Momba ny serasera.org
niainalynx
(
15/09/2007 07:53)
Asa na mety na tsia fa tokony hisy fivondronan'ny namana rehetra isaky ny faritra e ! Aty diégo aho zao dia tsy mahalala ny namana mpiserasera avy aty diégo mihitsy. Misokatra ny ady hevitra e !...
suite
répondu par ikaretsaka le 16/09/2007 19:37
pily
(
14/09/2007 20:35)
salut daholo é
miarahaba anareo ny tenako misy namako be ato @ ity serasera ity dia manana olana hony izy fa tsy mety tafiditra @ serasera mihintsy hony izy zany hoe tafiditra soamatsara izy fa ts...
suite
répondu par UB40 le 01/10/2007 23:58
Levy
(
14/09/2007 12:09)
Mba mila fanampim-panazavana re tompoko ô !...
suite
répondu par wooda le 15/09/2007 12:11
xxx
(
11/09/2007 05:25)
hery ô! niova angaha ny lalàna fametrahana sary???
toa rehefa sary maloto sy sary mamoafady ary sarin'olonkafa ihany no tsy ekena ny misoratra eo amin'ny fametrahana sary???
fa lasa niova hoe rehe...
suite
répondu par Papoose le 09/10/2007 00:40
eminemgirl
(
10/09/2007 09:26)
ts mety tafiditra mitsy n sark nefa efa arahako daholo n toromarik retra,tsitak tsony eé atao fa leo be zà;mba apio azfd...
suite
répondu par dibbah le 13/10/2007 07:16
sitlo
(
03/09/2007 08:47)
Ahoana kay no atao raha tsy tia hahazo hafatra any amin'ny mailaka hoe "nisy nametraka tsikera ao amin'ny tonokalonao".
Atao Block Email Address ve? :-D...
suite
répondu par sitlo le 10/09/2007 14:29
rurik
(
31/08/2007 13:32)
Hono wa ry reto efa nanotany teto aho fa tsy mety haiko mihintsy .
ahoana angaha no atao ahafahana manakely ilay sary mampiditra aho fa tsy mety angamba mavesatra loatra.
dia misaotra anareo mial...
suite
répondu par rurik le 05/09/2007 22:01
hery
(
29/08/2007 07:34)
Efa nanandrana ny karajia ao amin'ny serasera ve ianao?
[url=http://karajia.org]karajia.org[/url]
Misy hafatra nalefako any momba ny karajia :-)
Azonao apetraka eto ambany ny tohin'ny resaka....
suite
répondu par doumdoum le 19/09/2007 16:09
Fiffi
(
24/08/2007 16:34)
heu.....tsy votsikaritrareo ve fa nahazo admin vao2 isika ? de i booboo sy ftma zany....:)
-artista sy hira=booboo+lanto
-hatsikana sy lalao=booboo+lanto+hery
-sakafo=ftma+bichette
de miar...
suite
répondu par dadie le 31/08/2007 12:07
sitlo
(
24/08/2007 12:23)
Tsy haiko fa tsy mandeha ny aty amiko.
Internal Server Error
The server encountered an internal error or misconfiguration and was unable to complete your request.
:wink:...
suite
répondu par hery le 29/08/2007 07:17
DJ
(
18/08/2007 14:29)
Manolotra ny arahaba!
Izao no resaka mba tiako atao kely, mahagaga fa rehefa manao recherche namana, tonga eo @ objet hoe namana tadiavina dia izao no matetika hita eo : mitady vady no atao eo fa n...
suite
répondu par imeva le 22/08/2007 14:39
Jeankely
(
16/08/2007 04:40)
Nohon'ny hetsika nataon'ny mpandrindra izay hisaorana amin'ny fanalana ny teny vahiny nampiasana tany amin'ny dinika sasany dia mba mametraka fanontaniana ihany hoe fa sehatra aiza no azo ampiasana na...
suite
répondu par Jeankely le 18/08/2007 08:10
hery
(
10/08/2007 15:53)
Hitantsika fa misy takelaka notsingaina miovaova (isaky ny atsasakadiny) miseho ao amin'ny pejy fandraisana. Ny takelaka mitranga ao dia ireo izay ampidirina ao amin'ny [url]http://takelaka.org[/url]
...
suite
répondu par ravakamalala le 15/08/2007 22:21
ari.malala
(
10/08/2007 07:37)
Miarahaba ny mpiandraikitra ary miangavy fanazavana raha azo atao azafady.
Nanoratra tary @ fety sy fihaonana aho, hampiditra hevitra (sary moa izany no tena marina) ary nainka hamaly hampiditra ny...
suite
répondu par Fiffi le 12/08/2007 12:16
Fiffi
(
05/08/2007 18:27)
Nanova teny miafina am sera2 eto zah nefa toa mbola tafiditra am tenimiafina taloha foana ? de tafiditra am le vao2 koh an ! ...
suite
répondu par Fiffi le 05/08/2007 19:33
kallie
(
31/07/2007 14:15)
répondu par wooda le 31/07/2007 16:57
karinah
(
31/07/2007 12:37)
happy birthday to you
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/BonAnnif05.gif[/img] :-*:-*:-*(l)(l)(l):-*:-*:-*
karinah
...
suite
répondu par mandrindra le 01/08/2007 11:35
anita
(
29/07/2007 15:14)
zao misy oe tix 12 zany tiko mba hanoratra privée amiko nef efa vosakako izy tsy andefa hafatra amiko !ka inon no tokony ataoko !
sad io tix12 io tsitko ao @ namana rehetra nefa izy mamatra hevitra ...
suite
répondu par Fiffi le 01/08/2007 19:28
BOZYLOVE3
(
27/07/2007 00:21)
[size=13px]fanontaniana mila valiny avy any @ be sy maro efa tsy hamaly ny tompon'andraikitra hery :
" Maninona ny ordinateur personnel-ko [u][b]misy message fanamboarana kely""???[/[/u]b] [...
suite
répondu par aloalo le 10/08/2007 21:31
LazaDaddy
(
26/07/2007 00:44)
tsy manaiky teny mihafina ampiasaiko eto ny wap. Misy antony manokana ve?
Misaotra....
suite
répondu par hery le 26/07/2007 09:28
