Fitarainana!!

41. jennifer2 ( 06/12/2005 03:33)
herimiafina, mety tsy aha-choquer anao akory le sary fa maha-choquer vehivavy.
42. Herimiafina ( 06/12/2005 03:43)
Ie, ka tiko fantatsa hoe inn zavatra maha-choquer vevavy hi choquer-avako vevavy kah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
43. jennifer2 ( 06/12/2005 04:56)
Anjay ry herimiafina? loza ho an'zay ihavian'ny fahatafitohinana anie e!
44. Herimiafina ( 07/12/2005 20:32)
Ka le sary no mety iavian'ny fanafitohinana fa tsy zah kah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
45. akamatiana ( 07/12/2005 20:52)
efa nelefako l izy , voarainlah??:-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.4819