Mahagaga

1. xxx ( 14/09/2009 10:53)
Mahagaga ihany ry reto no tsy mampanjavona an-dry wiwi mianakavy ao amin'ny dinika politika ao.

Olona telo no hitako tena mahazo ao:
- i ra-No (zavatra hifanaovana moa ny an-dry zareo fa raha mijery lavitra aho dia i ra-No no tsy nahantaty nefa nahay vava izay ihany ity farany ity taloha).
- i pikatti ( taloha ity tsy niteny ratsy fa izao efa manomba koa).
- farany dia tsy iza fa ny mpiandraikitra voalohany indrindra. Mpiandry vavahady ve ry reto no hiantsony azy!

Tsoriko avy hatrany aloha fa misy hevitra hitovisako amin'ireto wiwi ireto indraindray ao amn'ny sehatra politika ao, fa na dia izany asa lasa ihany ny saiko hoe toa tsy sahy mampanjavona ireo ps ireo ny mpiandraikitra satria matetika ihany ry zareo no manao anio.

Ka inona no antony?? sady ohatrin'ny mifankahalala tsara ry zareo rehefa tena mifamaly ao.
novalian'i rhina ny 22/09/2009 06:47
2. ni81 ( 14/09/2009 11:02)
Ka inona no antony?? sady ohatrin'ny mifankahalala tsara ry zareo rehefa tena mifamaly ao.
:lol: :?:
3. xxx ( 14/09/2009 13:29)
xxx:

Mahagaga ihany ry reto no tsy mampanjavona an-dry wiwi mianakavy ao amin'ny dinika politika ao.

Olona telo no hitako tena mahazo ao:
- i ra-No (zavatra hifanaovana moa ny an-dry zareo fa raha mijery lavitra aho dia i ra-No no tsy nahantaty nefa nahay vava izay ihany ity farany ity taloha).
- i pikatti ( taloha ity tsy niteny ratsy fa izao efa manomba koa).
- farany dia tsy iza fa ny mpiandraikitra voalohany indrindra. Mpiandry vavahady ve ry reto no hiantsony azy!

Tsoriko avy hatrany aloha fa misy hevitra hitovisako amin'ireto wiwi ireto indraindray ao amn'ny sehatra politika ao, fa na dia izany asa lasa ihany ny saiko hoe toa tsy sahy mampanjavona ireo ps ireo ny mpiandraikitra satria matetika ihany ry zareo no manao anio.

Ka inona no antony?? sady ohatrin'ny mifankahalala tsara ry zareo rehefa tena mifamaly ao.



I rano anie ka i fiffi eeee! be taimbava fa kely hery !bala rora ireny eee! ié mifankafantatra daholo rizareo, manao pôlitika avy lavitra dia tsy mahataty! Dia mibontsina izay tsy mahazaka!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. ni81 ( 14/09/2009 14:14)
I rano anie ka i fiffi eeee! be taimbava fa kely hery !bala rora ireny eee! ié mifankafantatra daholo rizareo, manao pôlitika avy lavitra dia tsy mahataty! Dia mibontsina izay tsy mahazaka!!!
hay ve mifakafantatra daholo ihany kay moa ianareo ireo izany fa mody manao vazaha mody miady o? :D :-P
5. xxx ( 14/09/2009 16:48)
Hiangavina rangaha i hery na i Ing. ravatorano na izay mpiandraikitra afaka mandray fepetra ao mba hampitrahatra avy hatrany ilay teny mamoa fady ataon-dry zalahy ao amin'ny dinika politika ao fa lasa manimba ilay revy.

Fisaorana.
6. Papoose ( 14/09/2009 20:48)
mivoaka ndray ny dossier marina! :-D
7. ni81 ( 14/09/2009 20:55)
mivoaka ndray ny dossier marina!
F'angaha tsy mbola classé? :-P
8. Papoose ( 14/09/2009 21:06)
ko io misy mikarokaroka io ndray! :^)
9. xxx ( 15/09/2009 05:22)
Araka ny lazaiko etsy ambony dia mahagaga ihany no mbola tsy amafan'ny mpiandraikitra izay olona miteny ratsy ato, nefa taloha aza vao misy zavatra kely tsy azoazon'ny mpiandraiktra fotsiny dia voafafa.

