Fampiharana ny fitsipika serasera faram-parany teto

1. mpandrindra ( 13/07/2010 03:30)
Voatery nosakanana i terrywui sy feticon satria nandika ny lalàna mifehy ny serasera

http://forum.serasera.org/fitsipika
Tsiky dia ampy
novalian'i xxwx ny 29/07/2010 21:41
2. mpandrindra ( 13/07/2010 03:33)
http://forum.serasera.org/fitsipika
Raha misy fanontaniana fanampiny dia manatona na manoratra any @ Hery
Ny fitarainana rehetra momba ny takelaka dia azonao alefa amin'ny hery@serasera.org na koa alefa mivantana amin'ny mpandrindra ny serasera.org dia ny webmaster@serasera.org.
3. ouioui ( 13/07/2010 09:58)
O ry mpandrindra a! I wiwi daholo ihany ireo!jereo tsara anie ny IP any e!
4. andrywi ( 13/07/2010 10:13)
ninanenganinnii batista kleee... zay petsa elah zay hon hon hon hon .....
ao asio ao mihitsy ra mpandrindra fa be mokony loatra a feticon à feticon !! any amin'ny hell elah mifety miaraka amin'ny con hin hin hin hin
5. andrywi ( 13/07/2010 10:14)
"mifety miaraka amin'ny con" hon hon hon

misy ozy letsy fa mba atsoy kely ah ra ouioui a! tena serieux zany !!
6. ouioui ( 14/07/2010 21:23)
Natsoin-drapika foana ary ialahy androany , nisitri-belona tany @wc tany foana , hihihi
7. bekafara ( 14/07/2010 23:21)
aoka lesy lery e ,bado lahy ka tsy fantany hoe iza no manala azy,hiteniteny foana eto indray iny rahampitso
8. swann ( 15/07/2010 09:41)
Niantso lery fa any amin'ny toerana tsisy rezo lery no mihogahoga mahakamo be ka za ndry lety ry batista nolazainlery fa variana any amin'ny WC a, nareo mtsamy toa mitovy iany kou... samy soavaly maty daolo ,fa ny iray fotsiny soavaly adala moa ny iray kondrana !....

--sady be style be oe any amin'ny KFC ony lery fa tongava kitana elah !... nefa ary lery henoko otran'ny miloka amina casino zany !!
9. pikatti ( 15/07/2010 12:21)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
Petsa rawix klé,eo de manao zay mampalahelo be eo ndray leti, ao leisy fa hitondrainay KFC elah bainn a
10. andrywui ( 17/07/2010 17:32)
resaka pikatti mpandrindra ve ahataitra e !...

resa-bomanga manta ?
11. xxwx ( 20/07/2010 06:06)
Lolovokatra=andrywui minanenganony
12. andrywui ( 28/07/2010 14:31)
xxwx = olty feticon a! andramondramo iany bainn reny PS nlah nanao fahotana mahafaty voapala ireny sao defa mba namindrana fo a! .... mampalaelo be XXWX nlah !! otran'ny zaza hafa reny !! hon hon hon hon
13. xxwx ( 29/07/2010 21:41)
lolovokatra ve no hireherehan'ialahy, olona efa nohanin'ny fasana , raha izaho ilahy efa hanao ihany dia ny ps'ny dadaben'ialahy ampiasaina , ilay hoe Rajeneraly mpanopa olona iny sy mpandefa porno teto iny e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5311