Fitarainana!!
1. akamatiana
(
07/11/2005 19:11)
Salut dôly njay ! nataoko ity ho anareo mpiandraikitra ato.
Fanitsiana :
Ny mpiandraikitra dia i hery (azo andefasana hafatra). Nofafaina ny ambiny izay mitonona ps (Jereo ny fitsipika)
Ny fitarainana rehetra toa ity (misy ps) dia azo avantana any amin'ny mpiandraikitra mivantana.
Nahitsin'i hery

novalian'i akamatiana ny 07/12/2005 20:52
3. akamatiana
(
07/11/2005 21:14)
io efa volazako io re ry Herimiafina , tena loza ô!nefa mba vakio nge ny mombamomba io olona io e, mampalaelo b
4. Herimiafina
(
07/11/2005 21:30)
Efa nisy nahita ny fintarainan'i toi izany de mianjy ze vokany isika.
Inn malaza ankoatr'izay, maba milamina ve any aminareo any zao?
Inn malaza ankoatr'izay, maba milamina ve any aminareo any zao?
6. hery
(
07/11/2005 21:37)
Raha toa ka mahazo hafatra misy tovana hafahafa ianareo dia azonareo sakanana ny hafany (misy an'izany ato amin'ny hafatra) dia avy eo mandefasa fitarainana any amin'ny mpiandraikitra
8. akamatiana
(
07/11/2005 21:42)
efa nosakanako izy hery an ! fa zah ve mou nanampo we andefa hafatra aminah nge izy ra tsy zany efa sakanako hatry ny ela :-D:-D
Herimiafina> tsisy malaza aty letsy a :-D:-D , any amilizany zao malaza .ie efa milamina aty aminay k
cutie> zany v? vô tanjoany io nandefa hafatra volou taminah , nefa d zany sady ny nataony tsssssssss

9. Herimiafina
(
07/11/2005 21:46)
Fa sary otsan'ny ahoana hono le nalefany tany amin'i toi ry akamatiana, ngô de sariny ihany? hehehe:-D:-D
10. vancleef
(
07/11/2005 21:53)
Zavatra mora fotsiny ange ry akamatiana. Mandehana ao @ Namana nosakanako dia tsy mahazo hafatra avy any @ izay nosakananao ianao.
Inona indray ity hevitra hoe sivanina daholo izay mandeha rehetra eto @ Internet. Da inona ny critère ? Izay zavatra rehetra manirikiry an'ny iray dia sivanina ary farany dia tsy misy na inona na inona intsony. Tsy mipetraka any @ tany ny fanjakana manasivana ny rehetra dia afaka mandeha @ Internet intsony ny olona mantsy ianao. Internet eto faha tsy sivana ary olon'dehibe daholo ny eto dia anjaranao ny misivana izay tianao ho raisina faha aza miandry faona ny mpiandraikitra hisivana atrany @'ny hafatra. Ny hafatra privé dia na hafaka mijery any aza ny mpiandraikitra dia tsy tokony hijery hafatra tsy nalefa ho azy. Ahoana hoy ianao raha sokafan'ny paositra ny taratasinao dia raha mahasositr'azy dia sivaniny ? Dia ny hafatra eto @ sera² dia sahala amin'izany

11. akamatiana
(
07/11/2005 22:01)
vancleef> wajayyyyy, ary ôtsany avy avy be nareo an , nefa tsy koi fa valiko :) e!:-D:-D . Raha fantako we andefa hafatra ho anah nge izy waaa d efa nosakanako hatry ny ela e , zah akoury tsy voyante :-D:-D.Dia misôtsa tam valinteninao
Herimiafina> hihih aiza no ahalalako we sariny nge iny , fa tena tssssssss , aleo tsy kôzina:-D:-D
Herimiafina> hihih aiza no ahalalako we sariny nge iny , fa tena tssssssss , aleo tsy kôzina:-D:-D
12. Herimiafina
(
07/11/2005 22:20)
Somary imprimer-o kely fotsiny hoe de asio akanjo amin,ny markera! hehehehe:-D:-D
13. vancleef
(
07/11/2005 22:21)
akamatiana>Tsy hoe avy be faha manorisory aho fotsiny hoe efa vavy lehibe io di amanao rapporteuse ahoatran'ny ankizy kely. Raha nandefa sary veta iray izy dia tsy novalina fotsiny sy nosakanana ary raha tena sariny dia ny forwardevana @ olona rehetra fotsiny dia @'izay izy noho hafa-mbaraka
14. Herimiafina
(
07/11/2005 22:28)
Mety tena tezitra be izy de nandaza kou, mety gidraka be le sary tonga de nanaitra anazy be.
15. akamatiana
(
07/11/2005 22:30)
herimiafina> tssssssssss , tena t ahita nga lah??:-D:-D:-D
vancleef> na vavy be azany zah an refa tsy rariny d tsy maintsy manao raporteuse otsany ankizy kely kou :-D:-D , sady raha nanorisory anao d tokony tsy namaky nge nao (lengako an !) , aza sorena tsony fa efa nahitsin'i hery kou nge l izy .Tena choké b zah natonga anah nitaraina .

16. Herimiafina
(
07/11/2005 22:40)
Zah kou zany mba te-ho choqué be tampoka teo njay, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
17. vancleef
(
07/11/2005 22:41)
Dia choquée ahoana nefa. Ary raha sivaninan'i Hery ny sarinao faha mampiseho fotra dia ahoana hoy ianao ? Misy sekoly katoalika aty ny ankizy tsy mahazo mampiseho fotra !
18. akamatiana
(
07/11/2005 22:52)
wajayyyy , raha mahavoafady ny mampiseho foatra d mahazo fafana k ,fa ra zany no anakanana anah tsy ampiseho foatra d tsss , I am what I am , sa manorisory anao kou ny sariko v?? hihihi , d ho fafako ve ?? nan ho an'ny namako retsa reou , d ho avelako eo iany
19. vancleef
(
07/11/2005 23:02)
Tsy manorisory aho mihintsy ! Il m'en faut plus pour me choquer. Faha mieritreritra an'ireo olona sasany aho dia mitaraina any @'i Hery dia ilay takelaka lasa hoe sivana.org. Eto @ toerana hipetrahako misy sekoly dia rehefa manao taille basse ka mampiseho faotra ilay ankizy dia hameny ankanjo hafa raha tsy izany tsy mahazo miditra mianatra
20. Herimiafina
(
07/11/2005 23:11)
Ary njy koa kay mirevy Gloria Gaynor be mahintsiny an, I am what I am.