radio vazo gasy

1. sitlo ( 03/03/2007 04:52)
Tsy fantatro ny fomba fiainonareo rvg fa ny ahy windows media player fotsiny. Ohatra ny sarotra ampiasaina izany anefa ilay izy fa tsy maintsy mampiasa internet explorer (na browser hafa) foana ianao rehefa mba hijery ny lisitry ny hira handeha, dia tsy maintsy actualizena foana ilay izy vao hita ny lisitra.

Last.fm koa ny ahy ny radio amin'ny internet fampiasako. Dia nieritreritra aho hoe tsy mety ve raha atao ohatra ny last.fm ny rvg. Ny tiako tenenina dia asiana software radio vazo gasy mba mora ampiasaina. Mba mety atao kely be ery amin'ny famatanandron'ny ordi ery. Dia raha mila pub dia atao ireny style realplayer ireny.
(tsetsatsetsa fotsiny iny fa tsy voatery raha tsy araka ;-))
novalian'i kelly13 ny 07/03/2007 13:14
2. hery ( 03/03/2007 14:54)
Tsara ilay hevitra,

Ny fomba tena mahomby hihainoana RVG aloha dia ny fampiasana ny winamp player http://winamp.com satria io dia tsy miankina amin'ny internet explorer.
Misy ihany koa ny rvg toolbar (i cutie toa mampiasa azy io)

Fa raha io nolazain'i sitlo io somary sarotra amboarina ihany. Azoko antsaina ilay izy sy ny programa mety hamboarina saingy zah tsy mahay an'ilay izy, fa raha misy mahavita moa dia vao maika tsara.

Eny e, mitady fika tsaratsara hatrany... misaotra
3. Stretch ( 03/03/2007 15:36)
ny ahy alo windos media player no mahazatra hiainoko azy , ary mety atao kely balitika ery am barred'outil.
fa ra real ohatra ny henona de fenetre kely fa tsy kely ohatran'ny media player.

fa miresaka RVG iany nareo, fa tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy ty, zvt hafa mihintsy fa mbô tsy laitrako lay pub ao.

miala tsiny an !
fa tena hitako tsy naturel le vhv miteny ao ka mandreraka be ny mihaino azy nefa le pub de efa ela , ka tsy miova.

Pub auzoma.com
fa taiza indry no niantsena ? no tsy hitako nivoaka akory. . . sns
ôtran reny akizy mamaky teny any am T2 reny sanatrian'ny volana.
Azafady. efa nanao casting le ol vô afaka nanao le pub araka ny fieverako fa tena . . . tsy laitra e!
4. tywa68 ( 03/03/2007 15:59)
dia avelao ao izy hitatatata ao ry Stretch a :-D:-D
Ny ahy indray mahafinaritra ahy ilay mihaino an'ilay hira be dia be angatahin'ny namana, ary winamp no ampiasaiko !
5. sitlo ( 03/03/2007 19:13)
okay hery

stretch> ary ilay amin'ny tantara koa ary koa. Nefa mba andramo enregistrena koa ange ny feonao eh, ho hitanao eo fa aleo ihany mihaino au zoma. :lol:

za mbola tsy nanandrana winamp fa misy tsy mahavaky film ireny nefa mameno ordi
6. simplex ( 03/03/2007 19:37)

refa sipa gasy ranga d manja foana ny feony a :roll:;-)

Fa le tantara aloha tena mahalatsaka be e :°) kanefa d milay be satria otran'ny mihaino tantara RNM zany :}:P
7. sitlo ( 03/03/2007 20:23)
ye

fa tsy misy koin koin koin ao aorinany :lol:
8. Stretch ( 03/03/2007 23:00)
eny oa e ! ka efa zatra oe zany radio zany zvt tonga lafatra sy poinsa fona de zay ny nahatonga a nilaza fa tsy oe inn akory,
fa manja e !
le hira ranolava alo d'efa matotra.
le week end tavela seule iny a afaka tsara.
9. EncoRama ( 06/03/2007 21:36)
Nareo kosa e, izy aza efa mba niezaka ny hahay nefa tsy mety araky ny eritreritrareo, kanefa anie tsy nisy nahay tany ankibon-dreniny e. ary raha tsy manao tsy afaka ny manatsara azy satria tsy mahita izay mety ho lesoka fa mba aza atao an'izany re re olona fa ny adalan'ny hafa hono no himezana fa ny adalan'ny tena tafian-damba.
10. kelly13 ( 07/03/2007 13:14)
nenà kou winamp no fampiasako. d aona kou le mbola manao pub cigarettes io? sa tsy mandaitra amintsika le lalana vaovao aty? asa klou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5667