Fitarainana!!

21. akamatiana ( 07/11/2005 23:13)
hihihihhi zany an , tsy serasera.org tsony veuuhh?? lol .Ka eh zany izy we sekoly kou , efa misy fitsipika nifehy zany , fa raha voasakan'ny fitsipika kou nge we , tsy mahazo asina sary mampiseho foitra d azoko alana io e hihiihih , otsan'zany zah nandika fitsipika zao we tsy mahazo manonona ps (miala tsiny tamin'iny an ) d zao efa vosivana l izy teo hihiiihiih.
22. vancleef ( 07/11/2005 23:26)
Faha ny hafatra private ary ny mpiandraikitra dia tsy tokony mijery any satria violation de correspondance. Mahazo manao fitsipika @'ny zavatra public faha misy déontologie ny webmaster amin'ny communication privée
23. akamatiana ( 07/11/2005 23:45)
kay mou . ka zah kou nge tsy mahay fitsipika e , fa d nitaraina fotsiny zah :(
24. cutie ( 08/11/2005 00:10)
mangina @ zay akia akamatiana :-*:-*:-*:-*
25. akamatiana ( 08/11/2005 01:17)
cutie eny akia :-*:-*:-*:-*
26. sipagasy ( 08/11/2005 08:39)
vancleef:

akamatiana>Tsy hoe avy be faha manorisory aho fotsiny hoe efa vavy lehibe io di amanao rapporteuse ahoatran'ny ankizy kely. Raha nandefa sary veta iray izy dia tsy novalina fotsiny sy nosakanana ary raha tena sariny dia ny forwardevana @ olona rehetra fotsiny dia @'izay izy noho hafa-mbaraka



Amikokosa tsy nanao rapporteuse izy fa mba nampitandrina ihany koa ny hafa e!
27. zakony ( 08/11/2005 10:36)
alefaso aty amiko le sary alou de hita eo na tokony tena sivanina marina:-D
28. Missie ( 09/11/2005 18:17)
Ory reto lé sary nalefany kousa aneuh tena tssssssssssss.... tsy tiako mitsy oe zokikou andefasana reny saly lastsy leny! lefa bo mandefa sary an'i zokikou nareo de sarina flera na salin Tj alefa azy fa touja de tiany beuhhhh:-D:-D Mou kakamatiana oooooo:P
29. Herimiafina ( 10/11/2005 21:36)
Zah kou zany te hitaraina mafy e, nefa inona moa no tena mba antony itarainako, toa otsan'ny tsy misy klé.:roll:
30. ari.malala ( 11/11/2005 07:24)
herimiafina a, le enao lazainay fa adala itaraianana e :-D:-Dhay mo kay enao ary tena izy ko hehehehe:-D:-D:-D:-D:-D
31. Herimiafina ( 11/11/2005 08:04)
Melsi amin,ilay compliment akia ry ari.malala an.
Tsy aleoko ve adala toy izay tsyadala toa anareo nefa jereo ty anaovanareo ny fiainanareo klé, feno blem, hehehe:-D:-D
32. akamatiana ( 15/11/2005 19:52)
Missie> ieuuuuuuuuuuuuh akia, d melsiii an !
33. ari.malala ( 16/11/2005 07:31)
Herimiafina:

Melsi amin,ilay compliment akia ry ari.malala an.
Tsy aleoko ve adala toy izay tsyadala toa anareo nefa jereo ty anaovanareo ny fiainanareo klé, feno blem, hehehe:-D:-D


tsisy fisaorana aky a... tsara refa manaiky ny fahadalanjy njiko e :-D fa in r'inao ny blem ataoko @ fiainako eo a... ny fiainako aky mande zoli a...
34. fijo ( 22/11/2005 21:52)
tena zoli ve?atoroy anay hoe izany?
35. Herimiafina ( 25/11/2005 19:33)
Aiza foana ary le sary klé, zah zany te hahita klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
36. akamatiana ( 27/11/2005 17:54)
tena t ahita ve lah e! :-D:-D:-D
37. dadabe ( 28/11/2005 15:36)
fa sary inona lotra aza izany e????
:-w:-w
38. ari.malala ( 01/12/2005 07:48)
fijo:

tena zoli ve?atoroy anay hoe izany?



k'efa we zoli ko :-D:-D ts mila demos fa zoli fts! njiko ihany no mpiteny we minoa fts ihany kooooooo;)
39. Herimiafina ( 03/12/2005 21:33)
akamatiana:

tena t ahita ve lah e! :-D:-D:-D

Ie, zah te hahita be ze zavatra fahitanao any, hehehehehe:-D:-D:-D:-D

40. akamatiana ( 05/12/2005 18:10)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.489