Momba ny serasera.org
grasolo
(
27/01/2008 07:21)
Efa ho tapabolana izaho no nadoa ny vola tamin'ny Paypal nampiasa credit card mba ho afaka manao telechatgement ny radiovazogasy offline. Hatramin'izao dia mbola tsy afaka manao telechargement ny tena...
suite
répondu par hery le 28/01/2008 14:12
jolizoli
(
25/01/2008 11:21)
miala tsiny za fa miara miasa zay sy ilay prince de bel air iny; de izy manao zvt tsy mety fona ngamba ; de za kou lasa tsy tafiditra miaraka aminy; mifona re tompoko milela-paladia ra avy am le joe-e...
suite
répondu par sakaizakely le 25/01/2008 16:42
jolizoli
(
25/01/2008 06:52)
jolizoli:ps za nefa de farak ze tena hendry b mits!...
suite
répondu par sakaizakely le 25/01/2008 16:42
jolizoli
(
22/01/2008 11:09)
tsy tafiditra karajia chat zay ô!
misaotra ô...
suite
répondu par olomboavonjy le 22/01/2008 18:22
jolizoli
(
22/01/2008 05:59)
tsy mety tafiditra karajia chat mits reto ps reto tam ty janvier ty
ps: jolizoli;asnamlay
mba valio ne zay azafady ndrindra e!
de misaotra ô!
...
suite
xxx
(
21/01/2008 12:55)
tsy tafiditra karajia chat tsony zay efa ho 15j zay ô! de aona no atao efa napiasa mot de passe sy ps efa voakaly tsara; nanara-dalàna b mits avy aiza ny olana? valio kely oe zay zvt zay azafady ndr...
suite
jolizoli
(
21/01/2008 12:36)
za zay efa ela b no tsy mety tafiditra ao am karajia chat mits nefa efa mapiasa teny miafina; ny ps voamarina tsara nefa de tsy mety fona;"serasera cannot join" io no miseho fona; mba valio kely oe za...
suite
répondu par jolizoli le 21/01/2008 13:54
lldd
(
20/01/2008 13:15)
répondu par karinah le 20/01/2008 23:03
xxx
(
18/01/2008 19:22)
O, ry reto a, tsy mampalahelo ve isika malagasy raha isaky ny misy zavatra mahakasika na manohintohina ny fitondrana dia raràna.
Izao izany lasa nodi-mandry ny fandaharana [b]Bold text[/b]KARAJIA...
suite
répondu par penina le 19/01/2008 16:05
olomboavonjy
(
17/01/2008 12:59)
ry mpiandraikitra maninona kay raha ilay pisera mametraka sary ihany no mba afakamametraka comms eo @ ilay sary mivoaka @ izay mantsy mifankahita eo de tsy mila manao polisy intsony ianao ...
suite
répondu par fanantenana2003 le 24/01/2008 14:36
lapino
(
16/01/2008 09:21)
Sady tohin'ity fitarainana ity ihany : http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4784e5d4e0e6c
no sady fangatahana kely :
Mampisy olana ve raha atao editable ny tondrom-peo ? Farafahara...
suite
répondu par lapino le 16/01/2008 10:55
sakaizakely
(
15/01/2008 12:43)
Miarahaba
Saika mba hanontany hoe ahoana marina kay ny fitsipika mamaritra ireo
Rehefa maninona no apoitra ny ps n'ny mpanao xxx dia rehefa inona no alàna fotsiny tsy asiana famoahana ps
Sa ...
suite
répondu par xxx le 24/01/2008 20:34
hery
(
10/01/2008 15:32)
Ny serasera.org dia miantso namana vitsivitsy handray anjara amin'ny tetikasa vaovao izay hataony manomboka amin'ity 2008 ity.
Ny namana ilaina dia:
- Mpikambana eto amin'ny serasera
- Manana f...
suite
répondu par xxx le 18/01/2008 19:29
news2dago
(
10/01/2008 07:56)
Loza ny asahin’ity sinoa iray ao @ orina’asa afa-kaba izay sahy nilaza ampahibemaso mihitsy oe:”Andao ianareo malagasy rehetra eto ianareo 17 millions mipetraka eto madagasikara tsy misy anj...
suite
répondu par stephane197 le 10/01/2008 12:08
ni81
(
20/12/2007 07:52)
Miala tsiny fa te hanala dinika tsy haseho eto @ serasera.org intsony; ny antony dia efa nalefako t@ Atoa Hery mpandrindra ihany fa tsy mbola mba nahazo valiny aho hatramin'izao. Marina fa tsy izaho i...
suite
répondu par ni81 le 20/12/2007 09:08
LazaDaddy
(
18/12/2007 05:08)
manao teny tsy voahevitra i rakapy. Na mety nihevitra ihany izy fa izay mihitsy ny fomba fiheviny.
mangataka ny hi-ban ny IP an'i rakapy sy fanesorana azy tsy handray anjara eto azafady fa mankarar...
suite
répondu par sitlo le 19/12/2007 17:46
sakaizakely
(
17/12/2007 09:00)
Andao mba asiana dinika Pipôl atao firesadresahana ireo vedety any amintsika ireny na izay mba mahafinaritra antsika e !
Marihina fa atao fanalana andro ilay izy, dia mba mifosafosa gentimment iza...
suite
répondu par ari.malala le 20/12/2007 06:57
hery
(
15/12/2007 19:52)
Manahoana daholo,
Hatramin'ny omaly dia nisy fikorontanana kely (na be) ny serasera. Mbola tsy fantatro tsara izay mitranga fa izao aho vao afaka miditra eto :-) (mbola tsy maintsy mamelon-tena e)
...
suite
répondu par tslem le 21/12/2007 14:56
lazounet
(
15/12/2007 18:36)
Mba nahazo biz'oroka 8 be izao ho'aho izaho androany (izany hoe 16 biz'oroka Décembre) saingy indrisy [u][b]18/07/2006[/b][/u] no daty voalaza fa nandefasana azy ireo noho ny olana ara-teknika.....
suite
répondu par kallie le 18/12/2007 07:30
niryna
(
15/12/2007 18:13)
Nandefa tato aho alina ary nofafan'ilay mpitondra.
MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA.
MISAOTRA AN'NY TOMPO FA MBOLA NOMENY HER...
suite
