Momba ny serasera.org
rajoelina
(
10/07/2008 16:51)
... kanefa tsy mety voafafa!!!
Misy hafatra nalefan'ingahy hery zay ao @ hafatro, de fafako de tsy mety miala mahintsiny.
Inona kay no azoko hatao mba hamafako anireo hafatra ireo?
;-)...
suite
répondu par ainaheri le 20/07/2008 18:13
lazounet
(
09/07/2008 21:13)
Misy an'ity pejy ity ato sendra hitako http://namana.serasera.org/index.php?rub=namana%2Fnamana&asa=sakana&izaho=1&debut=0 inona no tena dikany ?...
suite
répondu par RATOVOARY le 10/07/2008 08:27
diamondra27
(
08/07/2008 19:33)
ka raha zao ndray zany no izy de mety milay be le mahita sary kely isankarazany
ka maninona moa raha manao avatar mifanandrify am le rubrik e
Ohatra we rubrik fiarakodia dia avatar auto doly no ...
suite
répondu par ainaheri le 12/07/2008 15:54
hery
(
08/07/2008 00:15)
Ny sarin-tava (avatar) dia sary azonao ampiasaina hamantarana anao eto anivon'ny serasera iray manontolo.
Mandehana ao amin'ny mombamomba anao dia ovay ny sarintava-nao :-)
...
suite
répondu par cutie le 15/07/2008 13:55
lolabe
(
04/07/2008 13:25)
Salama aby, mba ametraka fanontaniana za oe fa maninona no tsy tafiditra ao @ mi-chat tsony fa oe tsy avelan'ny epiknet zany, efa ho tapa-bolana zay, mba azavao ra-Hery a, fa de naninona loatra no tsy...
suite
répondu par lolabe le 07/07/2008 12:40
JIMTA
(
04/07/2008 09:47)
tsy aleo ve ato @ serasera mba asina we fampisehona lamody sy pozy e! de mba miova kely ny endrikin''ilay we "sary rehetra" satria ohatran'ny hafahafa be ny fampasantsika malagasy azy e! veloma de mak...
suite
répondu par karinah le 04/07/2008 16:45
Veloo
(
02/07/2008 19:04)
Asa na efa notenenina tato ny anran'ny OP rehetra, azafady mba lazao indray mande raha tsy mahadiso
Misaotra tompoko...
suite
répondu par Veloo le 03/07/2008 14:34
angotiko
(
02/07/2008 17:16)
miarahaba!!!
saika mba hanontany noho ny tsy fahalalana
hono wa ny OP ve tompoko mba misy fitsipika mifehy sa tsia sa dia manao zay tiany atao
ohatra rehefa tsy titina d banniavana na atao sarotra ...
suite
répondu par Angie le 19/08/2008 15:19
hery
(
30/06/2008 10:35)
Hanana fotoana kely aho amin'io vakansy io ka misy eritreritra vitsivitsy hanatsarana ny namana serasera ireto. Dia asa raha azo tanterahina :-)
Ny fiovana tiana hapetraka indrindra dia hoe mifototra...
suite
répondu par ari.malala le 15/07/2008 14:47
Bola
(
27/06/2008 12:50)
salama daholo!
fanontaniana ny ahy satria tsy mbola zatra eto sady soso kevitra koa ...
Fa alohan izay aloha misaotra be dia be an ireo mikarakara ny pejy eto satria fantatra fa mila asa be ilay izy...
suite
répondu par Bola le 03/07/2008 22:54
yonikafopl
(
20/06/2008 19:11)
[quote]Mpandefa : l.cg.nt.l
Daty : 19/06/2008 17:45:47 (ora malagasy)
Slt!
manoratra ity mail ity aminao aho satria tena manaitra be sy mahasirarika ahy
ny endrikao ary ny foko mitemp...
suite
répondu par karinah le 03/07/2008 23:38
MARK07
(
20/06/2008 07:33)
Azafady tompoko,
Inona kay no fomba atao mba hampiasana ny solonanarana?
Naharay fanamarihana mantsy zaho hoe ampiasao ny solonanaranao fa raha tsy izany dia hovoafafa nefa zaho mandefa hafatra, cha...
suite
répondu par hery le 20/06/2008 08:06
orona
(
19/06/2008 06:49)
Maninona ny xxx manao ny olona ho devoly avela mijanona eo, fa vao ny olona no manao ny hafa ho devoly dia maazo fampitandremana. :roll: :roll: :x ...
suite
répondu par yonikafopl le 26/06/2008 20:27
ds
(
18/06/2008 17:43)
Rahefa tsy manara-pitsipika ny hevitra, dia alefa any amin'ny fako. Raha hevitra iray na vitsy anefa no maningana, dia matetika ny lohateny iray manontolo no very any amin'ny fako.
Tsaratsara kokoa a...
suite
répondu par xxx le 24/06/2008 08:35
kiadi
(
18/06/2008 16:19)
[quote]kiadi, orona,
Miarahaba.
Ity dia fampitandremana anareo noho ny tsy fanarahanareo ny fitsipika ao
amin'ny forum.serasera.org
Mangataka anareo hamerina hamaky ny fitsipika.
Hery
[/...
suite
répondu par ainaheri le 28/06/2008 05:27
tslem
(
15/06/2008 05:47)
Mety possible ve any @ boite de reception an'ny hafatra mba asiana koa an'ilay hoe mialoha sy manaraka ary farany :°) ...
suite
répondu par ari.malala le 17/06/2008 08:24
xxx
(
14/06/2008 07:26)
Inona kay ilay Error 387 fa mba nanmpiditra sary ny tenanay dia notsenain'io oe Error 387 io sy ny hoe tsy tafiditra ao @ toerany ny sary,lazao ny tompon'andraikitra :oops: ...
suite
répondu par RATOVOARY le 16/06/2008 08:26
oOo
(
14/06/2008 07:12)
Matetika hitako eto @ dinika ny misy miteny hoe "misy ny manao tambabe mitsikera ahy, na manakiana ahy"
Ho anao henjehina, nanontany tena aminao ve ianao hoe inona no anton'izany? Ezaho dinihina ao...
suite
répondu par kiadi le 14/06/2008 11:22
hercule
(
12/06/2008 07:26)
AHOANA KAY RE RETO MIALA @ TSY TE HANDRAY TONOKIRA INTSONY FA MARO LOATRA LE TONOKIRA AZOKO NEFA ZA TSY MANAMPOTOANA AMAKIANA AZY....
suite
répondu par ainaheri le 13/06/2008 10:05
lazounet
(
08/06/2008 15:59)
Miala tsiny tompoko miala fondro raha manoloana anareo eto satria ny tsiny hono harana avo ary ny fondro vato malama. Tsy zoky hananatra aho fa zandry ahitsy koa miala salohy fito eto anatr...
suite
répondu par Veloo le 19/06/2008 17:46
