Momba ny serasera.org

Mirananirina ( 22/10/2009 15:33)
Androany vao hitako ny mails 10 jours fa loza???hihihi,hay raha mametraka hevitra aminy namana dia misy mamaly iny dia alefa any amin'ny mail koa, :-D :-D :-D :-D ... tohiny
ni81 ( 16/10/2009 09:45)
Raha toa ka vonona handefa sy hilalao tantara ao @ RVG dia: 1 - inona avy no fepetra takianareo @ ilay mpanoratra 2 - Mety ve raha toa ka horonam-peo fotsiny no alefan'ilay mpanoratra aminareo satri... tohiny
novalian'i hery ny 18/10/2009 20:10
xxx ( 13/10/2009 07:45)
Nanjavona daholo ny hafatra voatahiry...... Nanjavona daholo ny namana manokana..... :( ... tohiny
novalian'i tess ny 23/10/2009 21:03
Samoana ( 06/10/2009 14:21)
Saika handefa maimaika ho an'i Hery aho dia tsy mahita rohy azo anaovana izany fa mitohana foana :wink: ... tohiny
RATOVOARY ( 02/10/2009 08:14)
Salama e! Nosokafan'i sefo ilay takelaka vaovaon'ny namana.serasera.org http://namana.serasera.org/ fa saingy toa tsy mety tafiditra aho rehefa mampiasa ny solon'anarana sy teny miafina fampiasako ha... tohiny
novalian'i fijo ny 25/11/2009 20:06
yonikafopl ( 02/10/2009 01:31)
Mirary soa indrindra ho anareo hanao fety, de mankahery hatrany ireo mpitantana indrindra fa i shefo :D .... tohiny
novalian'i tywa68 ny 02/10/2009 12:48
xxx ( 01/10/2009 10:01)
Mba namakimaky tononkalo ny tenako hoa, dia nahita ny zavatra nosoratan-drahery e! Ka gaga sy talanjona ny anao lahy satria ao amin'ny dinika politika moa no tena zavatra jereko ato amin'ny serasera. ... tohiny
novalian'i xxx ny 02/10/2009 15:51
xxx ( 15/09/2009 06:54)
Misy efa tena tafahoatra mihintsy ny teny ratsy ao @ "politika", sao dia mila fanapaha-kevitra ny @ ireny ry mpandrindra isany ! Misaotra e... tohiny
novalian'i xxx ny 16/09/2009 20:08
xxx ( 14/09/2009 10:53)
Mahagaga ihany ry reto no tsy mampanjavona an-dry wiwi mianakavy ao amin'ny dinika politika ao. Olona telo no hitako tena mahazo ao: - i ra-No (zavatra hifanaovana moa ny an-dry zareo fa raha mije... tohiny
novalian'i rhina ny 22/09/2009 06:47
sitlo ( 13/09/2009 10:07)
Ny sipa manja rangaha tokony tsy maintsy mamela ny olona mametraka tsikera fa manelingelina be rangaha ka!... tohiny
novalian'i ni81 ny 24/09/2009 12:43
maeva74 ( 05/09/2009 07:03)
Miarahaba antsika! Voalohany : Efa ho andro maromaro izay aho no nikasa hametraka hevitra amin'ny tononkalo na hampiditra tononkala fa tsy mety mihintsy tsy azoko ilay izy nefa izaho efa tafiditra de... tohiny
sitlo ( 20/08/2009 05:13)
Tsy mba efa tokony ampakarina kely amin'izay ve ny lafiny teknika ry mpikarakara? Efa mba ho folo taona ihany nefa ny endriny foana no tena miova fa tsy ny zava-bitany. Ankohatra ny avatar moa izany.... tohiny
novalian'i sitlo ny 10/09/2009 02:33
Lejoba ( 16/08/2009 22:56)
manaja anao Sefo, rehefa misy dinika dia misy PS mahaliana indraindray ny hahafantatra bebe kokoa ny momba azy : lahy sa vavy, aiza no mipetraka, zavatra tiany ets. Taloha, klikena fotsiny ilay PS di... tohiny
novalian'i rhina ny 21/09/2009 05:16
rova30 ( 27/07/2009 20:33)
Sao dia mba misy tranga mitovy amin'ny ahy ity, tsy dia olana goavana fa manorisory fotsiny? radiovazogasy ihany: Isaky ny mampiditra PS ka tsy mi clik elaela, tonga dia manjavona ho azy ilay... tohiny
novalian'i rova30 ny 30/07/2009 13:34
pissoa ( 27/07/2009 17:55)
Manahoana o, Rehefa manokatra ny [url]http://serasera.org/mailaka[/url] na [url]http://mailaka.serasera.org[/url] na [url]http://mailaka.namana.serasera.org[/url] dia toa takelaka an-tsary no mande... tohiny
novalian'i sitlo ny 02/08/2009 07:52
ni81 ( 23/07/2009 18:56)
Tsara kosa ilay fidirana eo @ serasera koa! Misaotra hatrany e! :) ... tohiny
fahamarinana ( 13/07/2009 08:14)
:arrow: Tsy haiko na ato na informatika fa dia eto aloha no napetrako an ! Sorena be sy [b]malahelo[/b] fa hatramin'ny zoma dia tsy mandeha ny rvg-ko nefa ny namana maheno daholo !...mba vonjeo raha... tohiny
hery ( 12/07/2009 07:26)
Hitady asa? Hanome asa? Hivarotra "entana"? :-p Hividy entana? Hivarotra fiara sy kojakoja isan-karazany sns? Hitady namana na fitiavana ? (bizna koa izany) :-) Nohavaozina ny site [url]http://bizna... tohiny
novalian'i rhina ny 21/09/2009 05:23
Noue ( 03/07/2009 21:10)
Saika mba hametraka fanontaniana kely ee! Inona no tena but n'ilay fanapahana ny hira rehetra ao @ Radio Vazo Gazy @ ilay fitenenana oe [b]Radio Vazo Gasy[/b] ?? Misy hira manko tena tapahana i... tohiny
novalian'i simplex ny 10/07/2009 19:11
hery ( 03/07/2009 09:01)
Dieny mbola mangingina ny politika dia alefako indray ity. Efa nalefako email tany amintsika tany ihany. Ny takelaka antsary.com http://antsary.com dia takelaka hametrahana sary. Afaka mamorona tahi... tohiny
novalian'i ni81 ny 10/07/2009 11:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0771