Momba ny serasera.org

xxx ( 21/07/2007 08:22)
Hono ho aho, misy fanontaniana manitikitika kely ahy ity, voalohany aloha dia izao: raha ohatra ka misy namana [b]a[/b] mifidy namana an'i [b]b[/b] dia mazava ho azy fa hitan'i [b]b[/b] ny sarin'i [b]... suite
répondu par tywa68 le 30/07/2007 07:06
kelly13 ( 19/07/2007 11:33)
... fa toa tsy nety nisokatra ny serasera androany nanomboka t@ 12.30 teo ho eo? :)... suite
répondu par princesseN le 20/07/2007 15:55
rush ( 16/07/2007 06:51)
miarahaba ny rehetra indray! mba misy fanontaniana kely ity azafady e!misy namana vao avy nisoratra anarana dia ny olana dia tsy hita mihintsy hoe aiza ho aiza ilay soratra hoe ny momba anao, izany h... suite
répondu par ropl le 18/08/2007 15:28
khoto ( 13/07/2007 11:07)
Bonjour NMN RHTR indrindra ny aty Canada Quebec; Ho anareo namana eto Canada Quebec: mba miangavy aho raha afaka manamarina ho ahy ny fisian'ity Association Quebequoise ity izay manana site web "www.... suite
répondu par khoto le 16/07/2007 11:27
kanota ( 13/07/2007 10:45)
Dia gaga sy talanjona ny namako ary mba manontany ny tompon'andraikitra f'angaha moa afaka mamaky ny mombamomban'ny hafa ny olona hafa. Tezitra mihintsy ny namana satria nisy nandefa hafatra ary avy d... suite
répondu par xxx le 16/07/2007 08:06
simplex ( 12/07/2007 09:02)
any @ namana (tsikera @ sary) sy ao @ rvg ilay smiley :b misaotra mialoha ^:^... suite
répondu par hery le 12/07/2007 13:00
pissoa ( 11/07/2007 01:16)
Hevitra sady eritreritra nandalo ! Otran'ny mamitaka hoa le filazana etsy amin'ny ankavia etsy hoe [b]Hamorona Vaovao[/b] e :oops: Rehefa mijery dinika manokana dia lasa misy resaka saika natao tat... suite
répondu par cutie le 11/07/2007 01:26
xxx ( 09/07/2007 14:47)
Miala tsiny raha ohatra ny kidaladala. Fa aleo manontanitany foana toy izay manaonao foana. Mahazo asiana teny ratsy ve ny tononkalonao raha tiana ampidirina ato amin'ny serasera.org?... suite
répondu par lehmm le 17/07/2007 13:50
herive ( 04/07/2007 11:15)
Ilaina v zany fa toa ohatry ny mandany andro fotsiny. lany vola msurf , tsis vokany.. ze afaka milaza de teneno fa ts d ilaina izany.... suite
répondu par pissoa le 06/07/2007 22:22
diamondra27 ( 04/07/2007 00:17)
hery: fa hono wa f'angah afaka mandefa forum na dia tsy mpikambana ato aza ilay olona? Ni-klik t@ le ps-ny za fa tsy hita Valiny we: tsy mpikambana ato io olona io na jereo sao dia diso ny anaran... suite
répondu par hery le 04/07/2007 07:57
ramahaay ( 26/06/2007 00:42)
hehehe iza no sahy wa raha asiana cam ao @ sera, ngamba tonga dia miafina daholo ny be resaka isankarazany ao :-D:-D:-D:-D:twisted:... suite
répondu par nirymamy le 17/09/2007 06:21
hery ( 19/06/2007 08:44)
Miarahaba antsika rehetra. Mahafaly ny milaza amintsika fa nampitomboina iray indray ny lohamilina (serveur) miasa eto amin'ny serasera. Izany no natao dia mba hanatsarana hatrany ny tolotra aroso ... suite
répondu par sympa le 02/07/2007 07:32
diamondra27 ( 16/06/2007 18:04)
hono wa: mba aiza doly no ahitanareo le kisarisary retra reny e? emôtikona moa le izy teo?:oops: Tena misy mahita milay be mitsy ato an! le minana chips zao no tiako sy le robot ary tank:-P:... suite
répondu par diamondra27 le 08/08/2007 16:47
caramel ( 16/06/2007 12:42)
manao ahoan daholo ny namana? afaka firy andro tsy ampiasaina kay d foana ny boaty serasera ? ary raha enao tsy miditra ao mintsy nefa misy mandefa hafatra ho anao d mety ho voafafa ihany le izy sa ... suite
répondu par xxx le 21/06/2007 10:31
Fiffi ( 15/06/2007 17:03)
Tsy aiko raha misy am-nareo mahazo an'zaorehefa miditra eto am sera2 namana.... Na de efa ao anaty favoris aza ny sera2 , na manokatra via google de misy "fenêtre" hafa misokatra , fotsifotsy fots... suite
répondu par Fiffi le 18/06/2007 13:00
hery ( 14/06/2007 13:27)
Fantatrareo daholo ve ny takelaka hafan'ny serasera? Misoratra eo amin'ny [url]http://namana.serasera.org[/url] daholo izay tadidiko :-) [img]http://farm2.static.flickr.com/1423/547786095_583b8e1f5... suite
répondu par kelly13 le 15/06/2007 18:19
booboo ( 14/06/2007 11:58)
Ary androany mihitsy vao hitako hoe misy an'io kay :°). Milaaaaaaaaaaaaaay beeeeeeeeeee aby ny sary fa misaotra ê ... Hono ho'aho, tsy afaka asiana commentaires ve izy aby aby ? na commentaires m... suite
répondu par fasaly le 18/06/2007 13:03
pissoa ( 11/06/2007 20:54)
Manahoana Aiza kay ny tokony ovaina mba hitranga ao amin'ny blaogy ny sokajy hafa amin'ny rohy ? Nanisy sokajy vaovao za dia tsy miseho any amin'ny blaogy ilay izy fa ilay efa default tao ihany ... suite
répondu par pissoa le 12/06/2007 05:09
nikopol ( 09/06/2007 07:55)
misy ilay "namana " sariindraimipika iny manoratra ary amin'ny vavolombelona dia rehefa jerena nefa ny momba azy dia tsy misy soratra hoe tsy mpikambana ato io olona io... nefa dia mbola mitohy manor... suite
répondu par rapala le 10/06/2007 11:01
hery ( 07/06/2007 10:04)
Efa niverina amin'ny laoniny ihany koa ny fahitana ny [url=http://fr.wikipedia.org/wiki/Really_Simple_Syndication]fahana RSS[/url] momba ny namana vaovao http://feeds.feedburner.com/serasera/namanavao... suite
répondu par sympa le 10/06/2007 20:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0546