Momba ny serasera.org
fasaly
(
07/12/2005 06:18)
ahoana ny hatao rehefa te handefa hafatra any amin'i
" hery " kay fa tsy mety lasa mihintsy ny hafatra na ilay mail: hery @ yahoo izany na lay hery fotsiny.
mbo valio hoe!!!...
suite
répondu par fasaly le 09/12/2005 16:12
hery
(
06/12/2005 09:30)
Ny mpanoratra tsikera ao amin'ny sary dia voatahiry daholo ny IP. Raha ohatra ka misy fitarainana momba ny tsikera (Teny ratsy na manaratsy) dia omeko ny tompon-tsary avy hatrany ny IP raha angatahiny...
suite
répondu par Fiffi le 12/01/2006 06:35
hery
(
28/11/2005 14:21)
Rehefa natao ny kajy tsotsotra dia ireto ambany ireo ny namana nampiditra sary be indrindra. Mazava ho azy, tsy nisaina ireo sary natokana ho an'ny namany manokana. Azonareo jerena ny mombamomba azy d...
suite
répondu par akamatiana le 11/12/2005 10:08
lapino
(
26/11/2005 20:24)
Manahoana daholo
Asa raha izaho irery no tratran'izany, fa tsy mety mandeha ny serasera aty aminay nanomboka aninkeheo maraina. Omaly hariva anefa mbola nandeha tsara. Mampiasa logiciels-na anonyma...
suite
répondu par lapino le 29/11/2005 00:36
rurik
(
17/11/2005 09:27)
ery an fa maninona angaha no tsy mety misokatra ny afatra hitako izao fa misy afatra tonga dia sokafako fa tsy misy ninoninona ?:D...
suite
répondu par xxx le 27/12/2005 12:15
xxx
(
09/11/2005 11:51)
Manahoana tompoko ô! Hono hoa nisy olana angah ny fampitomboana biz'oroka @ izao? tsy izany fa efa ho erinandro izaho no mitsidika isan'andro ilay fampitomboana fa tsy mahazo valiny foana!mba mila fa...
suite
répondu par cutie le 10/11/2005 00:12
xxx
(
09/11/2005 11:00)
Manahoana tompoko ô! misy olana angah izao ny fampitomboana ny tahiry @ biz'oroka! efa ho 5 andro izay no mangataka fampitomboana ny tenako fa tsy misy valiny!mba mila fanazavana raha azo atao e!...
suite
répondu par xxx le 10/11/2005 12:52
akamatiana
(
07/11/2005 19:11)
Salut dôly njay ! nataoko ity ho anareo mpiandraikitra ato.
Fanitsiana :
Ny mpiandraikitra dia i hery (azo andefasana hafatra). Nofafaina ny ambiny izay mitonona ps (Jereo ny fitsipika)
Ny fi...
suite
répondu par akamatiana le 07/12/2005 20:52
hery
(
05/11/2005 12:09)
Vita soa amantsara indray ny tovana ao amin'ny hafatra. Manomboka izao dia azo atao ny mametraka tovana (pièce jointe) iray rehefa mandefa hafatra.
[b]Ahoana no fomba fandefasana tovana?[/b]
Rehe...
suite
répondu par hery le 07/11/2005 21:35
hery
(
02/11/2005 11:23)
Ho an'ireo izay te hamaky hafatra amin'ny telephone portable dia azonareo andramana ny serasera wap. Ampidiro ao amin'ny finday fotsiny ny adiresy [b]http://wap.serasera.org[/b]
Raha misy sosokevit...
suite
répondu par akamatiana le 27/11/2005 17:56
vegas
(
28/10/2005 10:43)
Mangataka fanazavana kely azafady.
Maninona no voafafa ny dinika manokana nosoratanay nefa izy efa hoe dinika manokana? Tsy natao ho an'ny besinimaro fa efa mba privé.
Misaotra amin'ny fanazavana....
suite
répondu par pissoa le 30/10/2005 18:15
ftma
(
27/10/2005 10:45)
Tena hita tokoa ny finiavana ataonareo tompon'andraikitra anatsara antrany ity takelaka ity dia tsy ho hay ny tsy hisaotra anareo, indrindra i Hery niasa mafy be tao omaly.
Misaotra betsaka fa dia te...
suite
répondu par kally le 27/10/2005 14:55
hery
(
23/10/2005 16:32)
Manomboka mikarakara tsikelikely ny KarajiaMIRC izahay, fitaovana tsotra izay ahafahana miresaka mivantana avy hatrany ao amin'ny serasera.org
Indro ary mivoaka ny tao alpha 0.1 faran'izay tsotra ind...
suite
répondu par hery le 24/10/2005 21:06
hery
(
20/10/2005 07:51)
Ny fampidirana ny zavatra rehetra eto amin'ny takelaky ny serasera.org dia napetraka hatrany amin'ny fahendren'ny namana.
Nasiana ny karajia... navela halalaka aloha. Dia indreny ny namana sasany (ts...
suite
répondu par Veloo le 24/10/2005 20:11
hery
(
18/10/2005 07:38)
Mba fitsapana ny hevitry ny tsirairay ato fotsiny ihany. Marina fa efa misy ny resaka izay natokana manokana ho an'ny olon-dehibe ato amin'ny serasera. Fa amin'ny dinika hafa sy ny namana serasera ami...
suite
répondu par naritsimba le 21/10/2005 07:28
akamatiana
(
18/10/2005 04:44)
Houn waaa kay e!! ho anay tsy mbo mahita ordi mandritra ny semaine tony ,mitady fika mba ahafahana manokatra serasera e! amin'ny mobile io , ka zao afaka manokatra ny compte , mandefa hafatra fa [b]...
suite
répondu par akamatiana le 20/10/2005 18:09
cutie
(
14/10/2005 18:35)
o ry hery a, mba namkaiza le forum "mitady olona avy any Antsohihy" iny fa tsy hitako tsony , nefa za mbola saika hamaly.
Sa ve efa lany daty de nesorina???
Mba tiako ho fantatra we in ny antony na...
suite
répondu par cutie le 21/10/2005 02:07
hery
(
06/10/2005 14:32)
Nisolo akanjo kely indray ny takelaka namana.serasera.org. Dia nampidirina tanteraka tamin'ny Solaitra http://sourceforge.net/projects/solaitra ihany koa. Mora kokoa ny manatsara azy amin'izao.
Aho...
suite
répondu par Herimiafina le 15/10/2005 03:14
Kotity
(
06/10/2005 08:10)
Mandreraka be mintsy fa maninona aho rehefa mamaly hevitra na mampiditra hevitra dia miverina in 2 in 5 in 10 ilay izy, nefa aho in 1 manoratra ihany.
Tsy azoko, mampalaina be na ny hanoratra aza....
suite
répondu par tissa le 10/12/2005 12:21
hery
(
03/10/2005 07:00)
Miarahaba antsika rehetra indray.
Tsy hay ny tsy hisaotra antsika rehetra amin'izao fotoana izao noho ny fahatratraran'ny Serasera Malagasy (serasera.org) ny faha enin-taonany. Ny 3 oktobra 1999 to...
suite
répondu par Herimiafina le 15/10/2005 03:16
