Momba ny serasera.org
hery
(
06/07/2006 06:08)
Aza raha efa hitanareo ilay takelaka statistika ao amin'ny namana.serasera.org (Mandehana ao amin'ny takelaka namana dia ery ambany havia ery misy hoe Statistika dia tsindrio ilay hoe Tohiny).
Ao dia...
suite
répondu par fasaly le 07/07/2006 04:14
vale
(
30/06/2006 14:17)
Manahoana daholo:-*,
Tsy haiko na mba sendran'izany ianareo? fa toa lasa ny hevitra nampidirina "farany indrindra indray " no lasa ery "ambony indrindra" :roll:?!!!
...
suite
répondu par vale le 01/07/2006 13:55
fraz
(
30/06/2006 08:35)
Mba eritreritra atsipitsipy sao mba mahasoa e, izaho mantsy ny namana.serasera.org foana no jereko rehefa miditra ato dia ny hitako eo dia ireo sujet vaovao no ao @ forum voafintina eo. Anisan'ny tena...
suite
répondu par fraz le 03/07/2006 12:32
fraz
(
29/06/2006 10:48)
Misy fanaovana an'izay moa eto amin'ny Forum ? Hoe mahazo mail rehefa misy mamaly ?...
suite
répondu par hery le 29/06/2006 20:20
xxx
(
28/06/2006 13:48)
Izaho irery ve no mahazo an'ilay izy fa lasa feno popup kely be dia be rehefa manokatra serasera aho. Sa normal izany ?...
suite
répondu par hery le 29/06/2006 20:38
hery
(
28/06/2006 07:57)
Betsaka amintsika ny manontany hoe ahoana no fisakanana ireny namana manadala antsika amin'ny resaka manokana ao amin'ny karajia ireny. Koa toa izao no fomba atao.
Raha misy manadala anao (Manompa ...
suite
répondu par hery le 29/06/2006 20:40
hery
(
26/06/2006 12:48)
Raha te hijery ny sary izay nametrahan'ny namana hevitra be indrindra dia jereo ao amin'ny
Takelaka [url=http://serasera.org/namana]namana.serasera.org[/url] -> Sary rehetra -> Alaharo araka ny hevit...
suite
répondu par fasaly le 06/07/2006 10:44
xxx
(
22/06/2006 16:33)
ohatrin'ny lafo loatra ilay t-shirt 22euros-n'ny serasera io an...
suite
répondu par sipagasy le 26/06/2006 13:22
pissoa
(
17/06/2006 17:23)
Sao diso kay ilay link amin'ny fanazavana ny endri-tsoratra http://serasera.org/forum/?rub=dinika/bbcode.help fa tsy mandeha ilay izy dia (misy) sahirana mamaly forum.
Misaotra....
suite
répondu par hery le 21/06/2006 06:11
nikopol
(
09/06/2006 06:07)
"Aza maika loatra... miverena afaka 70555287285470 segondra"
io no hafatra azo matetika zao refa manokatra hafatra ! normal ve io
:lol:...
suite
répondu par Aino le 22/06/2006 20:07
Fiffi
(
31/05/2006 08:35)
Niova endrika ny serasera sa diso aho ? Hummmm ! tsy hay ny tsy hisaotra anao ry hery @ fanatsarana lalandava ity serasera antsika Malagasy rehetra tsy hankanavaka ity an!
waouuuuuuuuuuuuu manja...
suite
répondu par Fiffi le 02/06/2006 05:17
soanja
(
26/05/2006 02:06)
Hery o, ahoana kay ny fomba fanampiana article ao amin'ily wikianja fa tsy mety hitako mihitsy ny fika fidirana amin'ny editer. Mahazo an'ilay hoe miverena amin'ny pejy iny foana aho. Azafady mba ampi...
suite
répondu par soanja le 26/05/2006 11:17
Fiffi
(
22/05/2006 14:03)
Somary gaga hiany zah fa mijery ireo sary notsongaina de mi-kliky eo ambany hoe "ny momba azy" nefa tsy ny momba ilay sary notsongaina no miseho fa momba an'olon-kafa. ?...
suite
répondu par Fiffi le 17/06/2006 09:06
Soaray
(
18/05/2006 12:19)
Slt,
Nahita fotsiny azafady ao anaty takelaka misy olona mahitsy loatra miteny ka manoratra-mampiasa teny ratsy tokony tsy afficher-na angamba fa manimba ilay site. Misaotra....
suite
répondu par hery le 18/05/2006 15:12
nikopol
(
16/05/2006 05:00)
Maninn kay ny hafatra sy ny tononkalo ato aminy takelaka no lasa tambambe daholo? tsy misy fanasarahana intsony dia lasa sarotra vakiana ? :lol:...
suite
répondu par vale le 16/05/2006 12:21
booboo
(
11/05/2006 12:28)
Azafady e ! nanoratra raha tao @ blaogiko zaho dia rehefa handefa @ zay dia nanjavona aby lé bla bla bla lava beeeee nosoratako fa tsy maintsy mampiditra ps sy mot de passe hono ! Inona raha tokony...
suite
répondu par rurik le 09/06/2006 06:13
hery
(
10/05/2006 08:39)
Nivoaka ny takelaka misy ny antso, fampandrenesana, filazana samihafa, tolo-barotra, fitadiavana asa eto amin'ny serasera.org
Azonao jerena avy hatrany ao amin'ny [url]http://bizna.serasera.org[/url]...
suite
répondu par Fiffi le 10/05/2006 10:11
hery
(
09/05/2006 10:21)
Nasiana fanitsiana kely ny dinika forum.serasera.org androany. Fanovana izay somary lafiny teknika fa tsy manova ny fampiasantsika ny takelaka akory.
Manomboka izao dia tsy tafiditra ao amin'ny fah...
suite
répondu par vale le 17/05/2006 19:17
hery
(
03/05/2006 09:07)
Novaina ny momba ny fampidirana sy fijerana tsikera ao amin'ny sary.
Noraisin'ny serasera.org antanana tanteraka ny fitantanana ny tsikera rehetra.
http://hery.blaogy.com/post/4/844 ny fanampiny ...
suite
répondu par diamondra27 le 03/05/2006 17:12
ravakamalala
(
30/04/2006 16:46)
Rehefa mandray hafarta aho dia misoratra menamena be ery ambony am ankavia hoe hafatra vaovao, mamaky ilay hafatra aho, mamaly (raha ohatra ka...) na mamafa (raha ohatra ka...) dia avy eo aho miverin...
suite
répondu par Fiffi le 02/05/2006 04:19
