "Hampitombo tahiry" ao @ biz'oroka tao ahorina kelin'ny nifandra monina ny takelaka. Tsy misy dokam-barotra intsony eto @ sera² ve ny antony ? Rehefa izany tokony esorina ilay... suite
répondu par iartistika le 08/05/2005 19:26
betty ( 22/04/2005 09:52)
Efa ela ny namana sasany no nanana projet hanohana ny site serasera kanefa mbola tsisy occasion nanaovana an'izany. Koa nanapakevitra izahay namana vitsivitsy hanao antso eto ho an'ireo mpanohana mavi... suite
répondu par betty le 25/04/2005 05:31
hery ( 21/04/2005 10:30)
Manahoana, Mifindra monina kely indray ny serasera.org. Nisosa tsara ihany aloha izany hatramin'izao. Raha toa ka somary misy olana rehefa kelikely eo dia azonao atao ny mampiasa ny takelaka amin'i... suite
répondu par hery le 25/04/2005 10:56
hery ( 18/04/2005 09:43)
Feno 7000 mahery isika namana ato ankoatr'ireo izay niala na nesorina. Fantatrao ve hoe namana fahafiry ianao? :-) Ny namana litadipre anisan'ny niditra farany hitako androany dia namana faha 15555 M... suite
répondu par naritsimba le 19/04/2005 05:46
hery ( 07/04/2005 09:49)
Betsaka ny namana mandefa hafatra aty amiko milaza hoe mitady namana (mafy). Koa ireto ny torohevitra kely mety hanampy anareo, sy hanafaingana ny fihazàna :-). Torohevitra avy amin'ireo namana ato i... suite
répondu par Veloo le 04/05/2005 21:06
DotMG ( 06/04/2005 06:19)
xxx
Hono ho'aho, rehefa amin' ny fotoana inona ianareo no manafina ny anaranareo eto @ serasera? Izaho aloha dia ireto no antony nanafenako ny anarako : Ny iray namaly namana iray aho, ary efa mifamal... suite
répondu par maditra le 09/04/2005 19:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0564