Momba ny serasera.org

sakaizakely ( 19/10/2007 03:38)
Atao ahoana kay ny manisy sarisary kely rehefa mametraka tsikera sary ? Satria tsy mitranga mivantana eto ankavia toy ny rehefa manoratra hafatra ireo sarisary kely. Misaotra mialoha :P... suite
répondu par razankla le 02/12/2007 11:31
koffman ( 16/10/2007 14:24)
mba ampianaro an'le mampiditra référence otran'ny hoe "jereo eto" ireny hoe zah a, de le hevitr'olona teo aloha reny "hoy i ...." dia ilay fond gris iny ilay nisy resaka teo aloha. Tonga de azon... suite
répondu par princesseN le 19/10/2007 14:10
hery ( 12/10/2007 08:34)
Tato ho ato dia mahita resaka mitsipalotra tsindraindray aho avy amin'i niryna hoe sakanana tsy mahita hafatra eto amin'ny forum izy. [apetrako eto ity fa sao misy hafa voa koa] Izany hoe mahita... suite
répondu par ari.malala le 17/10/2007 13:43
ftma ( 03/10/2007 07:46)
Nisy namana mba nampiditra ny sariny tato omaly fa lasa natao sehatra fifamaliana ny tsikera tao dia nasoriny ilay sary, miala-tsiny indrindra @ io namana io. Raha misy lolo-po na zavatra tianareo a... suite
répondu par kallie le 13/10/2007 11:13
ponita ( 02/10/2007 15:18)
aoana kay ry reto no atao mba hanalana ny takelaka talou fa efa soira le izy ao an, de any foana ny oul no mande fa le vao² tsy hitany mba ampio mou e... suite
répondu par hery le 05/10/2007 08:56
xxx ( 01/10/2007 16:25)
Sali Rehefa misy mametraka comment ao amin'ny blaogy.org dia maharay email. Ny olana (tsy dia grave be :-P) dia izaho ihany no lasa mpandefa an'ilay email (ny adiresy mail-ko no eo amin'ilay Fro... suite
kallie ( 01/10/2007 13:32)
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/sary fara faha keliny 3 amin'ireo sary reo no ts tokony ho ao, ra ny nodradradradraina atramzay, nefa mbola ao iany, mila fanampi-panazavàna ôôôô,... suite
répondu par sarobidy le 31/10/2007 12:12
madagirl ( 30/09/2007 06:59)
Ahoana ny mamaly olona @ chat azafady... suite
répondu par diamondra27 le 30/09/2007 07:43
hery ( 28/09/2007 15:22)
Araka ny fantatrareo dia tsy niaraka nivoaka daholo ny site-n'ny serasera fa nivoaka tsikelikely :-) Ny site namana.serasera.org dia nivoaka hiseho vahoaka tamin'ny 19 oktobre 2002 izany hoe 5 taon... suite
répondu par ravatorano le 22/10/2007 14:18
faxkely ( 28/09/2007 06:57)
Bonjour! Mikasika ny hafatra miseho dia tsy azoko mintsy fa manin refa mijery ny hafatra ao @ le isa ery ambany ery iny de miverina any @le fidirana voalohany iny ndray fa tsy ilay hafatra no miseho.... suite
répondu par xxx le 28/09/2007 09:17
hery ( 25/09/2007 10:42)
Fanontaniana matetika mitranga ity ka hovaliako eto dia mba ampitapitao amin'izay sendra mila valiny. Tsy misy fanalàna anarana eto amin'ny serasera fa rehefa tiana ho voafafa ny anarana dia tsy m... suite
répondu par majakely le 25/09/2007 11:24
simplex ( 24/09/2007 21:49)
ao @ ws/hafatra tsy haiko na ny ahy irery, fa aorinan'ny authetification d zao no mitranga ao: [quote] SQL/DB Error -- [Unknown column 'user' in 'field list'] Warning: Cannot modify head... suite
répondu par simplex le 25/09/2007 09:27
kallie ( 24/09/2007 18:37)
ps
sosokevitra ny anà, oe : sô d tokony tsy atao namana reo olona ts mameno ny ps aradalana fa mamorona ps mba anaratsiana na ananianina olona fotsiny? sa zà ve no mora tezitra sy ts malala-tsaina? fa... suite
répondu par xxx le 08/10/2007 13:28
pissoa ( 20/09/2007 20:11)
Sali ! Vao androany ve le nimero amin'ny hevitra reny sa za no miahaka :oops::lol: Anyway - tsara foana e ! :-D:-D:-D... suite
répondu par hery le 21/09/2007 09:57
kallie ( 19/09/2007 14:28)
fa manin kay ary am sarin'i boubounezy farany ary refa t anao tsikera d tode mivadika zavatra hafa?... suite
répondu par karinah le 19/09/2007 19:08
gasynamana ( 17/09/2007 20:50)
Tena miaiky anao aho rahery amin'ity fahatsoranao ity. Ataoko fa efa maro no nilaza hoe asio sivana ity zavatra ity, nefa dia tohizinao amin'izao eny ihany. Tsy reraka kosa ianao miteny raha misy zava... suite
répondu par diamondra27 le 18/09/2007 19:23
simplex ( 17/09/2007 19:14)
Otran'ny mitombo be wa ny spam ao @ .org e. Tsisy fika nga hanovana an'le hoe refa misy izao rohy ny hevitra iray d asaina miandry mba hoe tonga d fafana tsotra izao automatika... :P misaotra... suite
répondu par simplex le 18/09/2007 09:19
kallie ( 17/09/2007 12:02)
ra manana olana manokana, ts mifandraika am serasera fa am fampiasana ordi fotsiny, na fampiasàna site hafa, ka ts manana olona anontaniana ato antrano kay d mety anontaniana eto ve? sa iza no afaka ... suite
répondu par kallie le 17/09/2007 12:55
pissoa ( 16/09/2007 19:00)
Manahoana, Ilay hoe Tononkalo be mpitia kay toa misy tsy hita akory rehefa hovakiana ? hi hi hi :(... suite
répondu par pissoa le 28/09/2007 10:36
niainalynx ( 16/09/2007 05:02)
Za ry reto mba te hifanoratra amin'ny namana aty diégo a ! Tsy aleo ve mifankafantatra e? Inona fotsiny ary no maha mpinamana o?... suite
répondu par Fiffi le 17/09/2007 09:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0669