Momba ny serasera.org
hery
(
01/09/2010 15:36)
Asa na hitanareo fa efa mandeha ilay fitadiavana teny na olona ao amin'ny tahirin-dresaka ao amin'ny karajia.
Rehefa miditra ao amin'ny tahirin-dresaka http://karajia.org/karajia/archives dia afaka m...
suite
répondu par ouioui le 04/10/2010 20:11
ouioui
(
01/09/2010 11:27)
[quote=arialy]
misy fona ny miteny oe ny op tsy mandaka namana, nefa refa anotaniana ilay pseudo oe iza lay naman, ovina no nitranga ny film, tsy mahita avaly
lazaina fona koa ny op oe masika sy injus...
suite
répondu par cyril le 04/10/2010 21:58
hery
(
31/08/2010 22:38)
Mahafaly ny milaza amintsika fa hitako misy lalao 1000 bornes koa ao amin'ny karajia.org amin'izao fotoana izao. Raikitra ny course :-)
Rehefa tafiditra ao amin'ny karajia dia soraty fotsiny hoe /join...
suite
répondu par ouioui le 26/09/2010 01:46
ouioui
(
31/08/2010 20:13)
Nangingina ratsy ndray ny tanàna klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/emoticones-msn-bravo.gif[/IMG]
, resak'olona privé tany iny izany , araka ny lohateny dia ny momba ny se...
suite
répondu par ouioui le 08/09/2010 23:01
arialy
(
25/08/2010 10:33)
misy fona ny miteny oe ny op tsy mandaka namana, nefa refa anotaniana ilay pseudo oe iza lay naman, ovina no nitranga ny film, tsy mahita avaly
lazaina fona koa ny op oe masika sy injuste refa misy ak...
suite
répondu par fahamarinana le 28/08/2010 15:20
xxwx
(
26/07/2010 07:51)
NiBUG koa ve izany ny serasera dia nitsangana t@ maty daholo ny mpamoa fady sa tena inona marina no nitranga ????
Mba asio jiro kely hoe io fa tsy mazava tsara , hoe ahoana marina???...
suite
répondu par xxwx le 01/08/2010 17:44
andrywui
(
25/07/2010 11:26)
zay dinika alefa rehetra misy mamafa daholo ,ze alefa misy tanana manala daholo !!... ggggrrrrr !..
-zany hoe niova famindra kely ndray zany ny serasera ka najanona le resaka fanesorana PS sy fi-blo...
suite
répondu par xxwx le 29/07/2010 21:38
xxwx
(
23/07/2010 11:17)
Mba manontany tena ihany aloha hoe, inona marina moa no tanjona t@ namoahana ireto lolovokatra e???
Lasa mandositra daholo ny mpisera VAO mahita fa nitsangana t@ maty i ANDRYWUI mpanopa sy mpaniratsir...
suite
répondu par cyril le 03/10/2010 03:01
hery
(
22/07/2010 23:42)
- Naverina ny loko fa izany hoe tsy mandoko ny tabilao iray manontolo.
- Naverina ny "Jereo aloha". Alohan'ny handefasana hafatra dia afaka tsindrina aloha ilay "Jereo aloha" mba hijerena ny endriny....
suite
répondu par pikatti le 26/07/2010 17:48
ouioui
(
16/07/2010 12:24)
Ahoana tsara fa tsy mazava ny fandehany ??? Misy Andrywui olona efa maty nanao heloka be vava nitsangana t@ maty , tsy hay intsony na hoe ahoana na ahoana, nahaza amnistie ve ny olona efa maty sa afak...
suite
répondu par pikatti le 26/07/2010 17:50
mpandrindra
(
13/07/2010 03:30)
Voatery nosakanana i terrywui sy feticon satria nandika ny lalàna mifehy ny serasera
http://forum.serasera.org/fitsipika
Tsiky dia ampy ...
suite
répondu par xxwx le 29/07/2010 21:41
tiarah
(
03/07/2010 06:17)
Tsetsatsetsa tsy aritro fotsiny fa hoatran ny manahirana maso kely ilay lohahevitra hita raha vao miditra ny vavahadin ny vondrona.
Misaotra mialoha amin ny fiaraha miasa
...
suite
répondu par ouioui le 12/09/2010 21:40
bazylou
(
01/07/2010 10:30)
siten'ny serasera feno pub avia havanana itony. tsy misy saosy intsony angaha rahery vatorano le..... ...
suite
répondu par xxwx le 26/07/2010 07:47
hery
(
25/06/2010 15:42)
Salama daholo indray,
Misy zava-baovao efa misy mampiasa indray ao amin'ny takelaka [url=http://namana.serasera.org]namana.serasera.org[/url] ka tiana holazaina amintsika tsirairay. Tsy inona izany f...
suite
fijo
(
24/06/2010 19:11)
salama e,
ary lasa aiz any dinika manokana rahery??...
suite
répondu par hery le 24/06/2010 21:26
Mpanazava
(
21/06/2010 06:23)
Mba tiako ho fantatra hoe ahoana ny mampiditra sary anaty D. Dur ka tiana aseho amin'ny Dinika?....
suite
répondu par Mpanazava le 21/06/2010 08:25
hery
(
12/06/2010 23:19)
Araka ny efa hitantsika dia afaka miseho avy hatrany eto amin'ny forum ny video avy ao amin'ny youtube sy ny dailymotion. Ny boutons roa farany rehefa manoratra no mampiditra azy ireo avy hatrany. Mi...
suite
répondu par sipagasy le 19/06/2010 06:59
gassmilay
(
10/06/2010 14:29)
Tokony haverina ilay fitsipika tsy afaka mandefa dinika raha tsy afaka ora iray satria zavatra tsy misy dikany daholo no mipoipoitra dia lasa tsy misy vanony ny loha hevitra , ny eo aza tsy lalinina n...
suite
répondu par xxwx le 26/07/2010 07:48
terrywui
(
10/06/2010 11:02)
LE TALOHA IZY TENA VOAFONO TSARA SADY MILOKO...
suite
répondu par xxwx le 16/06/2010 06:19
terrywui
(
09/06/2010 16:40)
zahay kosa aza terenareo hipitsa hanao pastera sy mopera ao amin politika mifampisafosafo ao zany kle !.....tsy de mety loatra izany fa asio dinika politika2 de raha tianao de aleo tantanan'i Andriamb...
suite
répondu par swann le 21/06/2010 09:53
