Tsy mety mandeha ny serasera

1. lapino ( 26/11/2005 20:24)
Manahoana daholo

Asa raha izaho irery no tratran'izany, fa tsy mety mandeha ny serasera aty aminay nanomboka aninkeheo maraina. Omaly hariva anefa mbola nandeha tsara. Mampiasa logiciels-na anonymat ireny aho izao vao tafa-connecte.

Tsy miankina amin'ny navigateur le izy.

Misaotra e :)
novalian'i lapino ny 29/11/2005 00:36
2. vale ( 26/11/2005 20:53)
lapino> nandeha tsara ka! izaho izao teto foana h@ maraina!!!
3. vale ( 26/11/2005 20:54)
lapino> nandeha tsara ka! izaho izao teto foana h@ maraina!!!
4. Fanja1 ( 27/11/2005 09:34)
mandeha ka
5. lapino ( 27/11/2005 10:00)
Mbola tsy mandeha hatramin'izao aty amiko e! Rehefa mi-ping dia misy an'izao erreur:
~]$ ping serasera.org
PING serasera.org (82.165.179.151) 56(84) bytes of data.
From gi13-0-52.auvcr2.Aubervilliers.opentransit.net (193.251.247.45) icmp_seq=44 Destination Host Unreachable

Amin'ny freebox (mode routeur) ny connexion. Ny site hafa rehetra anefa mandeha tsara daholo. :?

Ity ny vahaolana ampiasaiko amin'izao (ilay faharoa): Jereo ato
6. Herimiafina ( 28/11/2005 20:23)
Otsan'ny erreur de transfert de données avy amin'ny système anakiroa ampesain'i lapino no hitako mahatonga an'izany. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
7. lapino ( 29/11/2005 00:36)
Izay indray vao niverina nandeha tsara :)

Tao amin'io opentransit.net io angamba no nisy olana, fa sady tsy avy aty amiko no tsy avy ao amin'ny sehatra. :)

Misaotra an'ireo izay nitodika tamin'ilay olana iny e. ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8055