Messages

1. xxx ( 23/10/2009 07:57)
Ahoana no tsy maharay messages mihitsy aho nefa mandefa foana?! de tsy hisy olona mamaly mihitsy ve na de iray monja aza!! possible ve oe misy mamafa ny messages tonga ao @ boîte-ko nefa zah mba efa manova mot de passe matetika ihany!!
Maztou :?:
novalian'i hery ny 23/10/2009 18:22
2. Mirananirina ( 23/10/2009 11:19)
:-D :-D :-D sao mba tsy nalefa kosa aloha ny an'i xxx eh.
3. ni81 ( 23/10/2009 15:23)
Ahoana no tsy maharay messages mihitsy aho nefa mandefa foana?! de tsy hisy olona mamaly mihitsy ve na de iray monja aza!! possible ve oe misy mamafa ny messages tonga ao @ boîte-ko nefa zah mba efa manova mot de passe matetika ihany!!
Maztou
ka maninona i xxx no tsy mandefa hafatra mivantana @ sefo? :)
4. hery ( 23/10/2009 18:22)
xxx> ie, mandefasa hafatra aty amiko fa valiako :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1113