Momba ny serasera.org

Noue ( 07/09/2008 15:40)
izaho ve no manofy sa niova ny endriky ny serasera pejy fandraisana ? toa somary very kely manko aho zany.... tohiny
novalian'i haja7 ny 03/11/2008 19:14
itaramasoandro ( 06/09/2008 16:38)
Mahafinaritra ny mihaino sy mamaky ny karazan-kevitra eto @ serasera sy rvg SAINGY tsy miseho foana ny takelaka manondro ny "fivoahana" na "log out" ? AIZA IZY IO? misaotra @ valinteny mailaka.... tohiny
novalian'i hery ny 06/09/2008 20:47
Zozoro ( 05/09/2008 19:07)
Isa
Ho an'ny mpiandraikitra ny tononkalo izy ity. Fanontaniana ny ahy. Fa maninona ho'aho no omena isa ny tononkalo ê ? Rehefa isa "0" ve dia hoe ratsy ? Misy anefa tononkalo maro dia maro tena tiko ... tohiny
sakaizakely ( 04/09/2008 17:04)
Misy fahatapahana kely ve ny RVG io hariva io sa ny pc-ko ihany no manondrana ? Nandeha tsara le izy de tapaka, de nony ni clik Play za de zavatra hafa be mits no nandeha tao 8O Sao mba misy afak... tohiny
kelly13 ( 04/09/2008 10:06)
zany hoe ho an'ny mpiandraikitra indrindra mou zany izy ity e, hitanareo, ny "[b]hafatra voaray[/b]" zany d voafafa ao anaty iray volana une fois voavaky ary raha mba atao ohatran'izay kou mou ny "... tohiny
novalian'i kelly13 ny 05/09/2008 14:56
rurik ( 02/09/2008 08:04)
manahoana daholo mba lasa ny saiko omaly , hono wa maninona angaha raha mba asiana pejy hitadiavana havana na namana taloha eto @ serasera , matetika mieritreritra namana taloha tsy hay oe aiza i... tohiny
novalian'i ni81 ny 02/09/2008 20:14
ssendra ( 26/08/2008 15:29)
Fa miandry hafiriana vao mba tafiditra amin'ireny hoe dinika manokana ireny???? asaina mampiditra login anefa tsy mety efa isan'andro aho manandrana foana.... misaotra mialoha !... tohiny
novalian'i ssendra ny 28/08/2008 10:35
Shiny1 ( 26/08/2008 12:12)
Ahoana ny atao raha misy diso ny information dia tiana ho ovaina? Merci daoly an :lol: ... tohiny
novalian'i Ralay ny 26/08/2008 13:03
mirianah ( 26/08/2008 07:22)
Ity zvt ty zany nitranga andro vitsivitsy izay. Nisy olona namoaka ny sariko teto nefa pseudo lehilahy ilay izy. Tsy azoko hoe ahona satria olona tsy fantatro izy io ary tsy nisy zvt nifanarahana ka... tohiny
novalian'i mirianah ny 04/09/2008 15:09
pisolahy ( 20/08/2008 00:05)
faly merahab antsika rehetr e,za ranga otran mis blem kely, tena ts mety tafiditra karajia tsony,ra oatra zao za miditra de apotrany eo le soratra oe *** #serasera Cannot join channel (+b) d nefa ra i... tohiny
novalian'i cathy2 ny 25/09/2008 11:18
xxx ( 18/08/2008 17:10)
Inona no mety mahatonga an'izany? mampiditra ny solonanarana sy tenimiafina marina tsara aho nefa tsy mety tafiditra ao amin'ny tondrom-peo, sao dia misy afaka hanampy ahy ny amin'izay, misaotra indri... tohiny
MARK07 ( 14/08/2008 21:41)
Manahoana, Inona no tokony hatao raha toa ka tsy mety tafiditra ny sary iray? Inona no tokony hatao mba hanakelezana ny "taille" ny sary mba ho tafiditra ao @ takelakin'ny serasera? Misaotra ... tohiny
novalian'i ANARIM ny 18/08/2008 12:44
ari.malala ( 11/08/2008 11:50)
Miarahaba ny tompon'andraikitra. Nisy olana nga ny karajia androany 11/08/08 fa somary sairana dol ny rehetra vo tafiditra kle! zay zany tonga d adresse bannie alou tam volou, aveo reta tafiditra, d n... tohiny
novalian'i neo83 ny 20/08/2008 08:56
xxx ( 09/08/2008 08:38)
Misy fanamboarana ve fa tsy tafiditra mihintsy hatry ny omaly Io maraina io dia ito no mivoaka rehefa mikliky Namana Serasera [b][size=60px]It works[/size][/b]... tohiny
novalian'i sipagasy ny 15/08/2008 22:04
RATOVOARY ( 06/08/2008 11:33)
Salut daholo! Raha vao manokatra boite de reception aho dia efa hitako eo daholo ny dinika farany ao @ forum serasera. Misaotra ny mpandrindra ny @ fanovana ho amin'ny tsaratsara hatrany. =D> =D... tohiny
novalian'i endrika01 ny 12/08/2008 14:14
simplex ( 03/08/2008 13:12)
* rvg: mandingana hira 1 systematiquement, indray nedala :) * tononkira: otran'ny mampiasa database hafa fa otran'ny ilay tenimiafina taloha ihany no mety na dia efa novaina aza ny tenimiafina. A... tohiny
novalian'i sff ny 02/09/2008 03:56
saranga ( 17/07/2008 08:24)
Manja ny presentation serasera mivolom-boasary izao. Tena tsara sady félicitation. Aiza re amin'izao rabaradaka raha mahita izao fiovan-doko izao e ! Vive l'orange... tohiny
novalian'i ainaheri ny 20/07/2008 16:23
LazaDaddy ( 15/07/2008 22:46)
mampihomehy kay isika namana eto fa sahala @ olona izay vao nahita sary digital. hahaha! Izay fotsiny ihany ka =)) =))... tohiny
novalian'i cutie ny 25/07/2008 14:47
hery ( 14/07/2008 07:53)
Nisy olana kely teo ho eo ny fandefasana tovana amin'ny hafatra ao amin'ny takelaka namana.serasera.org. Tsy mety lasa ny tovana. Amin'izao fotoana izao dia efa milamina izany. Miala tsiny be di... tohiny
malalatinasoa ( 14/07/2008 06:59)
Efa ela be no te-handray anjara @ dinika manokana blagues sy couples mixtes, tsy mety tafiditra mihintsy na dia misoratra anarana aza satria voalaza fa: "Tsy mbola neken'ny mpandrindra andray anjara... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2442