Ary niova indray!

1. ni81 ( 23/07/2009 18:56)
Tsara kosa ilay fidirana eo @ serasera koa! Misaotra hatrany e! :)
2. sipagasy ( 23/07/2009 19:51)
milayy e!!!!

jerijereo ny pub fa hisy surprise tsy ho ela annnn.....
3. ni81 ( 23/07/2009 20:01)
milayy e!!!!

jerijereo ny pub fa hisy surprise tsy ho ela annnn.....
misaotra fa hijery e! zany hono ry zareo a! :)
4. marindra ( 23/07/2009 20:04)
ny ahy alou le mbola taloha ihany no eo lol
5. ni81 ( 23/07/2009 20:05)
http://serasera.org/
6. marindra ( 23/07/2009 20:07)
hay tsy le pejy mahazatra ahy iny :D
7. fahamarinana ( 23/07/2009 22:04)
:arrow: Dia samy manana ny fidirany tokoa an,za koa tahaka any marindra ,tsy mahazatra ahy iny ,za miditra avy hatrany amin'ny forum !...Zatra elakelan-trano fa tsy varavaram-be iraisana ! :-P :-D :-D
Ary raha zao no mitohy ry ni81 dia ho tara ilay "fety da fety" za fa mba antsoy mangingina ihany an ! :D (l)
8. ni81 ( 24/07/2009 19:02)
Dia samy manana ny fidirany tokoa an,za koa tahaka any marindra ,tsy mahazatra ahy iny ,za miditra avy hatrany amin'ny forum !...Zatra elakelan-trano fa tsy varavaram-be iraisana !
Ary raha zao no mitohy ry ni81 dia ho tara ilay "fety da fety" za fa mba antsoy mangingina ihany an !
fa angaha zà mba miditra eo izany e! Tonga dia forum, dia raha misy hafatra dia zay vao miditra any @ io varavarana io. Fa omaly aho saika hijery ohabolana dia hitako tampola io.
Milaza izay vaovao hitako tsy hitan-dry foana aho fa aza matahotra e! :)
9. tess ( 24/07/2009 19:52)
zà kou miditra forum de refa hiditra namana dia mi klik namana serasera de lay page vôvô no misokatra fa fotsifotsy be fotsiny ny eo ampovoany, de eo ndray no mi kiliky namana vao misokatra lay taloha
10. tess ( 24/07/2009 19:53)
La page que vous avez cherchée est introuvable

io foana no misokatra :?
11. ni81 ( 25/07/2009 10:48)
La page que vous avez cherchée est introuvable
io foana no misokatra
misy an'io fa mankeo @ ilay hoe fandraisana indry e! :)
12. Mirananirina ( 26/07/2009 14:18)
ny ahy tsy nandeha teo ho eo,kay niova
13. endrika01 ( 27/07/2009 06:36)
Zao izy no atao hoe lafatra be .Zah zany mou,de raiki-tory teo ambody ny ordi maly tontolo,manonofinofy mijery ny spectale ny Ambondrona e,hi hi,de mahita ani ra-Kix mihira :-P
14. endrika01 ( 27/07/2009 06:36)
Zao izy no atao hoe lafatra be .Zah zany mou,de raiki-tory teo ambody ny ordi maly tontolo,manonofinofy mijery ny spectale ny Ambondrona e,hi hi,de mahita ani ra-Kix mihira :-P
15. tess ( 27/07/2009 13:59)
misy an'io fa mankeo @ ilay hoe fandraisana indry e!

ok! zà ndray tonga de mande namana hatreo de misokatra lay page talou :wink:
16. rova30 ( 27/07/2009 20:16)

Toa efa manomboka mihabanga ilay vavahady be taloha koa?!
Ataovy veloma dieny izao aloha , sao manjavona vao hoe ramalala!
Sarotra ilay miala amin'ny mahazatra e!

17. tsiambaratelo ( 02/08/2009 04:24)
Zah iany kou saiky very,we aiza ary lay hoe hafatra voaray,voatahiry,lasa.Toa tsy misy hita,satry tsy nisy hafatra voaray nisoratra tery amny page fandraisana.hay va reh,ka manindry anlay we namana mafinaritra alou ,ny mahita zava-baovao,sy fiovana e,na misy aza ny malahelo ny efa nahazatra.Mampihiratra ny maso ny saina ny fiovana lafatra. =D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1973