Momba ny serasera.org

kitjo ( 07/11/2006 16:38)
Miala tsiny raha efa nandeha ity sujet ity fa tsy hitako aloha e! Ahoana raha te hametraka sary ao @ forum? raha sary anaty file fts fa tsy oe @ website? melsi... tohiny
novalian'i fasaly ny 20/12/2006 20:45
kelly13 ( 05/11/2006 20:35)
... fa d nametraka sary ny tenanay fa nefa d nanjavona ...... tohiny
fasaly ( 03/11/2006 15:13)
Tena mily kosa akou lay zavatra vaovao ao am sary ao ndray e!:wink: lay fijerena pejin-tsary tena tsy mamizana no pratik, merci foana ny mpinadraikitra e!:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i kitjo ny 02/12/2006 07:07
rabaradaka ( 02/11/2006 08:04)
Misy namantsika manoratra lava be, matetika tsy voavaky ireny soratra lava be ireny. Mba sosokevitra ny ahy ry havako mpiserasera : maninona raha afohezina ny fitantarana ny zavatra tian-kaseho ka vak... tohiny
novalian'i lapino ny 03/11/2006 08:21
dolby ( 26/10/2006 12:20)
Ho an'ny tompon'andraikitra : Asa na mba misy miombom-kevitra amiko fa mety ve raha mba [b]halehibiazina kely[/b] ny haben'ny soratra eto amin'ny forum fa dia [b]bitika tokoa[/b] hany ka sarotra sy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/10/2006 14:48
Aino ( 25/10/2006 21:50)
izany hoe tsy de hoe zadratsy, fa rehefa eto @nmn srsr dia tsara sy mafinaritra dol!! fa taloha aho dia matetika variana @hafatra sy karajia faona nefa @izao lasa zatra ato @dinika dia betraka hireo ... tohiny
novalian'i cutie ny 26/10/2006 14:30
ari.malala ( 25/10/2006 07:42)
Miarahaba, tsy haiko ianareo na tratra ohatra ahy, fa ohatra hoe tonga dia aty @ forum no miditra dia mahita hoe ireo misy hafatra, ka hhandeha hiditra hamaky hafatra dia mamerina mampiditra login... tohiny
hery ( 19/10/2006 09:36)
Misy robot vaovao be resaka be izany ao amin'ny karajia #serasera amin'izao fotoana izao [url]http://karajia.org[/url] ka BotLives01 no anarany. Ankoatran'ny resa-be ataony eo antokotany be dia mia... tohiny
novalian'i kelly13 ny 25/10/2006 11:26
kally ( 17/10/2006 11:39)
Asa na maninona na maninona ho'a fa tsy mety maheno radio vazo gasy intsony aho e? Tsy misy feo intsony mivoaka avy ao efa hatramin'ny volana septembre. Mandeha any @ takelaka hafa any aho anefa afa... tohiny
novalian'i vale ny 21/10/2006 13:19
papala ( 16/10/2006 08:27)
Hery>tsy azoko mihintsy lay isa azo, ka noho izany dia aza asiana isa azo zany intsony ny ahy sy zany biz'oroka zany ! Azafady !... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/10/2006 19:57
smile ( 15/10/2006 14:37)
za zao tafiditra ato de tsitako mintsy oe inna ny tena atao ato. Vonjeo e!!!!!... tohiny
novalian'i mimich ny 17/10/2006 06:44
Fiffi ( 11/10/2006 16:20)
Hummmm ! tena milay kosa aloha le mamaly hafatra de io misy hoe [b]Jereo aloha[/b] ! milay ry Hery fa dia misaotra anao indrindra @ fanatsarana lalandava an'ity site ho antsika Malagasy tsy hankanavak... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/10/2006 19:25
vancleef ( 10/10/2006 20:59)
Asa ny hevitrin'ny be sy ny maro faha tsy manelingelina anareo ve ilay box [b]Hafatra farany nandeha[/b] ? Tsy afaka mamaky tsara intsony faha mihetsiketsika lava izay vakina ! Tsy azo hatao hauteur... tohiny
novalian'i lapino ny 12/10/2006 15:37
rinnah ( 08/10/2006 13:22)
Manao ahoana daholo,izaho te hiala nefa tsy hitako ilay soratra we "hiala".... tohiny
novalian'i pissoa ny 16/11/2006 20:28
fraz ( 03/10/2006 11:10)
Manana olana be izahay sy ra simplex (izay aloha no tratra izao) fa tena tsy mitazona connexion ilay ao @ lalao.serasera.org, isaky ny miova page dia voatery mamerina mampiditra login/pwd foana. Dia n... tohiny
novalian'i xxx ny 10/10/2006 12:10
xxx ( 29/09/2006 14:17)
Naveriko eto le fanontaniako tatsy ambadika tatsy fa diso takelaka : Iza kay le hoe "ADMIN" eto am serasera i Hery ve sa olonkafa sa olona maromaro ? aza iomehezanareo ny fanontaniako. Misaotra ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/10/2006 05:57
dolby ( 27/09/2006 07:35)
Ary fa maninona no ela be vao afaka mijery ny dinika manokana e ? Efa ho herinandro izay mbola miandry foana ?... tohiny
novalian'i ANARIM ny 28/09/2006 06:42
hery ( 25/09/2006 14:10)
Ho an'ireo izay mangataka adiresy email @namana.serasera.org dia vakio tsara aloha ilay hoe inona no fepetra ilaina. Anisan'izany ny hoe - Mpikambana ato amin'ny serasera nandritra ny efa-bolana (4 m... tohiny
novalian'i rinja ny 17/02/2007 07:35
landza ( 23/09/2006 07:34)
salut hery , possible ve hoe misy olona afaka mandefa e-mail aty amiko nefa aho tsy nanome ny adresseko azy fa nolazainy fa hitany tato @ sera2 hono ... mba valio haingana raha azo atao misaotra mial... tohiny
novalian'i zoanmi ny 26/09/2006 04:36
Angie ( 22/09/2006 20:39)
Hita anie hoy aho fa maro be ny Malagasy Na any Dago na any an-dafy No mahita tombon-tsoa noho ny asa ataon'i Hery Fa mba mody tsy mijery Maro no misondrotra misandratra toa hazo Tazanina avo d... tohiny
novalian'i hery ny 25/09/2006 14:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0446