Momba ny serasera.org

angotiko ( 16/04/2008 17:10)
tsy haiko fa tsy tafiditra ao amin'ny karajia tchat ndray eh, tsy haiko na za ela be tsy tao na ahoana fa tsy tafitra amin'ny serasera misy ireo ps ny olona fa ao status iany, d eo tsy mietsika eo... tohiny
xxx ( 14/04/2008 13:42)
Tsy dia milamina ny sary kely hoa aho e! raha mbola eo ampajnamboarana no tsy haiko....... tohiny
kiadi ( 14/04/2008 11:07)
manahona daoly ohh! andao wa ba tantarain-tsika tsirairay avy ny nahitana an'ito tranokala ray ito volohany! nisy nanoro ve sa..........? tanraiko nenah!!: 4 taona lasa zay de nampiditra internet t... tohiny
novalian'i Bola ny 30/06/2008 02:27
rajoelina ( 12/04/2008 22:04)
milay leisy ity serasera ity ra-hery, satri hahitana karazana malagasy bdb... :) Fa saingy mampisy bleme ihany izy ity indraindray... ^:^ ... tohiny
Jeankely ( 12/04/2008 15:38)
Sao mba tsy mety kosa ilay afaka manokatra ny momba ny hafa raha ny ataon'ireo manao xxx sasany no jerena. Dia alaina ny momba ny hafa dia izy rehetra iny no apetaka anaty serasera. Tsy ny tompony ve ... tohiny
hery ( 09/04/2008 15:12)
Araka ny hitanareo dia mijanona kely aloha ny fanamboarana isankarazany fa vakansy kely mandritra ny 3 herinandro eo ho eo :-) Dia eny Analamanga Parc mihaona izay tratra e... Miadana be le conn... tohiny
novalian'i ikalamako ny 10/04/2008 09:14
pissoa ( 04/04/2008 20:58)
Manao ahoana, Mety ve raha andefasana hafatra, na mailaka miteny hoe nifidy anao ho namana manokana i ranona ao amin'ny serasera rehefa misy mifidy ho namana ? Mba tonga dia fantatra izany e :) ... tohiny
novalian'i pissoa ny 06/04/2008 18:46
xxx ( 03/04/2008 13:38)
Raha tena natao ny kajy dia hay misy tena tsy mahatanty ny fiaraha-monina xxx an! ;-) :-D kanefa rehefa misy manao xxx manenjika sy manompa dia lasa izao.....tiana ihany, ahoana ary izany fiaraha-m... tohiny
novalian'i xxx ny 17/05/2008 12:00
yonikafopl ( 03/04/2008 11:32)
Miarahaba oo, Fanontaniana ho an'ny mpiandraikitra izy ity. Za tamin'iny volana marsa iny de nampitombo ny tahiriko tam le bizoroka 1 isaky ny roa andro iny, de manindry foana za isanando, nanana ta... tohiny
novalian'i kiadi ny 08/04/2008 08:50
Rasiligaoma ( 01/04/2008 04:21)
Nohon'ny zava-mitranga tato ho ato dia nanapa-kevitra hono ny mpiandrakitra fa dia hofohanana sy hakantona tanteraka ny seraseraaa misaotra ireo mpirera rehetra Poisson d'avril :... tohiny
novalian'i bobone ny 02/04/2008 05:00
ds ( 31/03/2008 23:08)
Betsaka ny fitarainana voaraiko aty ambadika mangingina aty noho ny zava-mitranga eto tato ho ato. Matoa isika tafavory maro ato, dia satria resy lahatra fa ato [b]angamba[/b] no tsara. Somary mibolis... tohiny
novalian'i kiadi ny 10/04/2008 20:42
bitra ( 31/03/2008 22:34)
Salama é Manina mahatsiaro ka mba mitady vaovao avy aty aminareo ny mpanoratra vaovao mikasika ny fomba fianany gasy amini"izao andro efa sarotra izao marina fa ny fahitako ny gasy dia ohatra ny fi... tohiny
novalian'i ainaheri ny 01/04/2008 10:46
hery ( 27/03/2008 17:11)
Nohavaozina kely ny forum.serasera.org. Mampiasa ny voatra faran'ny solaitra izy amin'izao fotoana izao. Mbola tsy vita tanteraka ny fanavaozana fa namindra azy fotsiny aloha no natao. Raha misy olan... tohiny
novalian'i Gie ny 04/04/2008 08:09
ikaretsaka ( 27/03/2008 15:40)
milay kosa le izy fa lasa hafahafa ve ny foakan'ilay jeyu de couleur raha mampiasa ecran kely .. ohatra hoe mampiasa pDA na iphone sa mbola beta tokoa... tohiny
novalian'i Papoose ny 31/03/2008 19:57
kelly13 ( 27/03/2008 15:38)
ao
tsara kosa le fiovana an! mankasitraka ô!... tohiny
novalian'i kiadi ny 27/03/2008 19:34
lazounet ( 26/03/2008 11:39)
tsy mazava amiko fa isaky ny miova pejy aho na mikitika liens eto @ serasera dia deconnecté ho azy? normal ve zany sa lasa parano ny aty?... tohiny
novalian'i kiadi ny 27/03/2008 22:21
xxx ( 25/03/2008 14:53)
Iaraha-mahalala fa tsy misy afaka mahita ny mombamomba ny namana raha tsy mahafeno fepetra anankiroa : - efa nisoratra anarana ary loggué - efa nameno ny mombamomba azy koa Noho izany dia heveri... tohiny
novalian'i Papoose ny 16/04/2008 10:29
tess ( 21/03/2008 15:53)
fa naninona no nalefa any amin'ny fako ilay dinika n'i razamble miresadresaka ny RNS sy ny toetrandro????? nalefany tao amin'ny fiavavahana sy finoana kay??????? hitako eto mantsy fa izaho no nanorat... tohiny
novalian'i tess ny 24/03/2008 17:10
kiadi ( 21/03/2008 08:08)
lasa miraikitra be !inona ny antony? indrindra refa miditra forum! pire nohon'ny connection bas debit !... tohiny
novalian'i kiadi ny 21/03/2008 21:42
salopard ( 19/03/2008 12:11)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47dfd1803041d AHOANA ITONY SY IZAY VOALAZA REHETRA ATO RY SEFO: manolana ny tsinain'ny saasany hono! [b]tss...[/b] RACISME TSOTRA IZAO:ROSIA... tohiny
novalian'i RAKVOL ny 09/04/2008 19:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749