Momba ny serasera.org
bazylou
(
08/03/2007 23:44)
dia hafa mihitsy mihoatran'dry wanadoo and co e!! tsy misy spontaneite fa mila izatsy sy zaroa vao afaka mamaly na manome hevitra izay tia handray anjara!! mba jereo ny an'i wanadoo fa feno taratry ny...
suite
répondu par Fiffi le 10/03/2007 21:08
sakaizakely
(
03/03/2007 17:18)
Rehefa tonga eo @ pejy Namana serasera, dia misy sokajy hoe Isa, Bizoroka, Tahiry biz'oroka...
Isa azo avy aiza io ? Ny ahy mantsy mahatratra miiba ambany be ka gaga aho. Atao ahoana kay ny mampito...
suite
répondu par Stretch le 10/03/2007 18:34
sitlo
(
03/03/2007 04:52)
Tsy fantatro ny fomba fiainonareo rvg fa ny ahy windows media player fotsiny. Ohatra ny sarotra ampiasaina izany anefa ilay izy fa tsy maintsy mampiasa internet explorer (na browser hafa) foana ianao ...
suite
répondu par kelly13 le 07/03/2007 13:14
kelly13
(
01/03/2007 14:17)
hono hoa ry zareo, efa ho une semaine za izay no hoe hiditra @ dinika manokana iray nefa hatramin'izao tsy mety tafiditra! misy antony manokana v mahatonga azy ho ela b vao voaray sa ...? d dinika man...
suite
répondu par kelly13 le 05/03/2007 14:51
xxx
(
26/02/2007 22:10)
Manao ahoana daholo,
Hono ho'aho ry ireto, f'angaha tsy mety ny mametraka sarin'ny zazakely ato anaty serasera, izany hoe sarin'izy irery????
Nametraka sarin'ilay zanako mantsy aho à deux repris...
suite
répondu par sitlo le 28/02/2007 00:28
joliza
(
22/02/2007 09:42)
aona ny fijena srin'ny namana tsy izy rehetra fa fifina oatra oe maina zao zany oe tsy votery hijery ny rehetr fa mba fomba tsotra eh. misaotra mialoha mamly eh...
suite
répondu par Fiffi le 01/03/2007 20:07
andrea
(
14/02/2007 10:21)
bjr,
efa fantatro fa efa nandalo ilay fanontaniana fa tsy arako ny valiny.. ahoana ny atao raha manana fichier jpg de tiana apetraka eto amin'ny forum?
...
suite
répondu par hery le 14/02/2007 10:29
hery
(
12/02/2007 12:07)
Manahoana daholo,
Isika namana rehetra eto amin'ny serasera dia afaka mampiasa ny blaogy.org hametrahantsika ireo zavatra manokana izay tsy tafiditra eto amin'ny forum, na koa tiana hotehirizina ma...
suite
répondu par sitlo le 14/03/2007 05:30
fijo
(
08/02/2007 22:52)
sali aby.
aiza kay no ahitana ny tahirintsary rehetra tato?...
suite
répondu par kitjo le 14/02/2007 16:56
Fiffi
(
08/02/2007 13:02)
heu...asa enareo na voan'zao fa nahazo valin-k'hafatra maro de maro zah nefa tsy misy na inona na inona voasoratra ao.....Nandefa hafatra namaly an'ireo koh zah fa nohon'ny nojereko ny hafatra lasa de...
suite
répondu par Fiffi le 10/02/2007 07:37
hery
(
06/02/2007 18:01)
Manomboka izao, raha olona nosakananao tsy handefa hafatra ho anao dia voasakana tsy hametraka tsikera ihany koa.
Tandremo, raha sakananao tsy hametraka tsikera ny namana iray dia voasakana tsy ha...
suite
répondu par fasaly le 06/02/2007 22:06
ledada
(
02/02/2007 06:54)
Miarahaba o! mba atoroy hevitra fa efa 11 andro anio zao aho no tsy mety tafiitra @ resaka mivantana intsony! tsy haiko hoe maninona angaha?...
suite
répondu par simplex le 02/02/2007 11:48
fijo
(
25/01/2007 23:54)
miarahaba antsika rehetra.
ny zavatra tsapa sy ita aloha,dia ny namana mada no tena "section"mavitrika indrindra amin'ny namana misy.
ka mba naika hampiditra sosokevitra aho,hoatao fitadiavam bola h...
suite
répondu par fijo le 31/01/2007 22:51
xxx
(
23/01/2007 11:36)
bjrs, gaga fotsiny ny tenako manontany fa ahoana kay rehefa mitady namana araka zay tadiaviko @ ilay mila namana iny dia zero foana ny resultat...
suite
répondu par cutie le 26/01/2007 20:27
harials
(
22/01/2007 11:00)
Raha toa ka andefa fichier MP3 aminà olona ao anaty serasera, azo atao sy mety ve ? dia ahoana no anaovana azy, firy ny taille lehibe indrindra azo alefa? Misaotra...
suite
répondu par hery le 22/01/2007 13:12
fasaly
(
18/01/2007 20:42)
Toa tsy mande kay ey hery ilay hoe fafao ao amin'ny tsikeran'ny sary azafady indrindra tompoko!!!!:wink:...
suite
répondu par fasaly le 23/01/2007 19:13
ari.malala
(
12/01/2007 12:46)
Sary nataoko tao @ public de nasiako comment hoe raha sanatia ka voafafa dia ataoko any @ sary hoan'ny namako iany, satria sarin'i Ambinintsoa no tao, dia lasa tena hoan'ny namako iany marina tokoa ne...
suite
répondu par hery le 15/01/2007 11:19
jentilisa
(
12/01/2007 08:46)
Izay manko no tsapako avy eto dago. NY manokatra hafara no tena tantara satria dia elaela sy "actualiser"na matetika mihitsy! sarotra sokafana no tiako lazaina eto!...
suite
répondu par cutie le 23/01/2007 02:31
MTN
(
12/01/2007 02:17)
Izaho wa tsy mety tafiditra amin'ny karajia serasera mihitsy eh. Misy an'ito foana:
20:50] *** Welcome to CGI:IRC 0.5.7 (2005/06/19)
[20:50] *** Looking up web2.epiknet.org
[20:50] *** Connecting...
suite
répondu par Fiffi le 14/01/2007 12:28
Aino
(
09/01/2007 18:26)
hono hoa kay aza ady!!
isanky ny inn vao mba misy tantara mande ao @ RVG? dia mety eo @ firy aty Europe eo ho eo?...
suite
répondu par simplex le 11/01/2007 13:40
