Momba ny serasera.org
hery
(
07/06/2007 07:43)
Rehefa mijery ny statistika ao amin'ny namana.serasera.org dia misy hoe ny mombamomba ny namana lava indrindra http://namana.serasera.org/?rub=namana/stats&asa=mombamomba
Dia mahita fa i sitlo, sol...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/06/2007 08:24
hery
(
06/06/2007 19:08)
Salama daholo,
Izay vao mandeha ilay tahiry biz'oroka maimaimpoana. Nisy olana kely teo tamin'ilay fanavaozana.
http://namana.serasera.org/?rub=namana/countclick
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/06/2007 08:27
tslem
(
06/06/2007 08:56)
ô ry zareo a, saika hamaky an lé dinika tao am fiarahamonina :
[ 06/06/2007
10:58:13
ftma
-->vakio ] d no kliké-ko io vakio io d oe:
[color=red]Tsy mahazo alalana
Tsy afaka mamaky ny hevit...
tohiny
novalian'i tslem ny 08/06/2007 19:44
diamondra27
(
04/06/2007 13:05)
aleo koa za mba hanao fitarainana sao de mba mahazo ny anjarako
za ry hery tsy afaka manova loko ny soratra eto intso sy manao gras ny soratra fa ahoana kay ?
le menamena ihany no mandeha nefa z...
tohiny
novalian'i penina ny 09/02/2008 19:37
hery
(
04/06/2007 10:32)
Miala any ary ny momba ny isa. Raikitra ny course :-p
Angamba tsy hisy olana intsony ny momba an'io. Hijery ny olana hafa indray sisa. :-)...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2007 19:04
karinah
(
04/06/2007 09:00)
Miarahaba dol,
tsy fantatro na eto no tokony hasiako an'ity?:oops:
Isaka ny mangataka ny hiran'ny dj sissi zaho dia vao manoboka kely ilay izy dia tapaka fona, misy fahasimbainy ve ilay kapila sa ...
tohiny
novalian'i karinah ny 04/06/2007 10:29
rurik
(
04/06/2007 08:10)
Manahoana daholo
asa na eto no tokony hampidirirako ity na tsy eto fa izao
Niditra tany @karajy aho dia misoratra eo fona we soloy ny solonananranao fa efa misy tompony dia gaga aho.
asa na azo a...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 09/06/2007 17:09
tslem
(
01/06/2007 10:59)
Mba oe hanova adiresy mail ho ah zah, d nanova, d nahazo hafatra toy izao:[color=red]Miarahaba an'i tslem,
Hitanay fa naniry hanova ny adiresy imailaka ianao tao amin'ny
http://serasera.org ka na...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 04/06/2007 07:48
burleigh
(
01/06/2007 10:44)
mila vonjy aminareo rehetra izay mahay mampiditra sary aho Fa tena tsy voako mihitsy nefa misy sary JPEG ao @ ordi-ko atao ahoana ny fampidirana azy re tompoko e.Mba ambarao amin(ni an-tsipîriany e M...
tohiny
novalian'i tslem ny 04/06/2007 06:19
sonwin
(
30/05/2007 10:55)
1- Rehefa miditra serasera.org aho io maraina io dia tsy tafiditra mihitsy ary tena tsy misokatra ny site. Rehefa avy ao amin'ny radiovazogasy nefa aho no mankato dia mandeha soa aman-tsara.
2- ...
tohiny
novalian'i cutie ny 30/05/2007 22:27
Fiffi
(
29/05/2007 15:52)
heu....zah ve no diso sa nanofy ? io zah niditra zao de tsy le sera2 namana taloha intsony ny fanoroam-pejy nidirako fa ......tena hafa beeeeee ....somary bleu ciel kely io ..:) de mbola somary sahi...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/06/2007 14:42
fanaina
(
27/05/2007 08:01)
ory zareo hoa!! ny filaharany ilay sary mihintsy ve no efa tahaka izany sa ahoana fa mitady hireo sary hita teo aloha ho tsikeraina dia tsy hitako!!
lasa sarotrarotra aminko ilay mijery azy....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/06/2007 15:09
Fiffi
(
25/05/2007 18:53)
heu....asa nareo raha mba nahazo an'zany koh fa rehefa eto am sera2 zah ka mivadika dinika de misy mozika kely maneno.....??? tena mahavariana be le mozika...tsy maharitra ela fa ...10 segondra ? ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2007 16:27
hery
(
24/05/2007 15:39)
Hisy fiovana tsikelikely ny takelaka namana.serasera.org ato ho ato koa mety hisy olana madinidinika.
Ireto ny fanovana efa voavinavina sy efa manomboka tsikelikely ao amin'ny kinova faha 5.
- Ny ...
tohiny
novalian'i hery ny 21/02/2008 15:33
xxx
(
15/05/2007 08:49)
Efa hitako aloha fa mihatsara hatrany io fametrahana sary io tato ato e. satria efa azo foanana izao ny hevitry ny olona iray raha tsy tiana.
Fa ny mba tiako kokoa zany dia ny hoe : afaka misafidy...
tohiny
novalian'i wooda ny 17/05/2007 23:34
ftma
(
08/05/2007 18:53)
Efa nisy dinika momba an'io mailaka io ihany http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m459cd19860f1e fa mbola betsaka angamba no tsy mahalala fa tena mahafinaritra ny mampiasa azy, indrindr...
tohiny
novalian'i sympa ny 11/05/2007 23:05
hery
(
08/05/2007 11:31)
Morsa vitsivitsy fahita ho hita ao amin'ny karajia chat.serasera.org. Apetraka eto indrindra ho an'ireo izay vaovao ka tsy dia maharaka morsa :-p
Ny karajia mantsy dia efa ho 5 taona izao no nitsa...
tohiny
novalian'i cutie ny 16/05/2007 02:05
Manank
(
05/05/2007 10:06)
Tsy azoko tsara le fomba fijerena namana, isaky ny mijery ao aho de lazaina foana hoe mbola tsy nahafeno ny momba² ahy nefa efa nofenoiko foana iny de nalefako....
tohiny
novalian'i dadie ny 05/05/2007 14:30
tslem
(
03/05/2007 19:09)
Hono ho aho,ôtran gaga be zah fa tsy nandefa biz'oroka afatsy olona roa nefa tsy manana tahiry intsony? izaho irery ve no tratran'izany sa nareo koa ? :roll: nihena am-pitoerana tato lé izy ra zany ...
tohiny
novalian'i karinah ny 06/05/2007 10:34
sakaizakely
(
30/04/2007 17:18)
maninona hoa rehefa mametraka sarisary aho dia encadré foana ireo sary, na smileys kely ireny aza.
Imageshack.us foana no fampiasaka.
.gif na .img zany hoe format sary toy ny mahazatra ihany anef...
tohiny
novalian'i burleigh ny 01/06/2007 10:39