Porofo azo tsapain-tanana izany izao fa tsy SAHY mafafa ny mpiandraikitra.

:?: :?: :?:
10. xxx ( 15/09/2009 07:05)
Mazava ny lalàna mifehy ity serasera ity.

Teny notsongaiko tao amin'ny fitsipi-pifehezana:

Ao anaty fifanajana sy fanajana ny maha-Malagasy hatrany no hifandraisana eto amin'ny namana.serasera.org. Ny namana mifandray eto dia manaiky fa:

Tsy hanompa ny namana hafa amin'ny hafatra alefany. Raha voaporofo fa nanao izany izy ka tsy misy antony voamarina sy azo ekena dia azo esorina tsy ho namana.
Tsy handefa hafatra miendrika "spam" (alefa amin'ny olona maro sy misy dokam-barotra) tsy nahazoana alalana mialoha avy amin'ny mpiandraikitra.
Tsy handefa hafatra misy virus na bibikely mety hanimba ny milin'ny namana hafa.
Tsy hitady fomba hanelingelenana ny lohamilina ampiasain'ny serasera.org
Raha tsy manaraka ireo izy dia hoesorina ary hosakanana tsy ho namana intsony.

FA MANINONA NO TSY SAHY MANALA IREO OLONA IREO NY MPIANDRAIKITRA.
11. xxx ( 15/09/2009 10:44)
Incompréhension totale???????

Ny loha-hevitra nosokafako tao amin'ny dinika politika tsy misy ompa dia NOFAFAN'i MPIANDRAIKITRA androany (zavatra vao nosoratako tamin'ny maraina teo) fa ireo dinika maro be misy ompa ireo dia NAVELANY ao ihany.


??????????????????????????????????????????????????????
Ataoko angamba fa mba mila fanazavana ihany lé izy e!

Saho ary misy olona mandrahona an'i mpiandrikitra any ho any no toa lasa BARANAHINY tahaka izao ilay izy????
12. ni81 ( 15/09/2009 19:35)
13. Papoose ( 15/09/2009 21:17)
ndriii eeee
14. rhina ( 21/09/2009 05:21)
xxx:

Incompréhension totale???????

Ny loha-hevitra nosokafako tao amin'ny dinika politika tsy misy ompa dia NOFAFAN'i MPIANDRAIKITRA androany (zavatra vao nosoratako tamin'ny maraina teo) fa ireo dinika maro be misy ompa ireo dia NAVELANY ao ihany.


??????????????????????????????????????????????????????
Ataoko angamba fa mba mila fanazavana ihany lé izy e!

Saho ary misy olona mandrahona an'i mpiandrikitra any ho any no toa lasa BARANAHINY tahaka izao ilay izy????


dia tena tezitra be mintsy ve ela
za ko les efa nisy nanao an'io a
nisy sary napetrako tao an ho jeren'ny namako d nofafan'ilay olona i Ralay ngamba no anarany raha tsy diso za nefa efa fantatro tsara mintsy ny sata mifehi ny serasera dia tsy nteny tsony a
reraka eo ela fa aza marary fo amzany nefa @ io ao be sary misy ny zanaky ny afa bedbe an na i Hery aza le mbaby zazakely iny hiiiii
fa zay e
tsiky d ampy hoy i Hery fa aza tezitra e
rehefa sendra le kofafa d vofafa e!!!
fa rehefa tsy sendrany d ao ihany
hihihi!!!

manorata hevitra vaovao indray
15. hery ( 21/09/2009 09:12)
rhina> Ny ao amin'ilay sarin'ny namana dia ny sarinao ihany no azo atao ao ka.

Fa ao amin'ny sarintava dia izay tianao atao :-)
16. rhina ( 22/09/2009 06:47)
hery:

rhina> Ny ao amin'ilay sarin'ny namana dia ny sarinao ihany no azo atao ao ka.

Fa ao amin'ny sarintava dia izay tianao atao :-)


misaotra an'i hery
efa azoazoko ihany lo fa izay fa otran tsy nanaiky fotsiny ny saiko raha tsy misy mamaly kely otranzao
misotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0908