Momba ny serasera.org

cazal ( 15/09/2006 07:34)
ASA RAHA MBA TSIKARITRAREO FA NAHAZO BIZOROKA BETSAKA AHO TEO ALOHA DIA GAGA AHO FA TOA LASA 21 SISA NEFA EFA 70 MAHERY NO HITAKO FARANY TAO. Ary nisy koa ireo namana tsy afaka miditra intsony eo amin... suite
répondu par xxx le 19/09/2006 23:21
tafita ( 14/09/2006 15:30)
Misy ny A B D n\'ny Teny malagasy Misy ny A B D n\'ny Toaka Misy ny A B D n\'ny Pretra Misy ny A B D n\'ny ......... Koa maninona raha mba asiana A B D n\'ny Serasera Hoy aho manao teny ... suite
répondu par miantra le 20/09/2006 12:07
pissoa ( 09/09/2006 21:21)
Manahoana o Ahoana kay no fanovana ny email ampiasaina ao amin'ny blaogy? Rehefa ovaina ny email ao amin'ny namana dia tsy miova ny any amin'ny blaogy, nefa ilay hoe [b]Hanova adiresy email[/b]... suite
répondu par pissoa le 10/09/2006 15:50
hery ( 08/09/2006 09:27)
Miarahaba ny rehetra. Ity fitsipi-pifehezana eto amin'ny forum.serasera.org ity dia hitanao etsy amin'ilay hoe Fitsipi-pifehezana etsy amin'ny fanoroam-pejy http://forum.serasera.org/index.php?rub=... suite
répondu par Simpona le 11/09/2006 15:58
hery ( 06/09/2006 11:17)
Nisy tsy nety kely ny takelaka lalao.serasera.org teo satria tsy afaka nanokatra lalao eseky vaovao izay te hilalao. Amin'izao dia efa nahitsy izany. Afaka manokatra lalao vaovao amin'izay. Hery... suite
répondu par fraz le 27/09/2006 15:42
landza ( 06/09/2006 07:42)
ciao hery mba saika hanotany aho hoe ohoana kay no fomba hijereko sar in'olona iray fontsiny ?satria aho nandeha tao @ ilay hoe sary rehetra de tena be dia be ilay izy nefa sarin'olona 1 fotsiny no ti... suite
répondu par hery le 06/09/2006 09:00
xxx ( 02/09/2006 19:37)
Ao @ blaogy.com Efa no-cocher-na ilay hoe "enable this plugin", @ ilay tab Plogeshi. De napetraka ilay kaody tsotra hoe: [i] ... suite
répondu par hery le 03/09/2006 13:42
lucfre ( 02/09/2006 05:58)
Salut ! Efa nampidirinay ilay sary nefa tsy nipotra, sa misy fomba hafa fampidirana azy? sa inona no tokony atao? ... suite
répondu par hery le 02/09/2006 08:40
lucfre ( 01/09/2006 14:12)
Ahoana no hijerena ny photo ao anaty bizina sy hamataran'ny olona fa misy photo ny bizina nalefako. Ny bizina napetrako t@ 25/08/06 koa mba tiako hofafana, fa soloiko an'ilay androany.... suite
répondu par hery le 02/09/2006 08:07
lucfre ( 01/09/2006 13:19)
Ahoana no tsy mivoaka hatramin'izao ny bizina nalefako maraina nefa voalaza fa efa voaray miaraka @ photo?... suite
répondu par hery le 01/09/2006 13:23
hery ( 01/09/2006 10:39)
Hitanareo ao amin'ny takelaka fandraisana ao amin'ny namana ny hafatra farany indrindra voasoratra eto amin'ny forum amin'izao fotoana izao. La caravane passe :-P... suite
répondu par mimich le 08/09/2006 07:22
kitjo ( 31/08/2006 17:23)
salama dol! manahirana ihany ny milaza an'ity kanefa mahasoa antsika mianakavy, asa raha izaho irery no mahatsikaritra an' ito fa somary sorena aho indraindray miditra forum ato @serasera. Ny... suite
répondu par tywa68 le 07/09/2006 11:11
pissoa ( 29/08/2006 17:20)
Manahoana o Mety ve ao amin'ny amin'ilay mitady tononkalo ( http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&asa=mitady ) raha asiana hoe [b]Tononkalo misy hoe[/b] ( ohatran'ny ao amin'ny mitady tononki... suite
répondu par dolby le 31/08/2006 13:04
madagasikara ( 29/08/2006 09:53)
MAnahoana daholo, Fa hono wa: nahoana no tsy voasivana ilay solonanarana " betay78" , am tsy maha teny madio azy. ... suite
répondu par Fiffi le 31/08/2006 19:39
raneni ( 25/08/2006 11:35)
o ry Hery an ! inona koa no mbola hosoratana fa tena miverina foana le hoe "Ezaho fenoina hatrany ny mombamomba anao rehetra eto ambany" tena ho fotsy volo eto ampamenoana ny mombamomba ahy zah an. ... suite
répondu par vale le 02/09/2006 17:44
saho ( 22/08/2006 13:27)
Ary toa tsy mitombona ny ora malagasy ao @ dinika serasera politika. Somary diniho kely fa tsy mandeha @ ora tena izy ny ora misy ao @ dinika serasera politika e!... suite
répondu par hery le 22/08/2006 14:01
belahasa ( 20/08/2006 21:40)
Lasa mihitsy ny saiko fa tato ho ato dia niha nitombo ilay loha dinika oe "Fangatahana fanazavan" jereo fa efa misy ho telo izy tato ho ato i dadabe nangataka, i betay78 nangataka d i bmw ... suite
répondu par Fiffi le 28/08/2006 13:16
raclo ( 18/08/2006 12:39)
efa tafiditra tsara ny sary fa mipoitra daholo indray ilay hoe fafao sy ny karazany de inona no tokony ataoko hamafako ireo ho toy ny rehetra?... suite
répondu par raclo le 24/08/2006 15:22
LazaDaddy ( 18/08/2006 06:38)
Ora
Lasa samihafa arakaraka ny toerana angaha ny ora eto @ serasera fa toa lasa oran'i Honolulu ny ahy? :wink:... suite
répondu par papounette le 24/08/2006 10:55
fasaly ( 18/08/2006 05:12)
hummmm! tena mba hevitra tsara sy tena manja mahintsy lay signaturekely hoe:SERASERA" miloko manga eo amin'ny sary, aminizay wain be zay mampiasa ny sary n'ny namana any am site hafa an! merci hery a... suite
répondu par fasaly le 19/08/2006 15:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.046